TRATRA TAO @ VIVA NY EMETTEUR SY FITAOVAN'NY RNM & MBS
1. nyavo2000
(
09/03/2009 06:53)
Tsy tongatonga foana ny fanafihana ny VIVA t@ sabotsy, tsy hoe akory noho izy mitatata lainga tahaka ny mahazatra fa noho ny halatra be vava nataony.
Raha nahatsikaritra ny rehetra dia nisy fotoana ny VIVA nifanindry t@ RNM fotoana fohy. Rehefa natao ny analyse ny onde dia hitan'ny mpitandro filaminana fa miainga eny @ VIVA ny onjampeo, ka nahatonga azy ireo hanao iny actio iny.
Araka ny fanambaran'ireo olona samihafa de tratra tao ny emetteurn'ny RNM sy MBS izay mahataka-davitra erna'ny nosy...niezaka nampiasa ireo ny teknisianan'ny VIVA fa tsy tafavoaka firy le izy satria moa ireny emetteur ireny dia misy code ka olona 2 na maromaro no micomposé ireo code ireo vao afaka mandeha tsara ilay fitaovana.
Dia hita mibaribary izao hoe iza no namaky ny RNM, ny MBS, porofo mitohoka amin'ny tenda izao ny asa ratsin'ny TGV, tratra ambodiomby fa tena mpangalatra ary tena tsy vanona mpamotika ny fananam-pirenena
novalian'i tsinjo ny 09/03/2009 10:20
3. essera
(
09/03/2009 07:35)
nyavo2000:

1/ ny démenti an'iny aloha efa vita omaly raha naharaka vaovao tsara ianao satria tsy nisy an'izany fitaovana izany akory tao.
2/ Raha manaraka ny lojikan'ny zava-miseho izao ianao ry namana dia ilay efa mahazatra io atao io. Tapenana foana ny vavan'ny olona, efa lasa HERIM-PAMORETANA ny emmonat fa tsy ilay fanalavana azy intsony hoe MAINTIEN DE L'ORDRE NATIONAL.
Ianareo ange dia tsy hino mihitsy hoe efa be loatra ny zavatra afenina eto amin'ny firenena e. Takonana daholo na fahantrana na tsy filaminana, n'inon'inona.
Raha ny tian'ny fitondrana ange dia TV iray, RADIO iray no eto amin'ny firenena e.
Toro-hevitra : raha zavatra azo nentina tamin'ny moramora, nahoana no nohasarotina (brouillage onde emission, fandravana ny olona mitolona).
Ity faharoa ity dia tsy nisy fandrobana raha tsy niainga ny fandravana tolona (nijapy am zay tsinona izay oul efa miandry kendritohina fikorontanana). Tadidio io fa tsy hino an'izay aloha ianao izao fa andefaso hafatra ihany aho rehefa tonga amin'ilay fotoana hahatsiarovanao saina. Zany a !!
4. BOYSGOSS
(
09/03/2009 07:40)
bema555:
TSY MARINA ZANY E!! AZA MINOMINO FOANA RY VAHOAKA MALAGASY
Aza mamaly botolo b wa fzay le lohana TGV, hanontanio ry zalah injenieran'ny fifandraisanadvitra momba ny atao hoe faisceau hertzien de ho hitan-gah tsara mintsy hoe rayon de firy kilometre ny tanjaky ny an'i viva d firy ny anny tvm sy mbs.
Mifanindry ny frequence roa ry leity rehefa mitovy hery ireo fitaovana ampiasaina ah. tahaka ny vam ihany io raha subaru mtovy mifanindry tsara fa miakina @ pilote sisa ka izay no tsy nahatafavoaka ny an'ny viva satria zefa b ny teknisianina ampiasainy.
Naka ny an'olona izay efa codé daholo ny element momba azy ka tsy azo alefa
5. essera
(
09/03/2009 07:46)
nyavo2000:
Tsy tongatonga foana ny fanafihana ny VIVA t@ sabotsy, tsy hoe akory noho izy mitatata lainga tahaka ny mahazatra fa noho ny halatra be vava nataony.
Raha nahatsikaritra ny rehetra dia nisy fotoana ny VIVA nifanindry t@ RNM fotoana fohy. Rehefa natao ny analyse ny onde dia hitan'ny mpitandro filaminana fa miainga eny @ VIVA ny onjampeo, ka nahatonga azy ireo hanao iny actio iny.
Araka ny fanambaran'ireo olona samihafa de tratra tao ny emetteurn'ny RNM sy MBS izay mahataka-davitra erna'ny nosy...niezaka nampiasa ireo ny teknisianan'ny VIVA fa tsy tafavoaka firy le izy satria moa ireny emetteur ireny dia misy code ka olona 2 na maromaro no micomposé ireo code ireo vao afaka mandeha tsara ilay fitaovana.
Dia hita mibaribary izao hoe iza no namaky ny RNM, ny MBS, porofo mitohoka amin'ny tenda izao ny asa ratsin'ny TGV, tratra ambodiomby fa tena mpangalatra ary tena tsy vanona mpamotika ny fananam-pirenena
1/ ny démenti an'iny aloha efa vita omaly raha naharaka vaovao tsara ianao satria tsy nisy an'izany fitaovana izany akory tao.
2/ Raha manaraka ny lojikan'ny zava-miseho izao ianao ry namana dia ilay efa mahazatra io atao io. Tapenana foana ny vavan'ny olona, efa lasa HERIM-PAMORETANA ny emmonat fa tsy ilay fanalavana azy intsony hoe MAINTIEN DE L'ORDRE NATIONAL.
Ianareo ange dia tsy hino mihitsy hoe efa be loatra ny zavatra afenina eto amin'ny firenena e. Takonana daholo na fahantrana na tsy filaminana, n'inon'inona.
Raha ny tian'ny fitondrana ange dia TV iray, RADIO iray no eto amin'ny firenena e.
Toro-hevitra : raha zavatra azo nentina tamin'ny moramora, nahoana no nohasarotina (brouillage onde emission, fandravana ny olona mitolona).
Ity faharoa ity dia tsy nisy fandrobana raha tsy niainga ny fandravana tolona (nijapy am zay tsinona izay oul efa miandry kendritohina fikorontanana). Tadidio io fa tsy hino an'izay aloha ianao izao fa andefaso hafatra ihany aho rehefa tonga amin'ilay fotoana hahatsiarovanao saina. Zany a !!
6. xxx
(
09/03/2009 08:02)
BOYSGOSS:
bema555:
TSY MARINA ZANY E!! AZA MINOMINO FOANA RY VAHOAKA MALAGASY
Aza mamaly botolo b wa fzay le lohana TGV,
nanadinga koa zany lay loaharanom-baovao, fa tsy nisy ftaovan'ny rnm sy mbs zany tao???
fa hono oà klou le mahay B ty à? naona moa ny mbs no afaka niparitaka eraky madagascar, nefa anie nolazaina fa "ESSAI" no natao é. ary @zao fotoana, refa najanon'ny tompony ny mbs, maninn ndray ny radiomada no afaka manerana an'i madagaskara ndray nisolo ny mbs. sa zay lé lalana navokan'ny tompony? "essai" koa V no ataony, sa tonga @le hiragasy (raha mba mihaino zany nareo) oé "zé tian'ny tompony ihany io". hiragasin'i sahondra zanany io.
7. Andribe
(
09/03/2009 08:07)
fa nga simba ny matosn i lery no nindrana ny an ny mbs izy :-D :-D :-D :-D :-D
8. ratavao
(
09/03/2009 08:12)
Hita mihitsy enao ry nyavo2000 fa olona efa tsy mahita ambara intsony de manao tenin'olona efa miala aina sisa! iza no heverinao fa hino an'izany? mipetraha tsara rehefa voadona ko ny saina e!
9. xxx
(
09/03/2009 08:13)
dé gaga letsy zà ra- andribe @zay ko? so dé simba tokotrany ary nenazy, d ninjana neala? :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
10. dera82
(
09/03/2009 08:18)
Tena tsika samy gasy tokony hifanaja ndray ty no to lasa valala miady an-karona eto ko. Vaovao tsy marina lasa amparitaka hatraiza hatraiza. Tsotra ny hevitro e: asehoy ny porofo (sary, documents, ...) fa hita tao @ TV VIVA ny fitaovan'ny MBS sy ny RNM de hino marina ny oul fa mitombona izany vaovao zany, raha tsy izany de hiady @ zvt tsisy dikany eto sika rht.
11. mion
(
09/03/2009 08:18)
fa dia tratra tao tokotry le fitaovana bdb , tratra ny halatra ary izay no nampisitrika le birikilahy ity
12. Andribe
(
09/03/2009 08:24)
TOA NANOFAT@ RNM SY MBS I LERY HONO FA TSY HITA LE CONTRAT T@ NAHAMAY NY INJET :-D :-D :-D :-D :-D
13. xxx
(
09/03/2009 08:24)
dera82>> marina zany é. zao no mmahagaga ngé é, ny fahafahana milaza ny vao2, dé efa eo ampelatan-dry "tompony" @zao fotoana, ka maninn tsy naseho t@ tvm izany "halatra bevava" nataon'i tgv zany é?
hay moa ny ao @ emmonat sy ny GP, tsy misy mahay mampiasa camera ko, oay, zay no tsy tadidiko :lol: :lol: :lol:

14. Andribe
(
09/03/2009 08:26)
TSY MAHAY MAMPIASA CAMERA RY ZALAHY FA MAHAY MAMPIASA CASQUE AVY ANY CHINE CHINTOC :-D :-D :-D :-D :-D
MBOLA CASQUE TSARA TAREHY OTRAN NY HIRAN I MAHALEO IHANY VE RENY ZAO SA CASQUE CHINTOC
CASQUE LAITRAN NY VATO :-D :-D :-D :-D

15. xxx
(
09/03/2009 08:33)
RESABE DAOLY ZANY§§ RESAKY NY OLONA TSIS ATAO !!! TS MARINA ZANY E!! RA MARINA ZANY RY nyavo2000 DE OMEO POROFO AHO: FA HINO AHO RA OMENAO POROFO AZO ANTOKA SY MARI-POTOTRA!!
omeo porofo aho ry anaka nyavo2000
:lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
omeo porofo aho ry anaka nyavo2000
:lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
16. Andribe
(
09/03/2009 08:36)
NGA MILA POROFO TSONY AMIZAO FOTOANA IZAO
MINOA FOTSINY IHANY :-D :-D :-D :-D :-D
MINOA FOTSINY IHANY :-D :-D :-D :-D :-D
17. xxx
(
09/03/2009 08:36)
rah amba nahay niaino, sy nandika ny tena dikan'ny hiran'i mahaleo mantsy ny mpitondra hatr'zay an!!!???
indrisy mantsy
indrisy mantsy
18. essera
(
09/03/2009 08:38)
Tena ny pro ra8 ihany kay no manao INTOX refeha tena narahiko ity sujet iray ity.
Manamafy kely ny tenin'ny namana tetsy aho hoe ianareo ilay milaza hoe nangalatra ny viva sns. Ny MBS ange ny akama efa ela be no nangalatra ary atao mibaribary be mihitsy fa tsy hoe afenina e.
Fantatrao ve ny lalana mifehy ny station privée eto Madagasikara fa rezionaly ihany ny faritra azony rakofana ? Raha nihaino ianao tamin'izany fotoana mbola nandehanany dia mivoaka tsara ao ny hoe : "Faly miarahaba an'i XXX avy any Toliary" Tamatave, etc... Faritany 6. Emission en direct io a.
Izay no hoe misy ambonin'ny lalàna eto amintsika. Mpitaribato vilam-bava ka ny teneniny "efa manara-dalàna isika izao", fa ny ataony mihoatra lavitra ny lalàna.
Mbola misy amaliana an'io ve i nyAvo2000. Faly mihitsy aho raha mba mahita valiny amin'io ianao. Misaotra mialoha

19. mion
(
09/03/2009 08:45)
essera, aza mihinandalitra fa efa io niandry anao hatry ny ela io ny pizza.
20. xxx
(
09/03/2009 08:47)
nyAvo2000 ngé mpiasan'ny radiomada é, zany moa ôôô!! mamafy "ny marina", sy ny "baikom-pitolomana" ho antsika mpisera izy. njôôôôô