TRATRA TAO @ VIVA NY EMETTEUR SY FITAOVAN'NY RNM & MBS

21. moi ( 09/03/2009 08:50)
Fandinihanay tsotsotra : ora iray teo (hono) no nifanjevoan'ny Emmonat sy ny andrimasom-pokonolona teny @ VIVA vao tafiditra ny Emmonat, ka raha naka ny émetteur TVM sy ny sisa ry VIVA dia nisy fotoana koa nanesoran'ny mpiasan'ny VIVA tao ireto fitaovana halatra ireto (raha tao tokoa), toy ny nitondrany ny serveur sy ny fitaovana sasany nitsoaka. Ary hinoana fa nataony laharam-pahamehana ny fanafenana azy satria dia porofo faran'izay mahafaty !
Ka iza ary no vendrana ?
22. mion ( 09/03/2009 08:56)
tokony dorana oa io VIVA io , atao toy ny nanaovany ny RNM sy ny MBS
23. xxx ( 09/03/2009 09:00)
ngà nao ra-mion sy maharaka, fa efa may izy zao à
24. rixes ( 09/03/2009 09:45)
TRATRA TAO KOA LE OSY MAINTY =))
25. ngoiha ( 09/03/2009 10:13)
Aza m'kozy intsony ry TGVizan'reto a .Ny Filohan'ny 13 mai aza efa vaky nandositra kou mbola inona ihany no mampirediredy an'reto eo e.sa mbola mtady emmonat indray.Ry wiwiwi aza efa lasa niova psd fa menatra tsy te-hiseo masoandro intsony fa voafitaka mafy tamin'ny nataon'i ADRY RADOMELINA .Marina letsy ny an'lah ra wiwiwi a miala haingana sao DOMELINA MANDRAPAHAFATY EO =D> =(( =(( =(( =(( =(( =(( =(( =(( =(( =(( =((
26. tsinjo ( 09/03/2009 10:20)
izay mbola tsy nahita maso ny zavatra miseho aloha dia mbola voky lainga mitsy e , ra te ahafantatra ny marina nareo de ny iray fotsiny amreo olona miasa ao am enceinten-ny tana water front ireo anontaniana ny zava-miseho ao am viva ao de zay vo mety ihiratra ny masonareo , refa tsy matoky ny lazain'ilay iray de manontania indray hafa de kopy enao , aleo tsy asina kozy be tsony fa efa mamon'ny lainga aby ny akamaron'ny gasy :@ :-@
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.366