Politika

xxx ( 10/03/2009 08:46)
:arrow: hono a tsy zao mahazo atsika gasy zao vé no atao hoe genosyde e :!: ... tohiny
novalian'i TEGEVE ny 10/03/2009 09:05
mosabe ( 10/03/2009 08:20)
Les Nations unies à Madagascar affirment que le leader d'opposition Andry Rajoelina a trouvé refuge à l'Ambassade de France. M. Rajoelina, a annoncé samedi dernier qu'il était en fuite après que... tohiny
novalian'i TIMTIKO ny 10/03/2009 10:30
rabaradaka ( 10/03/2009 07:19)
Efa tokony ho tamin'ny 18, 19, 20, 21 fevrier no natao ity fihaonan'ny mpanao politika rehetra ity fa lalaovin'ny dadatoa monsenera Odon Razanakolona ny fotoana. Efa impiry moa Ravalo no naneho izany ... tohiny
novalian'i fijo ny 10/03/2009 22:15
Mandefitra ( 10/03/2009 06:56)
United Nations staff in Madagascar say opposition leader Andry Rajoelina has taken refuge at the French embassy. http://news.bbc.co.uk/2/hi/africa/7933226.stm efa hatrany ampiandohana moa io, fa... tohiny
novalian'i Oay ny 10/03/2009 09:19
xxx ( 10/03/2009 06:47)
Niheritreritra azy ho mafy i Ra prezy ka nagarom-biby an-davaka. :-D ... tohiny
novalian'i fijo ny 10/03/2009 22:04
tokanah ( 10/03/2009 06:45)
Hita miariary izao ny tsy fitiavany tafika an'i ra8. Koa mbola inonona indray ny anarahana mpamono olona sy marenina tsy maheno ny feo ny vahoaka mikaikaika tsy manakoanina sy mahantra fara indiny, ny... tohiny
penguin ( 10/03/2009 05:50)
Ka ahoana efa niala 24 heures sa ampitomboina 72 heures indray ry TGVendrana a ? Efa niady ary raikitra ny Miaramila sa mahay mifanakalo hevitra izy samy izy ? Aminay dia mazava fa ny hamotika an'i Ma... tohiny
novalian'i fijo ny 10/03/2009 22:12
andrywain ( 10/03/2009 00:02)
maary izy fa tsy hoe mandositra na miafina akory depression kely fotsiny n mahazo ay satria raha misy mahazo azy dia tsimaintsy ireo olondravalo ireo ihany ho avy ts hoela izy fa aza malaelo 8) 8) ... tohiny
novalian'i TEGEVE ny 10/03/2009 08:53
virjiny ( 09/03/2009 23:40)
araka ny foalazan'ny B.B.C dia ao @ ambassade de france i tgv no miafina,za izany vao tena mazava ny resaka,mody lazain'ny prefet any la reunion any fony izy le nanjavona iny hayi tgv hay eto tana iha... tohiny
novalian'i xxx ny 09/03/2009 23:47
salopard ( 09/03/2009 22:36)
nY SPECTACLE DIA / STREAPE TEASE ny LALAO, sy lianah, sy Tinondia, ary patricia....... tohiny
novalian'i pikatti ny 10/03/2009 08:21
ndenn ( 09/03/2009 22:19)
Nankaiza daholo ianareo ô ? Toa tsy misy olona intsony ato?... tohiny
novalian'i yuka ny 10/03/2009 02:20
grosbras ( 09/03/2009 19:54)
antsoina isika miaro ny ara dalana ho tonga hanao rodobe eny mahamasina dem1,@ 9ora tsy diso,mitondra tsaky kely fa mafy ny adintsika :^) :^) :^) :^) :^) ... tohiny
novalian'i tsinjo ny 10/03/2009 07:07
xl ( 09/03/2009 19:26)
Tetika efa voahomana hatry ny ela ny fandrbanea teny amin'ny Galerie Smart andorany 09 Marsa 2009 iny raha ny fandinihana. Hatry izay dia tsy totonsa ny tetika satria teo foana ireo ireo EMNAT. Voa na... tohiny
novalian'i bradley7 ny 09/03/2009 19:57
tanymasina ( 09/03/2009 19:21)
Ilay Reny malala nivadika ho renikely. Niteraka zaza mandoza mihotakotaka miady lova. Koa dia nihotakotaka noho izany ny fianankaviana. Ramalagasy – Very ny fahombiazan’ny finoany fa tsy nahala... tohiny
novalian'i ifiona ny 09/03/2009 19:26
andrywui ( 09/03/2009 19:14)
Aiza ry be vava tato !! aiza i Ntezeve ,penguin , Noue kely ,mirana , ifiona ... toa ts sahy nipoipoitr eto tson sa efa mandindona ny ahazo azy amiko eto sa marary any ampandriana any daholo(na mody... tohiny
novalian'i ainaheri ny 10/03/2009 12:11
xxx ( 09/03/2009 18:59)
Mba manontany aho ,aana ireo minisitra vao notendrena omaly ireo? Nisy nidedaka be mantsy tato fa hoe vadina minisitra :-D :-D :-D :-D :-D ... tohiny
xxx ( 09/03/2009 18:46)
novalian'i sitlo ny 09/03/2009 20:56
ifiona ( 09/03/2009 16:38)
zany hono! Madagascar: Rajoelina sous protection de l'ONU, "assises" de sortie de crise AFP 09.03.09 | 16h52 L'opposant malgache Andry Rajoelina, en conflit ouvert avec le président Marc Rav... tohiny
novalian'i tafondro ny 10/03/2009 19:41
dasy ( 09/03/2009 16:35)
tsy mandeha izao ny topmada, misy antony ve ?... tohiny
novalian'i TEGEVE ny 10/03/2009 09:19
ratavao ( 09/03/2009 14:57)
Rehefa tsy nanao ny fanaony intsony ny EMMO-NAT dia nalefa ireo gros bras handroba mba hanasoketana fa ny vahoka no manondroba fa tsy misy emmo/nat handamina. De mody atao daholo izay mahomby rehetra ... tohiny
novalian'i TEGEVE ny 09/03/2009 20:07
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.4778