Politika

pimaso ( 11/03/2009 15:31)
Dera sy Voninahitra no atolotray ireo miaramila roa camion sy jeep roa nisambotra ireo tgv anjatony anio, tohizo tompoko ny fahatsampantenanareo fa kely sisa dia to tapitra ny isan'ireo tgv mpanakoro... tohiny
novalian'i xl ny 12/03/2009 09:26
xl ( 11/03/2009 15:23)
TOHIZO NY FIRAISAN KINA FA DORAN TSIKA VELONA DAHOLO IREO FAHAVALOM PIRENENA IREO, TSY MAY NY TRANON NY DEPIOTE RAKOTOARIVELO NOHO NY FIFANAMPIANTSIKA T@ POLISY SY EMMONAT ARY MIARAMILA ZATO IZAY N... tohiny
novalian'i xl ny 12/03/2009 09:22
ronaldo09 ( 11/03/2009 15:09)
Tsara le fifonana fa tara ary tsara koa ny fifampiraharahana fa efa tsy amy place-ny zao ,miala tsiny ry zoky fa aleo ialahy miala na mitsoaka manaraka an'i Guy Rivo fa tsy hisy handray ny fifonanao... tohiny
novalian'i fijo ny 11/03/2009 20:44
TEGEVE ( 11/03/2009 14:06)
anaka isany tapaka ny hevitra ato à foibe fa tsy hifampiraharaha @ filoha hajaina R8 koa ,izay aloha ,ny miaramila efa lasanay ka aoka hilamina ianareo aloha dia diniho sy fakafakao (l) (l) ... tohiny
novalian'i fijo ny 11/03/2009 20:56
bazylou ( 11/03/2009 13:23)
miaramila eto Madagasikara . Ho feno hatrany anefa ny maty sy doro trano ary magazay. Misaotra tompoko :-D :{ :-D :-D ... tohiny
novalian'i TIMTIKO ny 12/03/2009 00:31
nyavo2000 ( 11/03/2009 13:21)
RAHA TOA KA MAMPIASA HERY AMIN'NY VAHOAKA NY CAPSAT DE TSOTRA NY SOSO-KEVITRA, IZAY OLONA REHTRA AFAKA MANOME VAOVAO MIKASIKA NY MIARAMILA MPIOKO MANOMBOKA @ LE COLONEL Noel RAKOTONANDRASANA HOE AIZA... tohiny
novalian'i fijo ny 11/03/2009 20:58
essera ( 11/03/2009 13:13)
Aza ilay olona mihira sy ny fironany amin'ny politika no jerena ange ry zareo fa ilay hevitra nampitainy, dia hitako tena marina daholo ilay voalaza. 1-Oay reto isika e(2) fa mifanenjika sy mifand... tohiny
xxx ( 11/03/2009 12:57)
may ny radio mada ary tifitra variraraka eny anosy... tohiny
novalian'i tsinjo ny 11/03/2009 15:31
TEGEVE ( 11/03/2009 12:22)
anaka isany mba mangataka ny tenako maba hifandray ,hifampiraharaha ny mpitondra ny madagasikara isan-jokajiny manoloana izao zava-dratsy izao ,ataovy izany avelao any ny hambim-po ny tsirairay mang... tohiny
novalian'i pikatti ny 11/03/2009 13:54
Noue ( 11/03/2009 11:57)
Mba mahalasa saina ihany ary mampametraka fanontaniana oe [b]mba misy fitiavan'tgv an'i M/car sy ny Malagasy ve ?[/b] satria efa hitany sy efa fantany zai ny zava-miseho ary tsy ahitana vaha-olana hat... tohiny
novalian'i fijo ny 11/03/2009 21:55
bozyboleta ( 11/03/2009 11:47)
Ireo olona hiandry ministera no niharan'izany ary raha nitsoaka tany @ HJRA dia mbola narahan'ireo mpitifitra ihany.... tohiny
novalian'i fijo ny 11/03/2009 21:07
lemenakely ( 11/03/2009 11:29)
Raha ny zavatra hita omaly 10 martsa izay saika nifandonan ny pro TIM sy ny pro TGV dia TENA AZO LAZAINA fa ny RADIO MADA sy ny RADIO ANTSIVA no tena tompon'antoka t@ fifandomana. Tena mila jerena ... tohiny
tsinjo ( 11/03/2009 10:37)
tena mety hitoraka salut letsy za ra wuiwui a ,tena mamela lesty ahy ra wuiwui a... tohiny
novalian'i tsinjo ny 11/03/2009 13:23
naughtyboy ( 11/03/2009 10:23)
Na dia efa samy henontsika rehetra aza @ fampielezambaovao hafa dia araka ny tatitra nataony ireo matoambaovao vahiny toa ny \"The Asian age, Al Jazeera\"avy ao kontinanta samihafa de efa akaiky ny fa... tohiny
TIMTIKO ( 11/03/2009 09:38)
MAMPITANDRINA IZAY TSY TIM ETO IZAHAY HO ANIREO ZE PANAKROTANA HOSAMBORINA IANAREO HOANAREO IZAY MPIANTSY ADY HOTIFIRINA IANAREO HO ANAREO TGV RAHA MBOLA MITOHY NY FIADALADALANAREO ETO DIA HO... tohiny
novalian'i xxx ny 11/03/2009 12:27
xxx ( 11/03/2009 09:25)
Na Ra8 na i TGV samy efa mamono tsikely² ny gasy ihany @ izao zava-misy izao, samy tompon'Andraikitra feno, miampy ireo mpanao politika tsy hitady solution iraisana fa ny an'ny tenany sy ny mety amin... tohiny
novalian'i andrywui ny 11/03/2009 11:23
fatsorakely ( 11/03/2009 09:23)
raha ny zava nisy teny @ capsat dia hoe nisy polisy voasambotry ry zalahy teny ary dia nodorana velona .... tohiny
novalian'i xxx ny 11/03/2009 09:39
virjiny ( 11/03/2009 09:08)
aiza ny fil d'infos :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :ro... tohiny
novalian'i ifiona ny 11/03/2009 09:58
moi ( 11/03/2009 09:07)
Nanomboka oviana ny Filoha Ravalomanana no io mi-cravate mena io foana e ? Sa tsy tsikaritrareo ?... tohiny
novalian'i moi ny 13/03/2009 10:10
rixes ( 11/03/2009 09:02)
refa tsy mande ihany ny radio VIVA sy ANTSIVA de akatony any koa io radio mada io . ... tohiny
novalian'i ngoiha ny 11/03/2009 10:29
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.5727