Politika

penguin ( 12/03/2009 05:50)
Na inona hitranga na inona hidona ny ara-dàlana ihany ny anay na ho resy tosikin'ny barofo na ahoana. Tsy karazanay ny mifaly sy mitaingina izay mihevitra ho matanjaka amin'ny tsy izy. Maninona moa r... tohiny
novalian'i fijo ny 12/03/2009 21:45
ainaheri ( 12/03/2009 04:57)
Selon le quotidien La Vérité, une partie de la famille de Marc Ravalomanana aurait pris un vol pour l'Ile maurice hier Naninona nasaina nitsoaka,d oviana ra8 no manaraka azireo?? Ngah tsy minoa... tohiny
essera ( 12/03/2009 03:42)
Salama daholo indray, Mbola mba miangavy ihany ry zalah oe atsaharo ilay fihantsiana sy ny sisa a. Jereo ange ny sujet foronin'ny sasany fa tonga hatrany amin'ny resaka foko. Ataoko angamba fa t... tohiny
novalian'i sitlo ny 12/03/2009 09:19
TIMTIKO ( 12/03/2009 00:15)
TAPAKA NY FANONDRON I TGV DE TSY AFAKA MANAO V TSONY LERY FA FANONDR ADALA SISA MISEHO DIA INY HONO HO AN IZAY TGVIZAKA REHETRA =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) ... tohiny
novalian'i fijo ny 12/03/2009 21:36
bazylou ( 12/03/2009 00:06)
nyair force 1!!... tohiny
novalian'i pikatti ny 12/03/2009 01:32
xxx ( 11/03/2009 22:33)
efa en route vers iavoloha ny mutin ireo nisy nahita izany hoe efa tafahoatra ny tetezan'ny tanjombato,efa betsaka ny gasy au courant... tohiny
novalian'i fijo ny 12/03/2009 21:34
bradley7 ( 11/03/2009 22:19)
Le président de la République, Marc Ravalomanana, s’est adressé à la Nation, hier après-midi. « Je vais vous dire ce qui est au fond de moi. Je tiens à vous le faire savoir que s’il y a qu... tohiny
novalian'i fijo ny 12/03/2009 21:28
sitlo ( 11/03/2009 22:12)
Dia iza no hotafihinareo? Izaho toa valaka be ihany ny saiko fa lehibe tao Tana nefa manana ny cousins cousines any amin'ny sisiny. Ny ahy toa izay pro-ratsiraka ihany no hovonoiko rehefa any ah... tohiny
novalian'i fijo ny 12/03/2009 21:26
xxx ( 11/03/2009 22:02)
Ry zareo :!: ... tohiny
novalian'i fijo ny 12/03/2009 21:23
ndenn ( 11/03/2009 21:36)
Asa raha mba misy mahatsapa fa @ lafiny politika dia tena tokan-tena tsy misy mpanampy iM/car , ny @ lafiny ekonomika indray dia potika hifandrotehan ' ny eran- tany mihintsy , na asiatika , na afrika... tohiny
novalian'i xxx ny 12/03/2009 08:52
filazana ( 11/03/2009 21:33)
ho dorana manomboka rahampitso ny tranon'ny TGV sy ny havany rehetra... tohiny
novalian'i fanou14 ny 12/03/2009 06:44
tovolahy007 ( 11/03/2009 21:17)
Miarahaba ny rehetra izay mbola mahatsiaro fa Malagasy! Amin'ny alahelo lehibe no ahenohina sy ahitana ny zava-misy eto @ Tanindrazana. Mampalahelo ny mahazo ny firenena Malagasy sy ny vahoaka ao ami... tohiny
novalian'i pikatti ny 11/03/2009 23:49
Noue ( 11/03/2009 21:13)
mba diniho kely anie ity eee ! fa tena tsy manisy hasina, tsisy fanajana na an'iza na an'iza i TGV ! Iza no tsy nanolotra ny fanampiana mba handaminana zao zavatra mitranga zao??? nefa inona no valin'... tohiny
novalian'i fijo ny 11/03/2009 22:12
fijo ( 11/03/2009 20:41)
ny vaovao milaza fa may ny tranonn'y solombavam bahoak atim tao ankadifotsy.ny namana eto milaza fa niaro izany ny vahoak aka tsy may.iza no marina?... tohiny
novalian'i fijo ny 11/03/2009 20:50
Noue ( 11/03/2009 20:16)
[b]L’armée “n’est pas là pour faire un coup d’Etat” et annule son ultimatum Le chef d’état-major de l’armée a annoncé mercredi soir l’annulation de l’ultimatum de 72 heur... tohiny
novalian'i fijo ny 11/03/2009 22:10
xxx ( 11/03/2009 18:37)
vita ny mission namapnaovina an'i tgv,tsy mety hanatsika an le fihaonana dem1 izy nefa ny mpanohitra en general no nitaky an'io,etsy andaniny ny fepotoana nomen'ny miaramila tapitra rahampitso,inona a... tohiny
novalian'i fijo ny 11/03/2009 21:47
xxx ( 11/03/2009 18:15)
Raha ny fanadihadiana nolazain'ny ambasady amerikana eto M/car tao @ BBC dia hita sy tsapa fa efa atomotra ny ady an-trano eto M/car. Raha ny fihetsik'ireo miaramila mantsy dia hita fa efa misy hitov... tohiny
novalian'i fijo ny 11/03/2009 20:23
lemenakely ( 11/03/2009 18:10)
Efa tsy hita intsony izy ity fa dia na ny mpianatra aza dia nifampihatsy sy niady androany 11 martsa tokony ho t@ 8H 30 tany ho any . Ny LTC no nitarika voalohany raha nitoraka ny trano fianaran ny... tohiny
novalian'i fijo ny 11/03/2009 20:25
jombilokely ( 11/03/2009 17:52)
Calme fotsiny e ,ireo miaramila nikomy sy miseho azy mafy be eao @ captsat ireo,efa fantatra daholo ,tsy nisy niseho mafy ohatran'ny coutity fa saika ny ainy sisa nanefa rehfa azon'olona ,aiza no niaf... tohiny
novalian'i fijo ny 11/03/2009 21:32
maditra ( 11/03/2009 16:41)
Ajanony amin'izay zalahy e. Juste manamafy ny hevitry ny namana etsy ambany fotsiny e. Izao izany ny regle de jeu e, manoratra ny anarany ato ny tapa-kevitra fa hanajanona ny fihantsiana. Ireo izay mb... tohiny
novalian'i fijo ny 11/03/2009 20:29
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.9981