LMA sy ny LTC AMPEFILOHA nifanandrina androany 11martsa!
1. lemenakely (
11/03/2009 18:10)
Efa tsy hita intsony izy ity fa dia na ny mpianatra aza dia nifampihatsy sy niady androany 11 martsa tokony ho t@ 8H 30 tany ho any .
Ny LTC no nitarika voalohany raha nitoraka ny trano fianaran ny LYCEE MODERNE AMPEFILOHA .
Kanjo nony avy eo dia nivoaka koa ny mpianatry ny LMA miandahy miambavy namaly bontana