Politika
pikatti
(
12/03/2009 21:07)
Aiza i andywui iAndribe ifiona i fijo i yuka i sitlo ifozaoranabe idadabe TEGEVE i mirananirina i rakaroka i essera i ndenn, mba mahazo mivazivazy daholo anio alina fa tsy eo ny sakabe =)) =)) =))...
tohiny
novalian'i xxx ny 13/03/2009 11:26
zanaharyo
(
12/03/2009 20:15)
Le Président de la République Malgache est un protestant et le reste malgré les différentes formes directes et indirectes de pressions externes qu’il a subies depuis son accession au pouvoir. Il...
tohiny
novalian'i xxx ny 13/03/2009 11:47
myari
(
12/03/2009 19:52)
Nilaza indray ilay lazaina hoe lehiben' ny tafika izay nanora-tena fa tsy hampiantra ilay ultimatum 72 H, @ izay fotoana izay mantsy dia hanana fotoana tsara ry zareo hanampiana an'i TGV hanohy haka n...
tohiny
novalian'i xxx ny 13/03/2009 11:49
pikatti
(
12/03/2009 19:31)
Aiza i andrywui,ronaldo,efa lany taranaka ve oooooooooo :-D :-D :-D :-D ...
tohiny
novalian'i xxx ny 13/03/2009 11:51
pimaso
(
12/03/2009 18:51)
Antananarivo fut le théatre d'une tuerie effectuée froidement par les "mutins" (avec une dizaine de militaires sous-officiers qui se sont rangés du côté de TGV). La presse est muselée ou s'auto-...
tohiny
novalian'i xxx ny 13/03/2009 11:52
xl
(
12/03/2009 18:45)
Mialy efa nataon'i Sophie ratsiraka otages any an-dafy fa tsy vita ny mission l!! 300 milliards kosa ve avelan'ilay raika-lahy taloha iny ariana fotsiny any nefa mission tsy tafa!!
...
tohiny
novalian'i xxx ny 13/03/2009 11:53
sitlo
(
12/03/2009 18:38)
Hay ve izaho ity tsy gisa mainty fa mba betsaka ihany ireo olona mahita fa ny frantsay no ambadika e!
Tandremo ary rey anaka isany tsy manao strategie fa tsy maro noho ireo nararaky ny basy maro va...
tohiny
novalian'i xxx ny 13/03/2009 11:55
yvonKEL
(
12/03/2009 18:17)
manomboka miala serasera daoly ny olona fa tsy de misy ady hevitra loatra eto.Lasa fifamaliana @ taim-bava fa tsy valin-teny tena izy raha misy mametraka lohahevitra.
Mahafinaritra anefa teto 3 vol...
tohiny
novalian'i xxx ny 13/03/2009 11:55
pikatti
(
12/03/2009 18:11)
Raha misy mahita an'i salopard dia mba hampandreneso eto,mahazo vola be sy kojakoja samihafa é ,ny tena atahorako dia sao lery voatifitra alina =)) =)) =)) ...
tohiny
novalian'i xxx ny 13/03/2009 11:48
fozaoranabe
(
12/03/2009 18:07)
:roll: :roll: :roll: tsy misy copie coller aza mahatro hery sefo be ...
tohiny
novalian'i xxx ny 13/03/2009 11:56
xxx
(
12/03/2009 17:22)
poabasy ny mipoapoaka be eny mahazoarivo aza hitako ary feno miramila maro be ny lalana mankany ....
:roll: :roll: :roll: ...
tohiny
novalian'i fijo ny 12/03/2009 20:41
virjiny
(
12/03/2009 17:10)
tsy menatra akory monja roindefo miaraka ny miaramila capsat haka ny primature,tany lesy boriboriry monja roindefo an,aleo hilamina dia misesy ho trarain'ny tantara eo ialahy sy ny fianakavia ela ,ave...
tohiny
novalian'i Oay ny 13/03/2009 07:19
xxx
(
12/03/2009 16:29)
Falifaly lava izahay
Falifaly lava izahay
Falifaly lava izahay eh eh
Odon no miaraka aminay
Allez allez allez le TGV
Efa vita ny tantara eh, rahampitso maraina jereo tsara fa atao eo Andohalo n...
tohiny
novalian'i xxx ny 12/03/2009 17:01
bazylou
(
12/03/2009 16:19)
Transport aérien. L’avion présidentiel n’est plus sous la protection de la garde présidentielle
(12-03-2009) - Antananarivo – Le nouvel avion présidentiel de luxe de 60 millions de dollars,...
tohiny
novalian'i xxx ny 12/03/2009 17:47
andrywui
(
12/03/2009 16:06)
tsary misy hita tsony ny mpisera lety ee!! o lety ry artistika a! andao letsy tambatambazana fa tsy misy miditra eto tsony ny Tim a!! tsisy namana ane isika lahy eee!!! tezitra aby de midongy be...
tohiny
novalian'i virjiny ny 12/03/2009 18:05
andrywui
(
12/03/2009 15:40)
Mahafinaritra ery zao ny mamerina anzany teny malaza izany ato atrano ato !!! ato aho sady mihomehy be no miteny anzany !!! ha ha ha aha !!! sao de lazaina fa tsy mieritreritra na ratsy toetra ndray...
tohiny
novalian'i fijo ny 12/03/2009 20:49
zandikely
(
12/03/2009 15:00)
L'ambassade des Etats-Unis encourage ses diplomates et ressortissants à quitter Madagascar, où des pourparlers sous la médiation des Nations unies pour sortir de la crise politique ont été report...
tohiny
novalian'i andrywui ny 12/03/2009 16:00
Optik
(
12/03/2009 14:41)
Raha ny tsaho miely no heno de ôtr'reny hoe an-dry Tézévé reny ny tany sy ny firenena.
Indrisy anefa fa tsy fantatr'izy ireo ny contre attaque avo lenta miandry azy.
Mangitakitaka ery aho zan...
tohiny
novalian'i TIMTIKO ny 13/03/2009 00:18
a256011
(
12/03/2009 13:52)
Mampanahy be ahy ihany ny ain'izy roalahy. Ny antony dia efa maro loatra ny olona maty, vokatr'izao korontana izao.
Angamba tsy hiadiana hevitra hoe iza no niavian'izao korontana izao. Samy manana n...
tohiny
novalian'i fijo ny 12/03/2009 22:06
