Politika

Optik ( 13/03/2009 16:21)
Nandraman-dry Tézévé daholo ny stratejia sy ny fomba rehetra hanakorontànana fa mbol mijoro hatrany anefa ny marina!!! Izao ndray zao dia ny fanelezana [b]TSAHO[/b] no tetik'adin'izy ireo entina ... tohiny
novalian'i xxx ny 13/03/2009 21:47
diamondra27 ( 13/03/2009 16:01)
raha mandinika ny hevin'ny malagasy sasany aho dia izao no fandraisako azy: tena voadona mihintsy ny sain-dry zareo hoe raha miala ravalo dia i ratsiraka no miverina eo, na ny système ratsiraka. T... tohiny
novalian'i xxx ny 13/03/2009 21:37
ifiona ( 13/03/2009 15:46)
ity ny interview nataon'i RFI an'i colonel NOel Rakotonandrasa (transcript) -Quoiqu'il sorte de cette discussion de l'assise, l'essentiel c'est qu'il parte. -Il n'y a pas d'autre formule, une f... tohiny
novalian'i xxx ny 13/03/2009 19:41
endrika01 ( 13/03/2009 14:48)
Mandreraka be ny haka sary an-tsaina ny voalazany namana ao aminy dinika ao we soloina TGV ny sary amvola.Maninona no soloina ihany ka mbola vola gasy?Maninona no tsy soloina EURO sy DOLARD avy hatran... tohiny
novalian'i xxx ny 13/03/2009 19:49
pikatti ( 13/03/2009 14:40)
Mifandraisa tànana daholo ry mpitondra isany ,mifanajà dia mitohy ny hafaliana é , isika mpisera aleo hifankatia e, na i andywui ary ty niova nefa zay fahotana nataon'i lery teto zay lesy; xxx , ... tohiny
novalian'i xxx ny 13/03/2009 19:26
andrywui ( 13/03/2009 14:26)
Ny faniriako fotsiny de oe enga anie mba tsy hamiofo hianareo rankizy ato amin'ny serasera ka tsy hiditra hisera ato tsony , fa malaelo anareo aho aloh e!! (zao i Penguin ty efa tsy maketo tsony efa m... tohiny
novalian'i xxx ny 13/03/2009 19:52
tovolahy007 ( 13/03/2009 14:08)
Salama daolo e! Dia efa tokony hiomana daolo indray isika rehetra izany hitsena an'i RATSIRAKA mianakavy. Tsy maintsy atao tomefy olona ny sisindalana de samy mitondra saina daolo. I Rossy dia hanafa... tohiny
lemenakely ( 13/03/2009 13:39)
2 volana latsaka kely izay dia tsy mbola nahita vahaolana mivaingana isika mianakavy momba ity raharaha azo atao hoe manahirana sy mahamenatra ity ! Misafotofoto avokoa na ny fianakaviana na ny mpi... tohiny
novalian'i xxx ny 13/03/2009 19:27
Mirananirina ( 13/03/2009 13:18)
Misy hevitra mitovy ihany dia hanokafana lohateny bedia be,tsy araka intsony ny mamaky azy.Asa ianareo.... tohiny
novalian'i xxx ny 13/03/2009 19:58
jetl ( 13/03/2009 13:11)
Ohatran’ny mba mahalasa saina ihany ity fahafahana izay takiana sy dradradradraina etsy @ kianjan’ny 13mai ity satria raha tena atao ny fandinihana dia tena fahafahana hiverina indray @ gaboraraka... tohiny
novalian'i Oay ny 13/03/2009 15:51
bazylou ( 13/03/2009 13:09)
dia vita izany ny baolina ry zalahy, ary hendasina koa i iavoloha hatao ambany kibo!! :-D ... tohiny
novalian'i TEGEVE ny 13/03/2009 15:37
BlackGasy ( 13/03/2009 13:03)
Tena manahy aho ry zareo vao miala eo Ra8 fa tena zay manana 10 000 Ar mitambatra aloha tonga dia atakalozy haingana fa tsy handeha intsony ireny fa 10 000 Ar misy sary TGV indray izao no hanjaka eto ... tohiny
novalian'i BlackGasy ny 14/03/2009 08:15
Oay ( 13/03/2009 12:07)
Lasa adala i XXX fa rava i Babylon d inn sisa vahaolana manao copier coller satria marary andoha mahita ny zava-misy, rehefa kely aina aza mba manao ratsy ary ozy ny filou Marc Ravalomanana izay hoe T... tohiny
novalian'i yuka ny 13/03/2009 15:08
xxx ( 13/03/2009 12:06)
raha hananao porofo le mandefa copie coller dia esory si non mitohy tsy akijanona io saingy ajanona kely aloha jusqu'a 18h ahafan'ny mpisera mitafa eto. Mpanao sonia fozaoranakely... tohiny
novalian'i pikatti ny 13/03/2009 15:23
Annie2006 ( 13/03/2009 11:39)
Ahatohitra inona moa ireto 200 loha hiaro andravalomanana ity? Io ange ilay efa nolazaiko e: aiza ireo deputé, senatera, maire sy ny forongony izay TIM daholo toa tsy mahafehy vahoakany akory. S... tohiny
novalian'i xxx ny 13/03/2009 19:43
xxx ( 13/03/2009 11:31)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) ... tohiny
novalian'i yuka ny 13/03/2009 12:57
mosabe ( 13/03/2009 10:20)
ity misy article le MONDE http://www.lemonde.fr/afrique/article/2009/03/13/tension-croissante-a-madagascar_1167319_3212.html... tohiny
novalian'i xxx ny 13/03/2009 11:46
essera ( 13/03/2009 09:41)
Hoy "Oay" hoe : [quote]Ny voady natao ho an'ny Tanindrazana fa tsy natao ho an'olontokana. Hilaza ianao hanao hoe ka io no filou lanimbahoaka tsy mandà an'izany aho fa na inn lazainao na inn laza... tohiny
novalian'i zoozoo ny 13/03/2009 15:32
mangamanga81 ( 13/03/2009 09:31)
Tsy mbola nisy nahavita ny vitan Ra8 hatram zay.Ekena fa be ny tsy nety nataony,kanefa tsy ny fialany no vahaolana am zao fa ny fanovana ny rafitra sasany sy ny fombany izay heverina fa tsy mety.Izy n... tohiny
novalian'i vale ny 14/03/2009 02:17
xxx ( 13/03/2009 09:28)
ry vatandehilahy tongava eny iavoloha by pass,efa vonona ny sous officier rehetra,hiaro ny ara dalana .... tohiny
novalian'i rixes ny 13/03/2009 12:34
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.222