nidemisiona ny pm

1. bazylou ( 13/03/2009 13:09)
dia vita izany ny baolina ry zalahy, ary hendasina koa i iavoloha hatao ambany kibo!! :-D
novalian'i TEGEVE ny 13/03/2009 15:37
2. ifiona ( 13/03/2009 13:29)
inona ary ity mifaly tsy afa-tavoana ity?

14H15 : Démission du PM non confirmée. Info de 12H11 invalidée
12H11 : Selon nos sources, le Premier Ministre Charles Rabemananjara aurait démissioné depuis 1 heure ( conditionnel ).

:roll: :roll: :roll:
3. belex ( 13/03/2009 13:48)
ohatran'ny tsy maharaka vaovao ny aty fa tena nidemisiona marina ve ny PM :lol:
4. ratavao ( 13/03/2009 13:54)
Tena marina tokoa ve zany e sa milaza tsaho eo ko!
5. ifiona ( 13/03/2009 13:56)
K'efa hoe tsy marina zany.

Tsy mbola ni-démissione ny pm.
6. andrywui ( 13/03/2009 14:01)
Marimarina tsy de marina mety misy fahamarinany fa tsy de azo antoka fa marina iany raha efa kelikely eo fa tsy de tena marina ra izao aloha !!!


:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
7. TEGEVE ( 13/03/2009 15:37)
anaka isany tsy mbola raikitra io fa lazaiko anareo eo ihany (l) (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0676