Politika

Oay ( 15/03/2009 08:57)
Ny Mpanondraka voatondraka d nihevitra fa: _Efa mahantra sy maty noana ny Malagasy ka na hikorontana aza d tsy haharitra ela satria raha noana ny kibo mivezivezy ny fanahy.Ny tsy fanatany anefa d ny ... tohiny
rabingogilabanga ( 15/03/2009 08:29)
Izao toe_draharaha politika mafana izao no ilaina ny firaisankinan'ny samy Malagasy Hitadiavana ny hevitra hahasoa ny rehetra, tsy hisy intsony ny faty olona sy ny valifaty (Na TIM, na TGV, na ny h... tohiny
novalian'i tgvra8 ny 15/03/2009 17:58
xl ( 15/03/2009 08:22)
i Jesoa aza noenjehina koa maika fa i Ra8 kely Tadidio fa i Jodasy dia Sylla no endrika hisehoany @ izao fotoana izao koa aza kivy na orana mijotso na hafanana migaingina fa ny president ny ONU " Ba... tohiny
novalian'i xl ny 16/03/2009 10:38
harlyy ( 15/03/2009 08:02)
Ahoana ny hevitrareo raha i Jacques Sylla no president... tohiny
novalian'i ralevazou ny 16/03/2009 15:31
manitinah ( 15/03/2009 07:51)
maro ireo tratran'ny otage @ ty resaka TGV sy RA8 ty!!!!! ohatra ny directeur ny ESCA etsy antanimena dia naondry zalahy otafe ny alakamisy 12mars2009 lasa teo!!!! raha nalandry zareo ankerny tao t@ 1... tohiny
novalian'i fijo ny 16/03/2009 00:24
lemenakely ( 15/03/2009 07:50)
Tena tsy misy lôjika mihintsy ilay izy ary tena fanina daholo ny olona rehetra ,manaporofo izany fa ny mpitondra mihintsy no tena tompon andraikitra feno @ fahantran ny olona hatrizay , tsy mijery ny... tohiny
badboy ( 15/03/2009 07:36)
Tapitra ilay ultimatum adin'ny 4 : ho avy @ izay izany ve ny soavaly vy mandoro hanakila firehitra ny kakana misitrika anaty lavaka rehetra???? :twisted: :twisted: Ny tena mampihomehy dia i TGV a... tohiny
novalian'i ngoiha ny 16/03/2009 10:24
xxx ( 15/03/2009 00:22)
NAFENINA I TGV FA HOE MISY MIDATY HISAMBOTRA,SADY MITERAKA KORONTANA IHANY KOA,IZAO DIA NAVOAKA INDRAY I TGV,INONA NO ANTONY IZANY.AIZA LA france MIARO NY ARA DALANA E,SA EFA MISY MUTIN HIARO AN'I TGV... tohiny
novalian'i salopard ny 15/03/2009 00:27
xxx ( 15/03/2009 00:00)
Un peu de médecine tropicale: depuis l'indépendance en 1960, on a eu le PALUDISME avec Tsiranana, il était piqué par la France mais malgré tout Mcar a fait quelques pas en avant comme la Côte ... tohiny
novalian'i xxx ny 15/03/2009 09:03
ainaheri ( 14/03/2009 22:32)
Mba alaivo sary antsaina hoe ,firy grama isan'oul no azon'ireo nanatrika teny,raha atao hoe 200kg madio ilay vatan'omby?? :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i xxx ny 15/03/2009 18:18
salopard ( 14/03/2009 22:03)
Fa efa Tsy prezidan'ny Madagasikara intsony FA PREZIDAN'NY IAVOLOHA tsy ampy dôzy aloha, fa rahampitso tsy maintsy alaiko: ny ministeran'ny Rano sy ala (toaka sy bozaka) na ny ministeran'... tohiny
Jackychan ( 14/03/2009 20:28)
14 mars 16h30: IAVOLOHA Du monde à Iavoloha. centaine de voitures garées le long du by-pass. Des milliers de gens au bord de des familles entières avec femmes et enfants , calmes, sereins en appar... tohiny
xxx ( 14/03/2009 19:14)
Toa resa-be fotsiny sa matahotra ny ho voaroaka any Frantsa koa?... tohiny
novalian'i bazylou ny 15/03/2009 11:48
xl ( 14/03/2009 18:32)
Aza kivy Mahareta h@ farany... tohiny
novalian'i ikalavavy ny 14/03/2009 22:06
vilambava ( 14/03/2009 18:16)
Io moa ilay hira nalaza teny amin'ny 13 mai. Fa tena mahagaga sy mampiomehy ireto TGV ireto nama. Nanomboka teny Ambohijatovo ny resaka, Nitaky Demokrasia teny de tsy nahomby, dia niroso ny lalana d... tohiny
novalian'i ikalavavy ny 14/03/2009 22:02
rabehevitra1 ( 14/03/2009 17:49)
voalohany aloha dia tsy mety miala mihitsy i ra8 faharoa dia tsy sahy mankeny iavoloha ny tafika fa mbola maro ny manaraka ny ara dalana fahatelo dia nolavin'ny h.c.c ny fanonganampanjakana,fanina t... tohiny
zakilinina ( 14/03/2009 17:39)
Nohon'ny nafitsoky Andry sy ireo naniraka azy no anton'izao. Amin'izao fotoana izao aloha dia mbola ho azo leferina ny fitotonganan'ny harin-karena malagasy. Amin'ny herintaona kosa dia tsy ohatr'izao... tohiny
xxx ( 14/03/2009 17:34)
Ity no mba hisaorana an'i Didier Ratsiraka hoy Ravalomanana any anka-pony any ,raha izy valaketraky ny adi- tsaina irery tao an-dapa iny, ny alin'ny alahady lasa teo. Raha tsy nanamboatra ity lapa ... tohiny
novalian'i xxx ny 15/03/2009 02:42
xxx ( 14/03/2009 16:51)
efa liana dia liana ery ny mpisera handre ny vaovao .Jerena foana ao anaty sobika hoe foy ihany ve izy izay sa lasa lamokany daho (l) (l) ... tohiny
novalian'i xxx ny 14/03/2009 17:51
rabehevitra1 ( 14/03/2009 15:37)
tsy sahy hikitika an'i filoha mihitsy ireo mutin ireo ,vonovorona no betsaka ,ary tgv efa zatra an'io ultimatum.mila tohan'ny vahoaka maro ny filoha indrindra hiaro ny palais fa izao resaka izao tsy m... tohiny
novalian'i xxx ny 14/03/2009 19:06
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.5355