Politika
Noue
(
16/03/2009 16:44)
[b]19:25 - Tirs à l’intérieur du palais présidentiel d’Ambohitsirohitra
19:10 - [URGENT] Quelques heures après la mise en garde de l’UA contre toute tentative de coup d’Etat, les mut...
tohiny
novalian'i mirana5 ny 16/03/2009 20:14
rabehevitra1
(
16/03/2009 16:37)
vakin'ny miaramila ny banky foibe,tofirin'ny ao @ palais ambohitsorohitra,doro trano ,fangalarana isan tsokajiny. :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll:...
tohiny
novalian'i xxx ny 16/03/2009 20:14
yuka
(
16/03/2009 16:23)
Mba omeo vaovao ao Ambotsirohitra ao ry zareo a!...
tohiny
novalian'i Noue ny 16/03/2009 16:42
xxx
(
16/03/2009 16:15)
Dia mbola haverina etoana, ho anireo mpomba an-dravalo etsy iavoloha. Mitandrema ianareo androany hariva fa ho avy izahay. Ka rehefa tsy te ho fatifaty foana dia miala teny na teneno ny havanao izay m...
tohiny
novalian'i iartistika ny 16/03/2009 16:45
xl
(
16/03/2009 15:42)
IZAY ATAON LISANY REHETRA ETO RY TGV
DIA HIANTRA @ HAVAN LISANY IRAY MANONTOLO
ASIO CAPSAT ERAN NY VODITRANON LISANY RAHA HAHARAKA
20.000.000 NO HAMONO AN LISANY
NDAO FA LALANA
MAKANESA ENY IAVO...
tohiny
novalian'i alina ny 22/03/2009 06:45
xxx
(
16/03/2009 15:03)
fanafihana en cours efa eo tanjombato ny blindé sy campion miaraka @ 4x4 feno soldat selon radiomada...
tohiny
novalian'i andrywain ny 16/03/2009 18:49
xxx
(
16/03/2009 14:20)
izahay eto @ serasera koa dia mandefa ity mandat d'arret ity hisambotra an'i Andry rajoelina....
tohiny
novalian'i aloalo ny 16/03/2009 16:23
xxx
(
16/03/2009 13:49)
aza adino fa ny vady amanjanakao de aty la frantsa, tsy misy piambina ary hitanay na tsy matetika ary, tianla ve ny hijaliany sy hangirifiry aty? sa tsy tianla hohita intsony angaha? mety tsy ho hitan...
tohiny
novalian'i Noue ny 16/03/2009 16:16
andrywui
(
16/03/2009 13:48)
Rehaef samy mifangizan de aleo ho eo zany ko innn mo !! iza no ho terena eo e!! iza no ho forcer na tsy maintsy hanao anzaroa na izatsy !! fa de aoleo ho eo ref samy mbola hiaino2 aloh !! a le fa...
tohiny
novalian'i andrywui ny 16/03/2009 16:41
rabehevitra1
(
16/03/2009 13:26)
efa lasanareo ny fitondrana,voabaikoreo ny miaramila,lasanareo ny ny ministera,efa ahazo 50millions dollars ianareo hampandrosoana ny dado koa maninona no mbola mankeny @ 13mai mitokona ianareo,avelao...
tohiny
novalian'i xl ny 16/03/2009 15:38
diloo
(
16/03/2009 13:07)
Mr. KOUCHNER faisait partie des hommes sages pôlitiques pour le respect des Droits de l'homme et de la Démocratie.
Curieusement, il se tait lorsque l'instrument démocratique véritable: le [b]Réf...
tohiny
novalian'i xxx ny 16/03/2009 13:12
salopard
(
16/03/2009 12:51)
16/03/09 à
15h 55, heures locales,
13h55, heure de paris,
12h55,GMT
http://www.cnfdi.com/demande_documentation.html
vonoy ny omby,
arosoy ny rano,
tsakoy ny ravina,
ievohy ny setroka,...
tohiny
novalian'i andrywui ny 16/03/2009 13:58
ifiona
(
16/03/2009 12:41)
izy ihany no nilaza an'io a!
15:20 - [URGENT] - Andry Rajoelina a délcaré sur la place du 13 Mai avoir reçu 50 millions de dollars de soutien d’un pays étranger
inona reto no tiny hahaton...
tohiny
novalian'i xxx ny 16/03/2009 19:10
badboy
(
16/03/2009 12:25)
Hatrizay tsy nanaiky fitsampankevibahoaka na fifidianana vonjimaika ka izao vao hoe référendum, procéssus démocratique sns sns!
Tena heverindranamana ho pondrodory daholo angamba ny gasy ka han...
tohiny
novalian'i kelly13 ny 16/03/2009 16:17
mion
(
16/03/2009 11:58)
ANIO HALINA DE A HANAFIKA ENY IAVOLOHA NY MPAMADIKA TANINDRAZANA MIARAKA AMIN'NY Mersenera israelianina anio alina araka ny vaovao azo farany ka inona no azo atao....
tohiny
novalian'i xxx ny 16/03/2009 16:03
xxx
(
16/03/2009 11:50)
13H20 : Le nouvel ambassadeur de France à Madagascar, Jean-Marc Châtaigner doit arriver à ce jour accompagné de Marie-Annick Bourdin, qui remplace Marie-Claire Gérardin au poste de première cons...
tohiny
novalian'i mion ny 16/03/2009 12:32
BOYSGOSS
(
16/03/2009 11:34)
Ny tena marina vao jerena fotsiny i TGV dia hita fa raintetaka sady be ranomaso.
Niheritreritra izy fa we ao aorinan'ny vahoka dia kanjo voavalim-botana avy hatrany t@ hetsika rehetra nataon'ny mpano...
tohiny
novalian'i notron ny 17/03/2009 06:13
ravatorano
(
16/03/2009 11:32)
Araky ny kabary nalahatr'Ingahy Andry Rajoelina teo amin'ny 13 mai izao atoandro izao dia namoaka didy fampisamborana an'Ingahy Ravalomanana ny ministeran'ny Fitsarana eo ambany fiahian'ny fitondrana ...
tohiny
novalian'i notron ny 17/03/2009 06:07
xxx
(
16/03/2009 11:19)
V comme voalavo maimbo miafina miandry ho vonoina ao mavoloha. ROMBO amin'izay ity e! ho tsapahintsika koa ny tena mba herin'ity raleva ity....
tohiny
novalian'i ravatorano ny 16/03/2009 11:55
Noue
(
16/03/2009 10:59)
[URL=http://img18.imageshack.us/my.php?image=sanstitrekj.png][IMG]http://img18.imageshack.us/img18/2026/sanstitrekj.png[/IMG][/URL]
hoy V :
[b]« Le pouvoir appartient à la population. La popul...
tohiny
novalian'i Noue ny 16/03/2009 16:29
