Politika

xxx ( 16/03/2009 06:02)
Voalohan-teny aloha dia miharahaba ny namana rehetra ato anaty forum. Zavatra mba nanohana ny tena ity ka tsy hay ny tsy hanambara azy fa alohan’izay aloha dia aleo tsoriko fa ny tenako dia tsy ... tohiny
novalian'i mion ny 16/03/2009 07:38
ravatorano ( 16/03/2009 05:49)
Nanome adiny efatra an'Ingahy Ravalomanana Ingahy andry Rajoelina mba hametrahany fialana. Lasa ilay adiny efatra dia efa samy niantranatrana avokoa ny rehetra samy nanongilan tsofina tamin 'ireo rad... tohiny
novalian'i ngoiha ny 16/03/2009 12:05
rixes ( 16/03/2009 04:49)
Tena i ra8 ihany no nampigadra ny tenany ao mavoloha , fa inona no hataorany tsy hipetrahany eny faravohitra , zavatra mbola ny vahoka manerana ny madagascar mbola tia azy ny 90% =)) ... tohiny
Randria2009 ( 16/03/2009 02:52)
Jereo eto: [url]http://madagasikara-2009.blogspot.com/[/url] na [url]http://randria2009.blaogy.com/[/url] na [url]http://www.123votez.com/sondages/sondage-gratuit-31833_54860.php[/url... tohiny
fijo ( 16/03/2009 00:30)
tgv
manomboka matahotra sy tsy maharitra i andry,satria manomboka tsapany fa mih amandao azy ny vahoaka notaritiny. maro mantsy ireo vahoaka ireo no tia azy ,fa manda ny goaikantitra mijapy azy. maro ko... tohiny
novalian'i xxx ny 16/03/2009 01:33
xxx ( 15/03/2009 20:59)
Asa na tena mandinika isika vahoaka na tsia fa ny zavatra fonosin'izao savorovoro eto amin'ny firenena izao dia ny resaka samy te ho patron-ny petrole izay efa an-dalam-pitrandrahana amin'izao fotoana... tohiny
novalian'i nyavo2000 ny 16/03/2009 08:39
Optik ( 15/03/2009 20:42)
http://www.123votez.com/sondages/sondage-gratuit-31831_54848.php... tohiny
novalian'i mion ny 16/03/2009 07:57
xxx ( 15/03/2009 20:19)
asa fa efa mande ny feo fa efa nanao resérvation fa ho avy any Mcar i Pierrot Rajaonarivelo sy pascal Rakotomavo, fa d ho hitatsika eo!... tohiny
novalian'i tsinjo ny 16/03/2009 06:15
xxx ( 15/03/2009 19:50)
dia mety rahoviana le referadum,amiko manokana mila fotoana ny fanaovana an'izany au moins 6 mois a 1ans ,nefa ny election presidentielle @ 2011,koa raha hoe lany le referadum dia mbola asiana ve ny e... tohiny
novalian'i fijo ny 15/03/2009 23:58
tgvra8 ( 15/03/2009 18:10)
POLITIKA ANIE NO ANDRIAMANITRAY SY ANDRY EE SAO NAREO VAOAKA MIEVITRA FA FIKA FOTSINY IO MODY MIVAVAKA ANDROANY IO 8) 8) 8) ... tohiny
Noue ( 15/03/2009 17:59)
[URL=http://img11.imageshack.us/my.php?image=madagsascarflag.jpg][IMG]http://img11.imageshack.us/img11/8128/madagsascarflag.jpg[/IMG][/URL] [b]Le président Ravalomanana confirme qu’un référe... tohiny
novalian'i Noue ny 16/03/2009 08:06
Noue ( 15/03/2009 17:07)
[URL=http://img208.imageshack.us/my.php?image=iavoloha15030900003.jpg][IMG]http://img208.imageshack.us/img208/3764/iavoloha15030900003.jpg[/IMG][/URL] [b]« Non je ne vous abandonnerai pas (…) Je... tohiny
novalian'i Noue ny 16/03/2009 08:09
bazylou ( 15/03/2009 14:37)
fa raha tian'ny vahoaka ny referendum dia ataony fa vonona izy ?? araka nyhevitrareo , naninona no izay vao tonga saina hanao an'io na ny hikasa hanao an'io ??? naninonano tsy natao dieny mialoha fats... tohiny
novalian'i fijo ny 16/03/2009 00:05
tsinjo ( 15/03/2009 13:30)
miomana isika fa mety hisy referendum ato ato de hita eo we iza no no tsy tiany vahoaka i TGV ve sa R8 ... tohiny
tsinjo ( 15/03/2009 13:30)
miomana isika fa mety hisy referendum ato ato de hita eo we iza no no tsy tiany vahoaka i TGV ve sa R8 ... tohiny
tsinjo ( 15/03/2009 13:25)
miomana isika fa mety hisy referendum ato ato de hita eo we iza no no tsy tiany vahoaka i TGV ve sa R8 ... tohiny
xxx ( 15/03/2009 12:10)
horaketina @ izay ve izy ity dem1,andro fitsaharana mantsy androany,tandremo f'efa betsaka ny akoho mirenireny dem1, :-D :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i fijo ny 16/03/2009 00:05
bazylou ( 15/03/2009 11:44)
natao ny kabary , dia natao ny fandranitana raha toa ka tsy mifezaka ny capsat, dia novokisana omby tsy hay tsy hay ny pokona maty noana , dia inona koa nymanraka e?? resy le8!!!!! dia raha toa ka ts... tohiny
xxx ( 15/03/2009 11:26)
tsy hita intsony i andrywui,fa lasa aiza .Toa hoe lasa milice tgv hono lery :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i andrywain ny 15/03/2009 22:29
xxx ( 15/03/2009 09:38)
efa mandeha ny radio mada sur internet mandeha direct ny evenement eny iavoloha... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 16/03/2009 11:17
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.2601