lasa aiza i andrywui e
1. xxx
(
15/03/2009 11:26)
tsy hita intsony i andrywui,fa lasa aiza .Toa hoe lasa milice tgv hono lery :-D :-D :-D
novalian'i andrywain ny 15/03/2009 22:29
3. xxx
(
15/03/2009 12:38)
hitako nanararaotra kaly maimaimpaona teny iavoloha lery fa tsy mahavidy henomby hono :-D :-D :-D :-D
4. xxx
(
15/03/2009 17:09)
decu be hono lery f'ela loatra,sady nisy nahita teny iavoloha nisakafo teny :-D :-D :-D :-D
7. tgvra8
(
15/03/2009 17:56)
I ANDRYWU NATAONAY SY TGV MANGINA KELY ALOHA SAO TSISY MIKOROTANA TSONY NY VAHOAKA VENDRANA 8) 8) 8)
8. xxx
(
15/03/2009 18:14)
ory letia ry zandrykely e aiza letia ela ,miandry an'ela ny mpisera :* :* :* :* :* :* :* :* :* :*
9. TEGEVE
(
15/03/2009 19:09)
anaka isany miala tsiny indrindra @nareo mpisera fa nahiditray kely ao @ cachot izy fa be loatra ny gafy sy ny tsy fanantanteraha missions nampiandraiketina azy (l) (l)
11. xxx
(
15/03/2009 20:53)
tena vaovao marina ity i ra wiwi lasa niasa ny RNM piraté misy koa tena vrai RNM @ izao ao tana ao :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
12. xxx
(
15/03/2009 21:44)
vita ra wiwi izany =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
