dia inona koa ny manaraka
1. bazylou
(
15/03/2009 11:44)
natao ny kabary , dia natao ny fandranitana raha toa ka tsy mifezaka ny capsat, dia novokisana omby tsy hay tsy hay ny pokona maty noana , dia inona koa nymanraka e?? resy le8!!!!!
dia raha toa ka tsy mifezaka izany ny ankilany dia hanoran asy hanavandra ny tim ve ?? tssss dia aleo hifamely ee: zay izao no tena tsara , de ze resy miala :-D :-D :-D :-D :-D .
Dia ianareo rehetra ve dia mino fa hijanona fotsiny amin'izao ny tgv ?? ounnntsss :roll: :roll:

novalian'i tovolahy007 ny 15/03/2009 14:33
3. tsinjo
(
15/03/2009 12:01)
mbola tsy miakatra ny soratra e, atao doly zao rehetra zao fa eh eh eh :lol:
4. TIMTIKO
(
15/03/2009 12:40)
MANOMANA NY BAOMBA SY NY TANK IZAHAY FA TSY TAITRA IANAREO AVY @ ALATSINAINY HAPOTSAKAY NY TSINAINY 8) 8) 8)
5. xxx
(
15/03/2009 14:23)
tsy misy miala eo président,tsy misy miala eo président, zany ny horakoraka ny vahoaka nifidy ny ara-dalana teny Iavoloha, HIARA-MATY AMINAREO ZA RAHA HILAINA ZANY hoy izy!
6. tovolahy007
(
15/03/2009 14:33)
Ary i Ravalomanana izany mitady tena hanao ohatran'ny KAPITENI-TSAMBO A. Tsy mandao ny sambony zany mitsy na ho rendrika aza ny sambo, na inona hiseho fa izy no tsy maintsy mijanona farany ao anatiny. Mahagaga nefa iny ny Capitain de Fregat nandao ny sambony sy ny mpandeha nony hitany fa nisy simba ny sambony. Ho lasa filoha ihany ve i Andry?? Hiala ihany ve Ravalomanana?? De mandeha doly zao kajikajy rehetra izao fa toa tsy hita izay tena ho atao.