Politika

ifiona ( 14/03/2009 15:20)
10 000 raha be indrindra, eny e, na ataontsika aza oe 20 000 raha ampiana eny @ province raha exagérena, dia mbola 0,001% de la population malgache ihany zany leliké!... tohiny
novalian'i vale ny 14/03/2009 23:49
rabehevitra1 ( 14/03/2009 15:02)
mahazendana mihitsy ity resaka politika eto mada ity,izao indray i tgv dia mipoitra indray satria ve ny tafika manaraka azy ?... tohiny
novalian'i yuka ny 14/03/2009 15:37
jiimm ( 14/03/2009 14:01)
Aiza le demokrasia e!! sa valifaty no misy eto?... tohiny
novalian'i yuka ny 14/03/2009 15:09
tsinjo ( 14/03/2009 13:50)
mba hilazao vaovao any iavolaha e ,vaovao androany ... tohiny
novalian'i vilambava ny 14/03/2009 16:52
zakilinina ( 14/03/2009 13:08)
Izao indray no tao amin'ny topmada 15:40 - Communiqué officiel du gouvernement : « ‘Ils ont pris la Primature’, mais ils n’ont pas le pouvoir que donne le peuple par des élections démocrati... tohiny
novalian'i xxx ny 14/03/2009 13:25
xxx ( 14/03/2009 12:46)
RAHA VAO MILAZA VAOVAO TSY MIFANARAKA @ HEVITRAY NY AINO AMANJERY DIA LAZINTSIKA FA MPANOHANA AN'I TGV SY RATSIRAKA,DIA LAZAINTSIKA FA AVY @ LAY RATSY ,DIA AMPIASAINTSIKA NY TENIN'ANDRIAMANITRA,NEFA I... tohiny
zakilinina ( 14/03/2009 12:32)
... manahy aho fa ho lany indary Ra8 satria mbola betsaka loatra ireo tia azy. Vokaly : amin'ny 2014 indray ny fifidianana manaraka. Saingy : tsy hahandry 2014 indray ireo tsy mahari-boa-kena ka hir... tohiny
novalian'i xxx ny 14/03/2009 13:28
xxx ( 14/03/2009 12:13)
araka ny vaovao en tel dia nosamborin'y garde republicain i ra8,ary efa natolotra ny mamnampahefa ,mbola savoritaka be eny iavoloha fa tena surprise be le izy... tohiny
novalian'i xxx ny 14/03/2009 12:30
zakilinina ( 14/03/2009 12:08)
11:00 - « La crise à Madagascar est entrée dans une phase dangereuse (…) Les différends doivent se résoudre par le dialogue » a déclaré le porte-parole du Département d’Etat des Etats-Uni... tohiny
xxx ( 14/03/2009 11:55)
Dia fandosirana ve ? Dia tsy nahita vahaolana hafa ve ? Ho azy ireony tanamaherin'Andriamaitra e ! Fanaka mampalemilemy ireo ka mila arovana ! ... tohiny
novalian'i xxx ny 14/03/2009 17:54
xxx ( 14/03/2009 11:53)
Maninona moa raha miala eo ravalomanana e! raha izay ve no hampilamina antsika. Sady enao ihany ange ry filoha hajaina no niteny voalohany hoe tsapahao aloha ny herinareo, ka ny herinao indray ity no ... tohiny
novalian'i vale ny 14/03/2009 23:43
Noue ( 14/03/2009 11:41)
[b]14H26 : Andry Rajoelina donne 4 heures au président pour quitter le pouvoir sinon il se rend lui même à Iavoloha 13:20 - 5000 à 6000 personnes au palais présidentiel d’Iavoloha 13:20 ... tohiny
Noue ( 14/03/2009 11:19)
[b]aleo angamba samy hitandrina ny zavatra voalaza ao satria misy foana ny ERATUM @ tsy fahamarian'ny zavatra voalaza ao.[/b] TOPMADA 13:30 - [URGENT] - Communiqué officiel : Le Président de l... tohiny
novalian'i TIMTIKO ny 14/03/2009 11:48
tanymasina ( 14/03/2009 11:17)
MITOMANIA RY TANIKO Monja Roindefo, MONIMA no natao Praiministra mpikomy Miady izay anjarany koa ny PSD, manasisika an’i Sylla Inona koa no tadiavin’izy mianaka AKFM manabe feo eo amin’ny... tohiny
novalian'i xxx ny 14/03/2009 12:38
xxx ( 14/03/2009 10:50)
Voalaohany indrindra aloha dia misaotra betsaka an'i hery izahy,fa eto ihany no misy tena fanehoankevitra malalaka @ forum gasy misy ;isaorana ihany koa ravatorano saingy @ izao toe javatra misy aty d... tohiny
novalian'i xxx ny 14/03/2009 11:26
xxx ( 14/03/2009 10:17)
faly be aho ry zalahy fa vita ihany ny tolona ,champagne daholo e,ho ela velona anie Rajoelina Andry president ATT... tohiny
novalian'i TIMTIKO ny 14/03/2009 11:05
zakilinina ( 14/03/2009 09:25)
12H02 : Andry Rajoelina est attendu place du 13 mai 12H00 : L'opposition annonce aujourd'hui que "le président a été déchu". Misy afaka hanamarina io vaovao io ve ?... tohiny
novalian'i Noue ny 14/03/2009 11:24
ainaheri ( 14/03/2009 09:16)
Tsy mitsahatra mamahandalitra ny vahoaka ny mpitondra,raha instructeur reo maninn ny tafika sasany tsy mahalala?? Ary taiza ilay fitaovana novidiana? Dia maninona no firenena samihafa no hanazava ny f... tohiny
novalian'i ainaheri ny 14/03/2009 22:28
xxx ( 14/03/2009 09:15)
ny copie coller =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) atitititifitra ... tohiny
novalian'i xxx ny 14/03/2009 09:25
naughtyboy ( 14/03/2009 08:52)
Ny isavorovoroan-kilatoana hoy ny fahendren'ny razantsika ary soa lavo hahay mamindra,hevitra vitsivitsy tiako hisintomana ny saina eto sy ho zaraina dia ireto ankoatry ireo maro andalana tsy voatanis... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.5622