raha hiroso amin'ny fifidianana isika ...
1. zakilinina
(
14/03/2009 12:32)
... manahy aho fa ho lany indary Ra8 satria mbola betsaka loatra ireo tia azy.
Vokaly : amin'ny 2014 indray ny fifidianana manaraka.
Saingy : tsy hahandry 2014 indray ireo tsy mahari-boa-kena ka hirotaka toy izao.
Hany ka manahy aho fa tsy hilamina mihitsy ny firenena fa tsy miova ny toe-tsain'ny sasany. Manontany tena aho sao dia voaozona ve ity firenena ity ?

novalian'i xxx ny 14/03/2009 13:28
4. xxx
(
14/03/2009 12:42)
d mino ve fa hisy ny fanantenana ho any vahoaka rehefa hitondra ireto mpanohitra sao hanenina.
6. Oay
(
14/03/2009 13:08)
Midera ny finoana ananan'i zakilinina alou za é!
Ary aza manahy izany fa "Minoa fotsiny ihany"
Ary aza manahy izany fa "Minoa fotsiny ihany"
8. xxx
(
14/03/2009 13:28)
misefosefo be zakilina mitady fampaherezana efa hoe aza mankany anaty sobika any saron'ny berimanga any anie e ,conseil ny ahy andefaso sms ny H.C.C hoe asio fividianana