zay mba olona 5000 ve no ataony hoe vahoaka!

1. ifiona ( 14/03/2009 15:20)
10 000 raha be indrindra, eny e, na ataontsika aza oe 20 000 raha ampiana eny @ province raha exagérena, dia mbola 0,001% de la population malgache ihany zany

leliké!
novalian'i vale ny 14/03/2009 23:49
2. ifiona ( 14/03/2009 15:22)
"17:00 - « Ce n’est pas un Coup d’Etat que nous sommes en train de faire. Le pouvoir appartient à la population. La population donne le pouvoir et la population reprend le pouvoir » dixit Andry Rajoelina interrogé par France 24."

3. rabehevitra1 ( 14/03/2009 15:29)
marina izany e,lazainy hoe hitondra eo izy ao anatin'ny 20mois ka maninona raha miandry ny 2012
4. yuka ( 14/03/2009 15:46)
Tsy afaka miandry 2012 izy fa fantany fa tsy holany mintsy izy,zady manamboatra fika ahazoana mangalabato,no hanagona ny volan'ny petrole 2010
be coco nge ry Ratsiraka e :twisted:
5. vale ( 14/03/2009 16:43)
:twisted: :twisted: :twisted: abat! abat!!! hihihihi
6. xxx ( 14/03/2009 17:34)
te hanonganongana eo efa faly ny AREMA fa hitondra indray é! efa nividy champagne betsaka ry zareo ao Neuilly fa hiverina an-tanindrazana!!
7. Mirananirina ( 14/03/2009 17:43)
:lol: :lol:
message
8. xxx ( 14/03/2009 19:09)
Mahaiza mionona e,efa vita ny @ le8 , ny asanareo no ataovy tsara raha miasa nareo fa tsy le 8 na tgv no hamelona anareo
9. vale ( 14/03/2009 23:49)
izany alou tena marina ry xxx a!! tsss, ampikorontan'inireo ftsn de mikorapaka dol, tsy afaka manantena fandrosoana an-tokantrano haingana izany na hiova an'iza eo na an'iza, ny asa marina no atao tsara!! bravo xxx!! :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0875