Ra8 déchu hoy ny sobika
1. zakilinina
(
14/03/2009 09:25)
12H02 : Andry Rajoelina est attendu place du 13 mai
12H00 : L'opposition annonce aujourd'hui que "le président a été déchu".
Misy afaka hanamarina io vaovao io ve ?
12H00 : L'opposition annonce aujourd'hui que "le président a été déchu".
Misy afaka hanamarina io vaovao io ve ?
novalian'i Noue ny 14/03/2009 11:24
2. Oay
(
14/03/2009 09:30)
Resaka io fa mbola tsy marina é! ireny le entina hanaitaitra d amizay betsaka ny kil tonga mijery ny tranokala é! Serasera io ry zakilinina a! Eric Manana zao @ io PSnao io tonga d pub vita hoazy hihihi... aleo rangahy hisy TSiky dia Ampy kely fa mavesatra be ilay atimosfera a!
3. xxx
(
14/03/2009 09:43)
marina izany oay an,manala azy anie io eh,izahay izao efa voaroka tao @ tim fa nampiely tsaho tao tena loza koa
4. zakilinina
(
14/03/2009 09:45)
Raha olon-tsotra no mampiely tsahio azo leferina ihany angamba fa raha site lehibe mpanome infos toa an'i Sobika dia mahagaga ihany.
6. vilambava
(
14/03/2009 09:54)
zakilinina:
Raha olon-tsotra no mampiely tsahio azo leferina ihany angamba fa raha site lehibe mpanome infos toa an'i Sobika dia mahagaga ihany.
O et zakilinina a! sokafy tsara ny maso ary araho tsar any vaovao avoakan'i Sobika fa impiry izy izay no namafa na nanao démentie na niala tsiny tamin'ny vaovao tsy marim-pototra loatra izay navoakany. Pire noho ny tsaho ny vaovao izay havoakany. Tokony ho mailo ihany fa tsy hoe site silibe dia tsy mandainga.
Raha tena mitombona ny vaovao izay navoakany io dia izay zany fa dia hiatrika ny repoblika fahaefatra izay ho teraka ao anatin'ny 24 volana fara-fahatarany isika.
7. Oay
(
14/03/2009 10:10)
tena tsy ivilambava no tokony atao PSnao klé.
Olona milaza ny marina toa izao ve d ivilambava, misaotra fa za aloha d efa mailo hoe na ny sengondra farany aza d mety manova ny marina hodiso é!
Olona milaza ny marina toa izao ve d ivilambava, misaotra fa za aloha d efa mailo hoe na ny sengondra farany aza d mety manova ny marina hodiso é!
10. vilambava
(
14/03/2009 10:42)
zakilinina:
12H02 : Andry Rajoelina est attendu place du 13 mai
12H00 : L'opposition annonce aujourd'hui que "le président a été déchu".
Misy afaka hanamarina io vaovao io ve ?
De jereo sahady ny tohin'ny tantara ry Zakilinina. Tsy hanao commentaire firy aho ary tsy momba ny atsy na ny aroa. Ary tsy mbola mino ihany koa fa tena mari-pototra ny vaovao avoakan'ny sobika. Izy ihany no mapiditra de izy ihany no mamoaka aveo.
13H26 : Communiqué du gouvernement : "Le gouvernement réfute l'affirmation de l'oppostion. "le Président n'a pas été déchu. Il est à iavoloha et prépare les assises nationales . Le FFKM continue sa préparation pour les assises nationales afin de trouver une solution démocratique à la crise. "
13H25 : Andry Rajoelina va prendre la parole
12H58 : Beaucoup de monde place du 13 mai. Imbe Jacob et Mme Robertine députée haute Matsiatra ont parlé
12H54 : Jacques Sylla est présent place du 13 mai + tous les ministres de Tgv
12H48 : Les partisans de Marc Ravalomanana sont à iavoloha.
12H36 : Andry Rajoelina vient d'arriver Place du 13 mai
12H30 : Ce matin, la primature a été prise par l'opposition
12H02 : Andry Rajoelina est attendu place du 13 mai
12H00 : L'opposition annonce aujourd'hui que "le président a été déchu".
11H50 : Andry Rajoelina était dans sa résidence ce matin avec ses ministres.
11. vilambava
(
14/03/2009 10:49)
Ity koa surce hafa. Topmada. Filazana ihany mba tsy ho diso hevitra ny sasany fa mba hiandry ny tena zava-misy marina.
Fa ny manaitra fotsiny dia hoe: Inona no ataon'i Jacques Sylla eny amin'ny 13 mai? Initiative personnelle sa iraka no ataony? Anisan'ireo solon-tenan-dr8 tamin'ireo dinika fifanatonana manko le-ranama io.
# 13:30 - [URGENT] - Communiqué officiel : Le Président de la République n’est pas déchu et il se trouve au Palais de Iavoloha. Le FFKM continue sa préparation pour les assises nationales afin de trouver une solution démocratique à la crise.
# 13:30 - « C’est le retour des opportunistes. Ils se répandent place du 13 Mai. Bientôt l’immunité sera donnée aux pires des exilés. C’est bien connu, certains de nos politiciens n’ont aucunes valeurs morales et démocratiques, » nous a déclaré un observateur politique. Hier, il nous avait confié : « Le championnat de retournement de vestes, véritable sport national, peut commencer »
# 13:20 - 5000 à 6000 personnes au palais présidentiel d’Iavoloha
# 13:20 - 2000 à 3000 personnes place du 13 Mai
# 13:00 - Andry Rajoelina est sur la place du 13 Mai accompagné de Jacques Sylla

12. TIMTIKO
(
14/03/2009 11:07)
NATAHOTRA DIA NIVERINA T@ NALOHANY HAHAHA GASY ALIKA IO SA GAZETY ALIKA ZAO LE MITENITENY FOANA MAIKA TSY FAINGANA OTRAN NY BOKA HANAMBADY :-D :-D :-D :-D :-D
13. xxx
(
14/03/2009 11:15)
Taomy ny olona eto amin'ny serasera ry baina fa eto no tena misy ny democratie ,malalaka ny fanehoankevitra,libre total ,ny forum tim koa manao an'io klokazy raha vao tsy mitovy ny heviny
14. tanymasina
(
14/03/2009 11:16)
MITOMANIA RY TANIKO
Monja Roindefo, MONIMA no natao Praiministra mpikomy
Miady izay anjarany koa ny PSD, manasisika an’i Sylla
Inona koa no tadiavin’izy mianaka AKFM manabe feo eo amin’ny 13 mai ireo (Pastera sy Ny Hasiny)
Afatsy ny AREMA, ny UNDD, sy ireto potik’antoko isan-karazany ao amin’ny 13 mai ao, ny fikambanana tsy fantapantatra samihafa
I Andry Rajoelina efa niampanga an’ireo ho mpitsapy TGV fa te-hitazona toerana koa, nasosan’ny mahita vahoaka mpanaraka
FANJAKÀNA TOA INONA NO HO ENTIN’IREO ?
Aza hitako, aza mahita ahy
SARITAKA, KORONTANA, TABATABA

15. Noue
(
14/03/2009 11:24)
ka zay no nolazaiko oe aleo mitandrina zay voalaza ao @ sobika fa tsy mamely io eee