Ireo lesoka sy tsoaka tsara jerena @ zao savorovoro politika
1. naughtyboy
(
14/03/2009 08:52)
Ny isavorovoroan-kilatoana hoy ny fahendren'ny razantsika ary soa lavo hahay mamindra,hevitra vitsivitsy tiako hisintomana ny saina eto sy ho zaraina dia ireto ankoatry ireo maro andalana tsy voatanisa
- Tondro tokana tsy mahazo hao ary ny hazo tokana tsy mba ala
efa ela no voazan'ny filozofian'ireo tany aloha ny firaisan-kina ary miampita @ohabolana sy hain-teny izany.Ady vomangan'i Ikirijavola eto ny hevi-teny voalaza ka mifandray tanteraka @ vanim-potoana misy rehetra zany hoe :
.Ilaina ny fahaizana miara-monina @ hafa sy ny manodidina na mitovy hevitra aminao na tsia fa izay no maha-fiarahamonina azy(cohabitation) n'aiza2,indrindra fa ny politika fa tsy hifamono toy ny valala an-karona io no antoky ny fandriam-pahalemana hatrizay fahagola ka hatrizao ary eran-tany.Mila finiavana sy fitiavana ny mpiara-belona izany ary ny koa ny tanindrazana (andraikitry ny daholobe sy ny olom-pirenena rehetra fa tsy ny mpitondra ihany)
.Toy ny ranjo sy ny laferana ka izay mandefitra ihany no mandina,izany hoe ny hevitra no miady fa tsy ny olona ary koa atao toy ny fiheveran'ny hendry ka ny mihaino tsy maharesy azy ,tsy mampihena ny efa ananany fa mampitombo ny be mby an-karona.
Hevitra kely ihany ireo navoitra fa na ny Malagasy aza dia efa nanana ny soritra fitondrana fanjakana mazava (deontologie politique) hatr@ ela tsy lefin'ny fotoana oh. @ zany "Ombalahibemaso"izay nampitambarana an'i M.kara ho iray nosoratan'ilay mpanjaka hendry teto amintsika,izay nosimbain'ny fanjanahan-tany nefa harentsaina tsy azo hararaka an-tany,averiko ihany fa tsy ny mpanao politika akory no manana zo hanimba ity tanitsika ity fa hanarina ary isika Malagasy rehetra no fanoitra sy fitaovana ary HERY hanatanteraka ho tonga @ ilay fiteny hoe Nosy SAMBATRA.Ny vaha-olana dia any aminao,amintsika rehetra fa tsy ireto mpanao politika vorika sy henatry ny tanindrazana

novalian'i naughtyboy ny 14/03/2009 17:36
2. xxx
(
14/03/2009 09:06)
HItako hoe mbola Afrikanina ny Gasy, na dia miziriziry sy manda fatratra ny ho afrikanina aza, ary ny tena loza dia ahiako mbola ihoaran'ny Afrikanina aza amin'ny foto-pisainana sy ny fandalinana ny fiarahamonina sy ny tanindrazana
3. xxx
(
14/03/2009 09:07)
dia nieritreritra ve ela hoe hisy hamaky io :-D :-D :-D ,tsy asian'olona sira akory.....,ovay indray ry letia ny ps dia mamaly eo ambany e
4. xxx
(
14/03/2009 09:09)
ory le tia ry badboy e,ny fisian elaisany miseho azy ho expert itony mihitsy maha tsy tafa ny firenena ,aleo hoan'olona mahalala no miteny lesy eh :-D :-D :-D :-D
5. naughtyboy
(
14/03/2009 17:36)
xxx1 >ekena
xxx2 > tsy misy ps voalohany ary ny tsy toerana fampisehoana ny fahasimban'ny sainlà akory itony fa hafa andramana :-D :-D
xxx 3 > ny otranlà tsy ampy fandinihana no nahavery ny firenena hatrizay
1.notty fa tsy bad
2. ambany loatra ny fisinanlà ka tsy mahatakatra ny amparafara
3. raha maniry nify ny akoho dia fantatr'elà ny voalaza nefa fahalalana tsy sampana ara_tsaina manavanana anlà ka =)) =)) =))tsy mahasakana ny hafatry notty fuck oFFFF :-w :-w :-w :-w :-w