Miala lesy Marc ravolamanana a!

1. xxx ( 14/03/2009 11:53)
Maninona moa raha miala eo ravalomanana e! raha izay ve no hampilamina antsika. Sady enao ihany ange ry filoha hajaina no niteny voalohany hoe tsapahao aloha ny herinareo, ka ny herinao indray ity no toa voatsapa. Miala lesy a! sady raha tena mamim-bahoaka ange enao dia mbola ho tafaverina eo ihany any aoriana any e!!
Miala lesy fa tena efa leo ange ra-malagasy e!
novalian'i vale ny 14/03/2009 23:43
2. xxx ( 14/03/2009 11:59)
marina izany wiwi an :@ :@ :@
3. TIMTIKO ( 14/03/2009 12:04)
IZA NO HO EO RAHA HIAPS IZY DIDIER RATRIRAKA VE :-D =)) =)) =)) =))
4. rainivoanjo1 ( 14/03/2009 12:31)
:^) :^) :^)
5. xxx ( 14/03/2009 12:48)
Roland Ratsiraka zao no tena tohananay ho eo!
6. diamondra27 ( 14/03/2009 13:50)
f'angah roland ratsiraka tsy efa ngetroka fa ze olona mbola miady mafy amin'ny fiainana ka manana hevitra tsara zao no mety ho lasa prezida

jereo ny mpivaron-dronono lasa prezy
, ny dj sy mpandroaka fako mitady hanaraka ny ataon-dra8
de ze manaraka eo izany mety hoe SDF de haka ny iavoloha atao palais :-D :-D :-D :-D

de eo daholo ny gasy no raisina
7. vale ( 14/03/2009 14:32)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
8. vale ( 14/03/2009 14:34)
xxx:

Roland Ratsiraka zao no tena tohananay ho eo!

vendrana tsssss, tsy leom-boananana kou ny oul ohatr'itony!!

=)) =)) =)) =))
t@1980 efa tsy saika tsy nihinam-bary raha tsy avy nilahatra tapak'andro teny @ coopérativen'ny fokontany de bola mitady andry zareo ihany!! =)) =)) =))
9. xxx ( 14/03/2009 14:40)
ka mbola betsaka ny tsy vitany dadatoa Didier ka ho tohizany, te hanongam-panjakana eo kou! zao no fanararaotana indray hiverenanay tsofy mafy ny afo ry AREMA ISANY FA TONGA TY NY FOTOANA!!!!!!
10. vale ( 14/03/2009 16:40)
xxx> 30ans # 6ans, tsy azo ampitahaina ankory, inona anefa ny vitan'i Debanareo nandritry ny izay fotoana lavabeee izay eeee?! hiverina ah, hiverina!! ny maso efa pahana koa avita in eo intsony? fa nareo "Aremo aho" ireo ihany sisa no tsy leo anazy, satria nareo very fihinanana dol fony lasa izy, tsy nisy anaovana risoriso intsony fa lasa ny Deba! ntsôooooooo :cry: :cry: :cry: :( =))
11. xxx ( 14/03/2009 17:45)
sao d mihevitra ary nareo fa i deba no hitondra manana ny ekipany betsaka izy afaka hitondra eo! soa ihany wa fa nisy ty fanonganana ty.
12. voniarisoa ( 14/03/2009 17:49)
merci m'lay zan "ataov m'vantana mits eee!!!! :-D
13. xxx ( 14/03/2009 19:43)
tsy hitany ndry vale angamba fa nisy banderole teny @ 13 Mai hoe LERA iza no mampiasa io fiteny io? ho avy zahay wa misaotra @ fanonganana é!!
14. vale ( 14/03/2009 23:43)
itako tam vaovaon'i TF1 hariva teo iny kah!! :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.061