INN NY VAOVAO ANY IAVOHA?

1. tsinjo ( 14/03/2009 13:50)
mba hilazao vaovao any iavolaha e ,vaovao androany
novalian'i vilambava ny 14/03/2009 16:52
2. xxx ( 14/03/2009 14:03)
efa adin'iray sasany sisa dia ho vita ity raharaha ity
3. xxx ( 14/03/2009 14:31)
mbola vahoaka b eny Iavoloha zao!
4. yuka ( 14/03/2009 14:59)
slt tsinjo!
samy miandry,ny faniriko reto aleo ny filoha hametra-pialana a!
aleo izy hande fa efa mazava zao ny tsy nisamborana an'i TGV h@ voalohany,fa ny namany akaiky ihany no nanolotsaina feno fitaka an'ra8
iny niseo teny @13 mai androany iny e!
efa akaiky hono ny paska d mipoitra ry jodasy :-D
Ny vahoaka tsy adala aleo hitondra hojerena :D
Ampandefero ny ambopo andriamatoa filoha mba hitsinjovana ny any aoriana.
dia mankahery izay rehetra tohina amizao zava-miseo izao ny tenako :( :)
5. tsinjo ( 14/03/2009 15:32)
yuka:
marina ny teninao we aleo mametrapialana fa ny paka ary efa akaiky ka mipoitra ny jodasy ,fa saingy ireo vahoaka maro be eny iavolaha ve anaiky fotsiny izany ? mino aho fa tsy anaiky ireo
6. yuka ( 14/03/2009 15:39)
Ka mampalahelo anie izy ry tsinjo ee!
ampiononina ny vahoaka de atao ny fifidianana. :( :(
7. tsinjo ( 14/03/2009 15:47)
manaiky tsra ny hevitrao aho ,fa ilay fomba ampiononana ny vahoaka no atao ahona ? lazaina ve ireo we hiala aho , jereo fotsiny ny teny aminy 13mey refa tsy mifanaraka ny lohany olona ny zvt atao de mitady hivadika aminy ny olona ,ka mety ho izay kou ny ahazo any president ra toa ka izay no atao
8. rabehevitra1 ( 14/03/2009 15:49)
tsy misy miala eo izany ry tsinjo an,ireo mutin ireo tsy sahy hikitika an'i ra8 donc tsy hitako izay tokony hialana ,
9. tsinjo ( 14/03/2009 15:51)
marina ny teninao tompoko
10. rabehevitra1 ( 14/03/2009 16:01)
atao hoe miala io ra8 ce soir,ampilaminana araka ny hcc ohatra,dia iza avy no minisitra, vao maika tena guerre be satria i ra8 no nampitambatra an'iraeo ho iray.Alain ramarson,rolland ratsiraka ve mety ho compatible,i zafy albert sy ratsiraka ,mba santionany ireo fa maro no mbola revadication sezany,ary ry rakotonandrasana noel koa mba hitomany minisitry ny fiarovana.Il faut cree des nouveau ministre hoan'ireo,ry ramaromisa ,ry sylla,
11. vilambava ( 14/03/2009 16:14)
rabehevitra1:

tsy misy miala eo izany ry tsinjo an,ireo mutin ireo tsy sahy hikitika an'i ra8 donc tsy hitako izay tokony hialana ,


Ka mandà tsy ho eny Mavoloha nge ny miaramila e. Satria izany no efa voalazany fa tsy natao haka fahefana ny miaramila fa natao hiaro ny vahoaka fotsiny. Ary topmada no manamafy fa mandà an'izany ny armée. Asa izay fiovana farany aloha e.
Tsy solution io fialan-dra8 io na dia maro aza ny tsy nety nataony.
Raha tsy hoe hanaraka ny hevitr'i Maitre Sylla daholo angaha ny lohandohany ao amin'ny TIM ka tsy ho eny amin'ny 13 mai hanao fitokonana.
12. rabehevitra1 ( 14/03/2009 16:19)
ka mbola betsaka ny miaramila legaliste tsy manaiky isan'izany ireo sous officiers omaly nivory nilaza ny tsy fanaovan'ireo politika,nefa tsy mahasakana an'i rakotonandrasana sy ny akolitany haka ministera izany
13. vilambava ( 14/03/2009 16:30)
19H00 : électricité coupée aux alentours de Iavoloha
18H50 : Barrage au niveau de Makiplast ( après Andoharanifotsy, route de iavoloha ) par des andriamasom pokonolona pro ravalomanana.
18H07: Fin de l'ultimatum des 4h de Andry Rajoelina
14. tsinjo ( 14/03/2009 16:40)
fika efa araka io fahatapahana jiro io e
15. rabehevitra1 ( 14/03/2009 16:46)
vonovorona io ny hoe capture vivant aloha mety possible nefa mety ho guerre civile assuré io,ny majorité ny mponina mbola tsy nilaza ny dernier mot
16. vilambava ( 14/03/2009 16:52)
# 19:35 - « Oui bien sûr je suis toujours le Président. Non, je ne compte pas démissionner dans les prochaines 24 heures » a affirmé le président Ravalomanana à Reuters
# 19:00 - Fin de l’ultimatum d’Andry Rajoelina depuis une heure

Source: topmada
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0612