Politika

xxx ( 16/03/2009 10:59)
Raha ny fizotrany fandehanjavatra dia tena mbola mihenjana ny tady politika amin'izao isika miteny izao. Aroso ny Assise Nationale, tsy ekena. Aroso ny referendum, tsy ekena. Dia voahozona ve M... tohiny
novalian'i aloalo ny 16/03/2009 15:50
xl ( 16/03/2009 10:43)
HIAVAKA @ IZAY NY FOZA ORANA 1.000 VOIX SY VRAIE PEUPLES MALGACHES : 20.000.000 DE VOIX HITSOAKA ANY ANDRANOMASINA @ IZAY NY FOZA SATRIA HO 100 SY 1 NY BAOLINA MANOOMBOKA ETO SADY MANKASITRAKA REFE... tohiny
xxx ( 16/03/2009 10:33)
Voalaza fa efa lasany Monja Roindefo ny Primature, amin'izao ora izao ve efa miasa ao izy ? Toy izany koa ny Ministera ny Finance, efa miasa ao ve i Benja Razafimahaleo ? ... tohiny
novalian'i Oay ny 16/03/2009 10:46
xxx ( 16/03/2009 10:16)
mba misy manomeha lien ve fa toa tsy mety mahazo izahay... tohiny
novalian'i xxx ny 16/03/2009 11:33
xxx ( 16/03/2009 10:00)
Mba hainao ve ny akoholahy fataka rehefa ampiadina ? Mamely de mitsoaka, de miverina mamely indray. Toy izany mihitsy ny zavatra taony TGV, mikopaka eo @ 13Mai dia mitsoaka miafina any @ Ambassade de... tohiny
novalian'i ralevazou ny 16/03/2009 15:55
Noue ( 16/03/2009 09:57)
[b]12H16 : Andry Rajoelina rejette le référendum proposé par Marc Ravalomanana 12:45 - Andry Rajoelina refuse le référendum [/b] fa inona nefa no ahatahorany eee ??? mazava zany zao n... tohiny
novalian'i mion ny 16/03/2009 11:40
mion ( 16/03/2009 09:41)
SASA MIANDRY IZAHAY ety @ 13 Mai, tapitra le adim-pamantaran'andro 4 nomenaan-dra8 hialany sinon maninn moa? toa tsy nisy tohiny. Toa tsy miala ihany ra8 nefa efa ho 72h zao no nanisanay ny famantara... tohiny
novalian'i Noue ny 16/03/2009 09:58
manitinah ( 16/03/2009 09:39)
ny fantatra alo atreto dia efa iha potika i gasikara malala :-o ... tohiny
novalian'i manitinah ny 16/03/2009 10:53
xxx ( 16/03/2009 09:37)
Tsy manaiky an'izany referendum izany izahay. Betsaka ihany ny fangatahana nataon'i TGV, tsy nisy nohajain'i raleva, koa maninona no ho ekenay ny zavatra lazain-draleva (sady hangala-bato ohatry ny ma... tohiny
novalian'i xxx ny 16/03/2009 09:58
andrywui ( 16/03/2009 09:33)
Raha mazava tsara ny fitsipika de manaoky ny hanaovana referendum ny TGV !!! satria na tiana na tsia de mbola betsaka Tim mitaùîfipify any nanonanonn any !! ka tokony hitovy ny isan'ny elements ... tohiny
novalian'i penguin ny 16/03/2009 13:42
penguin ( 16/03/2009 09:27)
Betsaka no mamadika resaka. Ny tarika 13 Mai no milaza hoe efa tsy tia an-DRavalomanana intsony ny vahoaka ka tokony miala izy. Avadika indray ny resaka satria matahotra ry zalhy ary tsy mahatoky tena... tohiny
novalian'i penguin ny 16/03/2009 10:32
maditra ( 16/03/2009 08:56)
Referendum atao dia vita. Alaivo doly izay mety ho mpanara-maso neutre rehetra any ary mba mandraisa koa andraikitra mba ahatomombana azy ara-dalàna sy araka ny marina sy ny hetsiny ary indrindra ind... tohiny
novalian'i Oay ny 16/03/2009 10:18
yakuza ( 16/03/2009 08:46)
Tena leo be mintsy ny tenanay sa nareo tsy leo eo @ le fitadiavana mintsy no lasa misy blem be sady miha reraka ny vatana ny saina fa tsy ny fanahy alou e!... tohiny
novalian'i Noue ny 16/03/2009 09:02
mpandalina ( 16/03/2009 08:28)
ataovy fafi-katrana ravalo ny vola amin'io referendum dia ho hitan'i tgvendrana hoe iza no tena be sosy eto a!!! ataovy fay tsara mihitsy !!!! ataovy 100.000 fmg isak'olona dia ataovy 95% ny ré... tohiny
novalian'i Oay ny 16/03/2009 08:55
rixes ( 16/03/2009 08:21)
tena vaovao sur ty ra8 hono no lasa lehibe n fokotany IAVOLOHA de i lalao secretera mpitendry machine =)) =)) ... tohiny
novalian'i xxx ny 16/03/2009 10:38
mion ( 16/03/2009 08:19)
Rafa noroboaina sy nodorana ny TVM testy anosy dia nanagana TVM II indray ny TGV KA TVM KOA NO ANARANY. Ireo fitaovan'ny TVM I (talou) no ampiasaina @ zany. Tena tsy kely làlana ny ratsy an... iny ... tohiny
novalian'i xxx ny 16/03/2009 10:05
mpandalina ( 16/03/2009 07:44)
Miandrasa fifidianana rangahy a ! Maninona tokoa ry TGV (terreur goka violeur ) raha miandry fifidianana a ! Raha miandry fiVidianana mantsy ianao ry lucky luke dia izao no zavatra hiseho : ... tohiny
diloo ( 16/03/2009 07:40)
Manao ahoana daholo. Mba nampiasa ity sondage ity aho saingy ankolaka ny valiny. Ity ilay site nanao ilay sondage, izay azo hidirana ao @'ny Serasera.org: Fitsapan-kevibahoaka 2009 [Referendu... tohiny
novalian'i Oay ny 16/03/2009 09:10
ravatorano ( 16/03/2009 07:38)
satria nahoana hoy ianao : tonga nanao fambarana teny amin'ny kianjan'ny 13 mai tamin'ny sabotsy 14 mars teo Ingahy Jacques Sylla ary nolazainy teny fa ny "prezidà" Andry Rajoelina no nanasa azy ho t... tohiny
Noue ( 16/03/2009 07:21)
[URL=http://img16.imageshack.us/my.php?image=iavoloha2.jpg][IMG]http://img16.imageshack.us/img16/7572/iavoloha2.jpg[/IMG][/URL] « Pourquoi est-il venu sur la Place du 13 mai ? Si c'était pour... tohiny
novalian'i Oay ny 16/03/2009 10:36
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.9283