Dia hitohy hatr@ rahoviana ny crise ?
1. xxx
(
16/03/2009 10:59)
Raha ny fizotrany fandehanjavatra dia tena mbola mihenjana ny tady politika amin'izao isika miteny izao.
Aroso ny Assise Nationale, tsy ekena.
Aroso ny referendum, tsy ekena.
Dia voahozona ve Madagascar tsy maintsy handalo crise politika ohatran'izao foana rehefa hisolo mpitondra ?
Tsy ry razoky tsony no manao didiny besanjy fa ry zanjy njay zao no manao revy degany be manjava tanàna sy mangalatsa sy sns ...
Hatr@rahoviana no tena ho zakany Malagasy izao crise izao satria tena miantraika @ fiainana manontolo ny resaka politika ankehitriny?
2. tsiafoi1
(
16/03/2009 11:22)
"Tsy amin-kery na amin'ny fahatanjahana, fa amin'ny fanahiko hoy Jehovah".
Manana finoana, fa @'ilay fotoana izay heverina ho toy ny tsisy azo atao iny intsony no miseho ny voninahitr'Andriamanitra.
Mampiseho hery ny ratsy ankehitriny : BAROA tanteraka izay no azo ilazana azy @'ny lafiny rehetra. Fa hiditra an-tsehatra Jehovah ary hitsimbadika tanteraka ny tantara. Minoa fotsiny ihany.
3. aloalo
(
16/03/2009 15:50)
tsiafoi1> aza minomino fotsiny zany moa e
maninn raha tsy ampidirina resaka Andriamanitra ny politika e, sao dia tokony any @ fivavahana sy finoana ny valiteninao io.
Zay no mahakamo ahy an'ity R8, kanefa ... aleoko hangina fa raha atao lista eto ny zava-dratsy vitany lava b, (mivarotra tanindrazana, tia tena, mpamono oul...........) any @ dévoly no mendrika azy.
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2024 - page load 0.7625