REFERENDUM :SOLUTION SAGE

1. xl ( 16/03/2009 10:43)
HIAVAKA @ IZAY NY FOZA ORANA 1.000 VOIX
SY VRAIE PEUPLES MALGACHES : 20.000.000 DE VOIX
HITSOAKA ANY ANDRANOMASINA @ IZAY NY FOZA SATRIA HO 100 SY 1 NY BAOLINA MANOOMBOKA ETO
SADY MANKASITRAKA REFERENDUM NY UNION AFRICAIN SY OIF ARY OUA
TAPITRA ETO NY FANONGANAM PANJAKANA
ANJARAN LAISANY @ IZAY NO HAZANA TOY NY DEVOLY LATSAKA ANTANY
ANDRAMO KA ZAHAO FA TSARA ANDRIAMANITRA
HONGOTANA H@ FOTONY @ IZAY NY RATSY REHETRA
AMEN
2. xxx ( 16/03/2009 11:00)
AMEN !!!!
3. tsiafoi1 ( 16/03/2009 11:31)
Ka tsy sahy hiatrika an'izany izy ireo satria tsy feom-bahoaka fa feon'ny satana, koa dia hitady hampiasa ny heriny sy ny tanjaka novidiam-bola.

Kanefa ny tenin'Andriamanitra dia azo antoka omena ny Filoha Ravalomanana dia azo antoka :

Josoa 1/9
"Mahereza sy matanjaha, aza matahotra na mivadi-po, fa momba anao Jehovah Andriamanitrao @'izay rehetra alehanao"
4. ratavao ( 16/03/2009 11:32)
Ny sitram-pony irery ihany anie no oaka ho tanteraka!
5. ratavao ( 16/03/2009 11:46)
"Ho aringan'Andriamanitra ny ratsy fanahy, ka ho dorany hatramin'ny forongony sy ny sampiny". Ka iza ary izany fa tsy i Ravalomanan ve e?
6. ngoiha ( 16/03/2009 11:50)
Elah no fakany SAMPY DIA AFINDRAO ANY AMIN'I ANDRY RADOMELONA
7. rixes ( 16/03/2009 11:59)
efa hoe Podium no misy zao fa aza mieritreritra zavatra mbola nofinofy .
8. patrick2002 ( 16/03/2009 13:04)
Aza adino fa betsaka koa aty @ tany afrikanina ny referendum ,endrika coup d'etat constitutionel, izany hoe ny hala-bato ny fampitahorana no betsaka fa tsy endrika demokratika ,ka vonona ny hanaja an'izany ve i Ravalo .
Ny hita aloha hatramin'izao dia sarotra y hinoana fa hanaiky an'izany Ravalo ,hita fa efa pirate-ny ny station TV n'izay tsy mitovy hevitra aminy ,ary ny fifidianana tato anaty ny 2 taona izay dia betsaka ny hala-bato ( deputation ,Communal) .
Ary t@ fifidianana 2001 dia efa nomeny Ravalomanana vola i Pierrot Rajaonarivelo ,mba hilatsaka hofidiana fa hataony minisitra ny finance ihany raha lany izy.
Hitantsika amin'izany fa mpi-corrompre ,mpampitahotra ,mpamono olona,mpandrava fananan'olona i Ravalo ,
Ka tsy misy hinoana ny aminy ary sarotra ny hanala azy @ fifidianana ,ohatry ny ingahy Ratsiraka ihany , resy t@ fifidianana t@ 1992 satria tsy teo @ fitondrana.
Ka ekena ny fifidianana raha toa ka miala ho filoha aloha Ravalomanana.
9. xxx ( 16/03/2009 13:18)
vao nahita an'i ps an 'partick2002 dia hoy aho hoe mbola tsy hanaiky ny referendum koa izao lery io,inona fa itsy izay no voalaza :/ :/
10. patrick2002 ( 16/03/2009 13:25)
ekena ny fifidianana raha miala filoha ,Ravalopahana point a la ligne.
11. ravonjison ( 16/03/2009 13:54)
xxx:

vao nahita an'i ps an 'partick2002 dia hoy aho hoe mbola tsy hanaiky ny referendum koa izao lery io,inona fa itsy izay no voalaza :/ :/



Miombonkevitra amonao aho.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.052