Politika

badboy ( 17/03/2009 07:26)
Coup d'état indray hoy ny firenena mainty rehetra ny hetsika ataon'ny vahoaka!! Ireo mpilaza io anefa dia ireo mpitondra izay naka ny fitondrana t@ basy sy tafondro ary tsy nisy vahoaka nanohana azy ... tohiny
novalian'i mibalika ny 17/03/2009 10:05
saranga ( 17/03/2009 07:05)
Tena ho sarotra amin'ny Andry TGV ny raharaha. Tsy hanaiky ny hipetrahany ho filohan'ny tetezamita izany ry zareo andrarezina mpanao politika. Henonareo ny tenin'i Ratsirahonana hoe ny assises nationa... tohiny
novalian'i Oay ny 17/03/2009 10:48
rabaradaka ( 17/03/2009 06:32)
Tena tsy reven'ny vahoka i dadatoa Sylla satria efa malaza fa mpamadika namana foana, zay no parcours professionnels an'ni Sylla-mangany, mpamadika namana. tsy mankasitra azy ny mpanao politika rehetr... tohiny
novalian'i andrywain ny 17/03/2009 08:15
xxx ( 17/03/2009 06:09)
Un dirigeant de la transition, autoproclamé, déclare commander l’armée : une honte ! Pense-t-il pouvoir commander longtemps une armée dont l’adhésion instantanée est douteuse quant à sa spo... tohiny
novalian'i xxx ny 17/03/2009 07:41
xxx ( 17/03/2009 05:49)
Io no vava navoakan-dra8 halina raha sendra nitopy teny an-tokotany izy :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i andrywain ny 17/03/2009 08:13
manitinah ( 17/03/2009 03:43)
MAFY IZANY FITIAVAM-BOLA!!!! jamban'ny vola marina ny olona kan... tohiny
novalian'i manitinah ny 17/03/2009 10:25
xxx ( 16/03/2009 22:09)
souce en telephone an'ireo miandry eny fa dia blindes 4 no nodoran'olona eny miaraka an'ireo miaramila 3camions no tratran'ireo GP ,mbola mitohy ny ady amin'izao fotoana izao ... tohiny
novalian'i rixes ny 17/03/2009 10:46
salopard ( 16/03/2009 21:28)
tafiditra andapa ny CAPSAT, Ny gabonen'ny IAVOLOHA sisa tsy azon'izy ireo, ary matoa mbola tsy mametra-pialana ny filoha, dia mety ho ao an-gabone ve izy, no miafina, Ady mangotraka no hita... tohiny
novalian'i ratavao ny 17/03/2009 08:16
jombilokely ( 16/03/2009 21:15)
efa izao tontolo izao no manameloka an'io coup d'etat io,ary tsy hisy hanomeha vola ireo mpamatsy vola,ho lasa ireo mpandraharaha ,dia asina fifidianana dans 20mois nefa i ra8 ihany no mety ho lany eo... tohiny
novalian'i ralevazou ny 17/03/2009 10:58
rabehevitra1 ( 16/03/2009 20:27)
miheno radio mada sur interent izahay dia manambara ireo GP eny iavoloha fa hiteny matetitetika ao @ radio fahazavana ry zareo en cas ou.Donc soa mba misy mahita liens azafady? na mba mitantara izay ... tohiny
novalian'i litika ny 16/03/2009 23:47
Noue ( 16/03/2009 20:01)
Lundi l’Union européenne a mis en garde contre le possible renversement violent du pouvoir à Madagascar et a déclaré qu’elle ne reconnaîtrait pas tout nouveau président imposé par la force.... tohiny
novalian'i xxx ny 16/03/2009 21:02
ifiona ( 16/03/2009 19:55)
[img]http://img3.imageshack.us/img3/4290/madagascar16030900006c.jpg[/img]... tohiny
novalian'i xxx ny 16/03/2009 20:31
xxx ( 16/03/2009 19:50)
http://fr.news.yahoo.com/2/20090316/video/vwl-a-madagascar-l-arme-entre-dans-les-b-acb3f14.html vitsy kely ihany rizareo de niaps ny sasany an... tohiny
novalian'i xxx ny 16/03/2009 20:07
rabingogilabanga ( 16/03/2009 19:26)
I zafy albert no niteny an'io ombieny obieny, raha tsy reglé ny problème ny fampihavanna ny samy Malagasy, tsy hisy zavatra hilamina eto. Saingy tsy nohenoina izy fa hoe: Vendrana hono, fa aleo ... tohiny
novalian'i ndenn ny 16/03/2009 23:21
TIMTIKO ( 16/03/2009 19:00)
RAHA TO KA HIAL AZA I RA8 DIA IZA NO HANDO KARAMAN REO OLONA HAPETRANY EO DIA NY VAHOAKA IHANY VE SA ALAINA AMI IMPOT ZANY HOE NY VAHOAKA IHANY NO VONONA DIA ASAINA MANDO NY KARAMAN IREO OL IREO. IRE... tohiny
novalian'i pitchou ny 16/03/2009 22:13
xxx ( 16/03/2009 18:57)
juste ra8 restera un président honorifique pour les malagasy et andry tgv sera un président diabolique donc cherchons quelqu'un de meilleur et de bonne volonté. Pourquoi pas monja ndefo. Hommage ... tohiny
novalian'i xxx ny 16/03/2009 22:20
rabehevitra1 ( 16/03/2009 18:13)
manomboka dem1 ny mpomba an'i ra8 sy ny ara dalana dia manao sit in eny,aza havela hisotro rano mihitsy na dia ny iray andro monja aza sady tsy sahy hitifitra ireo i ra wiwi efa nanomeha toky fa tsy m... tohiny
novalian'i Andribe ny 16/03/2009 20:27
diamondra27 ( 16/03/2009 18:02)
salut daholo ndray a! efa nisy nahare ve ny hymne hatao amin'ny ilay sommet afrikana? iza ny artiste namorona azy? na ho any na tsy ho any tokony aty dago ihany no hatao izy io sa ahoana ... tohiny
novalian'i xxx ny 16/03/2009 19:01
xxx ( 16/03/2009 17:09)
efa mandeha daholo izao blindé ny basy marovava,ny tafondro mihitsy no hampiasain'ny capsat,ary ny CCN moa dia namoaka ny sary fa tena mahatsiravina be mihitsy eny @ izao fotoana izao www.redtube.co... tohiny
novalian'i xxx ny 16/03/2009 18:49
andrywui ( 16/03/2009 16:45)
Mba tsy hisian'ny fifanjevoana sy ny tsy fahafantarana intsony zay tokony ho valiana zany de tokony mba hamoaka PS foana zany isika mpisera rehetra eto manomboka amizao andro volamena izao e !!! fifal... tohiny
novalian'i caprio ny 17/03/2009 06:37
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.4612