Politika

xxx ( 17/03/2009 16:00)
Ny zavatra tsara ho fantatrareo mpomba an'i TGV sy ny mpomba an-dRa 8 dia izao : " tsy ankasitrahanay ny famonoana olona hanafenana porofo" . Na ho ela na ho haingana dia tsy maintsy ho tratranay... tohiny
novalian'i andrywui ny 17/03/2009 18:00
badboy ( 17/03/2009 15:54)
Le Président quitte le pouvoir de la même manière qu'il l'a acquis : c'est à dire dans le sang et avec beaucoup de mort!!!!!!!!!!! http://www.france24.com/fr/20090317-opposant-andry-rajoelina-ent... tohiny
novalian'i gasmlay ny 17/03/2009 18:37
maditra ( 17/03/2009 15:47)
Mampalahelo i Madagascar. Dictateur manandra-tena no mampiatra ny habibiany amin'ny mpitondra ara-dalàna. Manao tous le moyens possible ny forongony manao lavage de cerveau ary ny mpanaradia azy dia ... tohiny
novalian'i Oay ny 17/03/2009 16:16
diana ( 17/03/2009 15:47)
18.45. Les sonneries de cloche de 18.00 est la manifestation de tristesse des églises sur ce qui vient de se passer ce jour pour ceux qui ne le savent pas encore.... tohiny
novalian'i zandikely ny 17/03/2009 19:06
Oay ( 17/03/2009 15:38)
Lasa ny saina ka manontany manao hoe "Azo antoka ve ireo Jeneraly nametrahan'i Marc Ravalomanana ny fahefana". Ny antony (critères) nametrahana an'ireo Jeneraly d ireo zokiny indrindra ka za mieritr... tohiny
novalian'i Oay ny 17/03/2009 16:47
Noue ( 17/03/2009 15:21)
[URL=http://img9.imageshack.us/my.php?image=pxthpre.jpg][IMG]http://img9.imageshack.us/img9/8831/pxthpre.jpg[/IMG][/URL] [b]Dissolution du Gouvernement, le Président a conféré les pouvoirs à un... tohiny
novalian'i diana ny 17/03/2009 15:50
mion ( 17/03/2009 15:06)
namapanantena hono i andry Rajoelina fa ilay 50millions de dollars ni-zestiavany tetsy @ 13 Mai dia hampandrosoana ny firenena ka tsy raharahany ze aide ho tapaka any raha manao coup d'Etat izy, ka ra... tohiny
novalian'i Oay ny 17/03/2009 15:42
Samoana ( 17/03/2009 14:30)
"Joint par BfmTv, Andry Rajoelina dit être la seule personne a pouvoir rétablir l'ordre. Il assure avoir le soutien de l'armée." (source serasera rahavavy) Raha tsy mahay mangina le ramose mana... tohiny
novalian'i fijo ny 17/03/2009 23:45
salopard ( 17/03/2009 14:19)
deroulement du scenario: 1) omaly Alina: Niditra an'Ambohitsorohitra ny Capsat 2)Androany maraina niditra ny lapa ny mpiandry 3)Fonoka Bobaka be no kobo tao an-dapa; 4)Panique ravalo,tonga dia... tohiny
Bazily ( 17/03/2009 14:13)
Vetsovetso sendra mba nisy nanome ahy dia zaraiko eto Ry RENY MALALA Diam-penina tsotra sy andalana vitsivitsy No entiko hanehoana ny zava-misy Raha toa ianao nahatsapa fa tara Dia manasa ana... tohiny
novalian'i xxx ny 17/03/2009 15:00
diana ( 17/03/2009 14:12)
Investi du pouvoir de directeurs militaires, les 4 généraux récemment nommés par Ravalomanana étaient allés donc rencontrer le FFKM à l’épiscopat d’Antanimena, les corps diplomatiques, et ... tohiny
novalian'i diana ny 17/03/2009 15:42
Oay ( 17/03/2009 14:07)
iza no tena akolahy fataka? Ny akolahy fataka d manao taridositra d tsy miverina intsony fa mamono vorona ery lavidavitra ery! Fa ny akolahy mpiady kosa rehefa tena tsara reny d tsy miala izany fa a... tohiny
novalian'i Oay ny 17/03/2009 14:19
njara2007 ( 17/03/2009 14:03)
Na tsy tia an'i Filoha ra8 aza ny tenanay; ary na izany aza dia tokony ho tadidin'ny Malagasy tsirairay ihany ny tsara nataony; [img]http://www.sobika.com/v2/img/marc.jpg[/img] MISAOTRA ANAO TAMIN'... tohiny
novalian'i fijo ny 17/03/2009 23:27
mion ( 17/03/2009 13:47)
de inn ndray zany ry reto no hifanasana vangy eto fa tapitra ny filma, ry gasy mahantra, ny film no tapitra fa ny lalana mbola lavitra... tohiny
essera ( 17/03/2009 13:37)
Salam lékoum Mapmé anah mits reto le olonaz. Izao indray dia mifamadika indray ny eny am tanana eny aminay. Mivory daolo ndray ny TIM (andrimasom-pokonolona) manao barrage. D ny TGV indray no man... tohiny
novalian'i fijo ny 17/03/2009 23:49
andrywui ( 17/03/2009 13:12)
zAY ZANY VAO TENA TONGA TOKOA MARINA ty ray olona lay fotoan-dehibe zay efa nandrasantsika mianakavy ! koa dia faly miarahaba atsika rehetra ndraipa nahandro nahamasaka sy nitoto nahafotsy zany izah... tohiny
novalian'i Oay ny 17/03/2009 14:52
bazylou ( 17/03/2009 12:59)
Le président malgache remet le pouvoir à l'armée il y a 39 min Imprimer Le président malgache Marc Ravalomanana a décidé de remettre le pouvoir à l'armée, annonce l'un de ses conseillers.... tohiny
novalian'i aloalo ny 17/03/2009 14:30
diamondra27 ( 17/03/2009 12:45)
lasan'i Hypolite Ramarson zany hono ny fitondrana e , Nomen'-DRavalo azy le izy confirmé zany hono fa de miandry ny discours sisa http://www.tv-direct.fr/live_france24.php... tohiny
novalian'i fijo ny 17/03/2009 23:55
xxx ( 17/03/2009 12:37)
Amin'ny firy marina moa ry reto ilay fotoana hifando-bera eto amin'ny serasera rahariva amin'izao andro fifaliana izao???? Mahazo tonga ihany koa ry zareo TIM: Noue, Yuka, penguin, jentilisa, sns........ tohiny
novalian'i xxx ny 17/03/2009 12:52
bazylou ( 17/03/2009 12:19)
hoy TF1, !!!!!!!!!!!!!! OUINnnnnn; ZE TSY FALY DI ANDANA MANKANY AMIN'NY TF1 !!!! :-D :-D ... tohiny
novalian'i vale ny 17/03/2009 14:24
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.5625