FONOKA kobo no tena nampiala an-dRALEVA-BE

1. salopard ( 17/03/2009 14:19)
deroulement du scenario:

1) omaly Alina: Niditra an'Ambohitsorohitra ny Capsat
2)Androany maraina niditra ny lapa ny mpiandry
3)Fonoka Bobaka be no kobo tao an-dapa;
4)Panique ravalo,tonga dia ni-demissionne

Fa raha mbola tsy kobo ireo fonoka ireo dia mbola tsy ho ni-demissionne RAVALO

Dia aleo nitsoaka niaraka t@ ilay OSY MAINTY, satria raha lasa io OSY MAINTY io, dia lasa koa ny ain'ningahy RALEVA-BE

Foa, foa, foa, mivadika biby, foa, foa, foa, mivadika hazo, foa, foa, foa, mivadika rano, foa, foa, foa ...
foa, foa, foa....maty aho osy maintiko, foa osy mainty, foa, cravate menako, foa string maintiko, lokomolotra mainty, foa, foa, foa....
2. mion ( 17/03/2009 14:24)
hita mintsy ny maha salopard an'là, osy mainty ndray ngà no kandranin'là any fa efa bikina le kisoa? :-D :-D :-D :-D
3. tsinjo ( 17/03/2009 14:32)
angano angano , arira arira =)) :miam: :@
4. tafondro ( 17/03/2009 15:39)
:c ;) :P
5. xxx ( 17/03/2009 17:47)
hum,
devoly TGV ve ...nandroaka ny devoly Ra-8 ? zay manko zao no fahazoako azy... satria TGV ary mankeny amin'ny ladoany mangata-pitahiana ! de voatahy tokoa izy zao, ka mandrava sy mamotika izay sendra azy fa mahery !
6. veromahefa ( 18/03/2009 08:16)
iza koa moa no mhalaa raha efa tam andron'ily raik lahy taloha zany no efa tao fa zao vao hita ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.651