Politika

tsinjo ( 18/03/2009 11:17)
araka ny voalazany gazety MA LAZA dia mety ho avy rapitso ny deba ... tohiny
novalian'i vale ny 18/03/2009 23:29
gabidemony ( 18/03/2009 11:07)
hamidy sa hampiasain'ny filoha sa aòna marina?... tohiny
novalian'i TIMTIKO ny 18/03/2009 14:07
xxx ( 18/03/2009 10:55)
Mbola hanoy ny program an'i ra8 i TGV izany hoe MAP,ary horaisiny ny fivoriany UA atao eto amintsika raha manaiky ry zareo UA... tohiny
novalian'i xxx ny 18/03/2009 11:18
miarina ( 18/03/2009 10:51)
Tsy aleo ve .... Mais pas trop tard Dans ton histoire Garde en mémoire Notre au revoir Puisque tu pars sa ...... tohiny
novalian'i cocorie ny 18/03/2009 12:04
Fanhaiky ( 18/03/2009 10:38)
Mba lazao izay hevitrao, fa ny ahy dia izao no maha lasa ny saiko. 1- Ravalomanana: nametra-pialana: fahalemena ve sa fandeferana, sa izay no fahitany fa hamahana izao olàna izao, tsy mpomba azy ako... tohiny
novalian'i caprio ny 18/03/2009 11:37
xxx ( 18/03/2009 10:34)
Mba ahoana tokoa ary ny hevitrireo Communauté Internationale ny @ izao e? Toa samy niparitaka vao raikitra ny savorovoro tsinona, mba ilazao vaovao e? ... tohiny
diana ( 18/03/2009 09:34)
Le Président de la République, Marc Ravalomanana, par le Décret 2009/ 239 du 17 mars 2009, a décidé la dissolution du gouvernement, en abrogeant le décret portant nomination des membres du gouve... tohiny
novalian'i agoago ny 18/03/2009 11:04
badboy ( 18/03/2009 09:28)
17/03/2009 / MADAGASCAR Pourquoi Ravalomanana a perdu * Madagascar * politique Le président malgache Marc Ravalomanana vient de démissionner et de remettre le pouvoir à l'armée. P... tohiny
novalian'i endrika01 ny 18/03/2009 10:55
mion ( 18/03/2009 08:40)
Merci Port de Majunga , izany ny olona sahy ! tsy manaiky ny fitondrana TGV , grève générale, narindriny ny portail ! mikatsoeeeeeeee ! hihihihi Ny vahoaka manerana ny nosy no tokony hanao grevy... tohiny
essera ( 18/03/2009 08:25)
Tokony tsy himenomenona ry reto nareo a. Ny antony dia tsotra : - [u][b]Novidian'i TGVny miaramila sy ny etc.[/b][/u] Iza no nanomboka an'io zavatra io raha nisy raha tsy efa tany am Ratsiraka nit... tohiny
andrywain ( 18/03/2009 07:49)
azonay ny fitondrana andry tgv president iza ndray no mbola say miteny fa ra8 presiden efa vonna zahay zao haka vola ao ami bak mondial hutsarana an i le8 falu be mihits zay zao fet be ny anay... tohiny
xxx ( 18/03/2009 06:27)
Aiza ireo Mercenaires dradraina fa ho avy izay andrasan'ny MIARAMILA Malagasy. Atody tsy miady amam-bato fa misy farany ny zavatra rht. Manaova ny MARINA fa efa voasaron'ny Onja mainty tanteraka i MA... tohiny
novalian'i xxx ny 18/03/2009 10:14
essera ( 18/03/2009 06:11)
Salama daholo é. Ho an'ny mpanohana an'i Ravalomanana sy ny mpomba an'i TGV. Efa maro loatra tato ho ato ny tsaho sy ny fandranitana na avy amin'ny andaniny na ny ankilany. Izao dia lasa ny TIM... tohiny
novalian'i endrika01 ny 18/03/2009 14:42
njara2007 ( 18/03/2009 05:56)
Andriamanitra ô tahio ny tanindrazanay!! io no hany ambetin-dresaky ny Malagasy tsirairay nandritra izao krizy izao. Dia ho izao tokoa ve no atao hoe valim-bavaka? sa kosa hiteraka korontana indray??... tohiny
penguin ( 18/03/2009 05:50)
Tsy nanapaka tetezana ny mpitondra teo aloha ka miandry ny hafangainam-padehan'ny TGV ho fandrosoan'ny firenena izahay. Aza maka ny tarika mpitondra teo aloha fa izay no nahavizana sy nahapotika anay ... tohiny
novalian'i Oay ny 18/03/2009 09:11
ainaheri ( 18/03/2009 04:44)
° Les Etats Unis disent ne pas héberger Marc Ravalomanana à leur ambassade Aiza ireo britisndra8 ee,nodakany enao refa lany ny maminy .....Miandry ny sitra-pon'i Andry sisa no ivoahan-dra8 velon... tohiny
novalian'i moi ny 20/03/2009 07:01
TEGEVE ( 18/03/2009 02:14)
anaka isany voaray an-keriny moa izany fitondrana,fa mody nolalorana demokrasia fotsiny,ka sahirana izahay ato @ foibe mizara andraikitra fa samy miady toerana daholo ry zalahy mpandroba (l) (l) .tan... tohiny
novalian'i xxx ny 18/03/2009 06:08
xxx ( 17/03/2009 23:35)
nisy nanafika teny ambatobe ary votifitra teo @ fitombena'i tgv,tsy maty anefa izy fa mbola nahiditra hopitaly vao teo www.redtube.com, ny CNN no nilaza ny vaovao ary efa manombolka milaza koa ny AF... tohiny
novalian'i xxx ny 18/03/2009 00:23
salopard ( 17/03/2009 23:24)
Hatramin'izay nisian'ny President illetré mpivaro-dronono izay , dia tout est possible à Madagascar, sur fa hahazo[b] honoris causa[/b] koa ra-DJ ato ho ato avy eo dia 2011, mpivarotra main... tohiny
novalian'i xxx ny 17/03/2009 23:55
Randria2009 ( 17/03/2009 22:30)
[b]Vakio hatramin'ny farany:[/b] [b]ANTSO AVO[/b] Daty: mar 17 mars 2009 22:11:27 Ho an’i Terak’Iarivo iray manontolo, Ho an’ireo Terakin’ny faritra hafa nefa monina eto Antananari... tohiny
novalian'i maronibe2 ny 18/03/2009 08:26
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.3084