HO AVY NY DEBA

1. tsinjo ( 18/03/2009 11:17)
araka ny voalazany gazety MA LAZA dia mety ho avy rapitso ny deba
novalian'i vale ny 18/03/2009 23:29
2. xxx ( 18/03/2009 11:20)
Aleo Izy ho avy e! OE OE OE ! :lol:
3. aloalo ( 18/03/2009 11:24)
ka efa tsy exilé politika intsony izy zao ko inn no olana, i R8 alou protéger na tsara fa miampy ny fahavalony :lol:
4. xxx ( 18/03/2009 11:28)
tena tsara aza dia ny rehetra mihitsy no ao @ asisse national na ra8,na ratsiraka
5. xxx ( 18/03/2009 11:31)
Ny ahy Sophie zao no tena mba mahafinaritra ahy, Deba ve moa hahavita inona intsony! :lol:
6. xxx ( 18/03/2009 11:31)
Une balle entre ses 2 yeux .Dés que ses pieds toucherons le sol Malagasy. :twisted: :twisted:
7. tovolahy007 ( 18/03/2009 11:53)
Iza mo no tsy efa nahalala fa EFA TE HIVERINA MAFY IZY HANY KA NANAO FITAOVANA AN'I TRAIN E. Ny frantsay ko mo @ zany de hoe vonona izahay ny hanampy fa ny PROJET RETRA ANY DAGO KOSA AVY EO DE ANAY DAOLO.
VIVE LA FRANCE HONO E.
8. vale ( 18/03/2009 12:47)
Eeeeiiiiyyyyyy, resaka izany ka atao fa Lafrantsa aza gaga amin'ity fomban-dry TGV ity knouh!! izy indray ve no hiara-dia aminy eo .

Tsinjo: hay varé hono, de haninn hono e?? efa mankaleo iny knouh!!
9. Oay ( 18/03/2009 13:13)
xxx:

Une balle entre ses 2 yeux .Dés que ses pieds toucherons le sol Malagasy. :twisted: :twisted:



inn ary ity ry XXX Dès que ses pieds toucheront le sol malagasy ahoana ary nareo izany!
Ratsiraka izany wa tsy misy dikany ny manilika anazy satria efa manana dossier fa ny olombaovao no sarotra alana.
10. xxx ( 18/03/2009 15:15)
vale é! tadidinao ve lé resaka tary am-badika tary é! LERA zao ka ho avy é! tsy i deba mihitsy no hitondra fa maro ny ekipany ao, faly fotsiny aloha izy fa hiverina an-tanindrazana.
11. vale ( 18/03/2009 23:29)
Eka, hitako tam vaovao iny drapeau LERA ngezabé teny am 13 Mai iny! :-D :-D ka izy mianankavy ihany no ao ambadikan'ny tgv ao, ry goaika antitra isany fa i dj kely atao saribakoly azo manipulé-na mba azohana ny fon'oul de avy eo zareo miandry ny sezany tsi&& dol fotsiny!!
aiiiisy eeee, mampiomé lotra!!
:-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0688