Politika
irihat
(
19/03/2009 06:58)
Fangah nanaiky ny handraisana io SOMMET UE ihany nefa t@ fihaonana de hoe tsy laharam-pahamehana izany. TSY EFA FIVADIAHANA @ VAHOAKA ve izany? Ka izahay vahoaka tsy te-hahalala izay investissement na...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/03/2009 22:40
Bazily
(
19/03/2009 06:44)
http://www.moov.mg/actualiteNationale.php?articleId=479626
...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/03/2009 22:36
xxx
(
19/03/2009 05:35)
Tsy hitanisa aho fa contre exemple iray fotsiny no hoteneniko.
Fivarotan'ny tantsaha eo Anosibe. Fota-maimbo hatreny amin'ny tapa-dranjo, nivadika goudron matevina.
Vahoaka majinika ireo sa ino...
tohiny
novalian'i Oay ny 19/03/2009 07:57
yakuza
(
19/03/2009 05:30)
Mahereza ry ANDRY a! ataovy @le oui ny fitantanana ny Firenena mandritrin'ny 24 mois mino sy manantena izahay fa tsy andrarak'ilo mbi andoha enao
Andriamanitra anie hanampy a...
tohiny
novalian'i majakely ny 19/03/2009 07:54
saranga
(
19/03/2009 05:19)
DECLARATION
Nous, militaire de la Base Aéronavale d’Ivato (BANI) et du Premier Régiment de la Force d’Intervention (1e RFI) d’Ivato, tout grade confondu déclare solennellement :
1- Nous con...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/03/2009 22:43
ninimalala
(
19/03/2009 04:48)
Mahagaga ahy fa de be mahitsy ny mpanolotra hevitra eto @ ity sehatra politika ity, fa ny tsapako ko de be ny mpankafy an-Dra8. Tsy omena tsiny nareo fa samy manana ny tiny io de zay le demokarsia hoy...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/03/2009 22:59
TEGEVE
(
19/03/2009 02:44)
anaka isany malahelo aho no sady faly ihany koa ;
-malahelo satria tsy misy demokrasia ny ato @ foibe fa ny voalazan'i prezidà saribakoly ihany no atao ato,setrasetra foana ,manao matahora lava,di...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/03/2009 22:54
bazylou
(
19/03/2009 01:32)
ry zareo ary efa resy le8!!!! ho anareo izay tsy maty voalavo ankibo, andana mirifatra mankany amin'ny le8 rehefa tsy faly e!!
Azonay e , tsy avelanay ,,,,, :-D :-D :-D :-D :-D ...
tohiny
salopard
(
18/03/2009 23:23)
à tous les chasseurs de prime
JOE DALTON est en cavale, chassé du pouvoir par par LUCKY LUKE
Prime: 60 millions,1cent de $
[u][b]description:[/b][/u]
-un homme toujours faly (faqly aho fa ...
tohiny
novalian'i xxx ny 18/03/2009 23:28
Randria2009
(
18/03/2009 22:36)
Mbola azo antsoina hoe olombelona ve ny mahavanona izao habibiana tsy rtoa aman-tany izao?
[b]GAZETIKO[/b]
Anio, 18-03-2009 l Laharana : 3316
vaovao misongadina 19-03-09
[b]Manameloka n...
tohiny
novalian'i laimiday ny 04/08/2012 07:17
xxx
(
18/03/2009 22:35)
SOURCE : GAZETIKO
vaovao misongadina 19-03-09
Manameloka ny Fjkm omaly teny Andrainarivo
Nasaina nisotro ny fivalanan-dranony ny pasitera Rasendrahasina Lala
ImageMiantso ny kristiana ...
tohiny
novalian'i moi ny 20/03/2009 06:55
xxx
(
18/03/2009 21:30)
Hataoko fa nangidy taminao tokoa izao zavatra mitranga teo amin'ny firenena izao ka mba misy hira tiako ho henoinao ity mba hampamamy kely an'ilay izy. Ataoko fa ho tianao avy hatrany.
http://www.you...
tohiny
novalian'i ifiona ny 19/03/2009 04:55
xxx
(
18/03/2009 20:59)
[color=red][b] Notafihin' olona maro nanao cagoule ny TGV sy ireo gardes de corps- ny , 5 naratra mafy ary 2 maty . Voan' ny bala ny tongotr' i Andry . Nosamborin' ireo olona ny vadiny [/b][/color] ...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/03/2009 22:45
myari
(
18/03/2009 20:39)
Izany mitondra fanjakana izany anie , dia mila fiomanana tsara ahafahana mamefy ny firenena iray manontolo , tsy hoe fokotanin' Ambatobe akory ka vitan'ny fanakaramana jiolam-boto sy fanomezana baiko ...
tohiny
novalian'i papala ny 19/03/2009 06:00
xxx
(
18/03/2009 20:16)
RAHOVIANA NO MANOMBOKA NY MANIFS CONTRE AN 'TGV SY NY FORONGONY E ,IZAHAY EFA MANANA EQUIPE PRO EO @ 100 EO NO MEMEBRE ARY EFA VONONA DAHOLO NY TRAKITA SY NY BANDEROLE.VONONA IZAHAY HANAO SOUS TRAITAN...
tohiny
novalian'i xxx ny 19/03/2009 02:35
xxx
(
18/03/2009 20:00)
Araka ny vaovao fantatsika ny lundi teo nohatevenina ny GP ,ary anisany nanatevina teny ny miaramila avy ao @ CAPSAT,sy RFI eny ivato,nefa araka ny filazan'ireo nanao andromaso teny dia ny GP ihany no...
tohiny
novalian'i fijo ny 18/03/2009 22:07
xxx
(
18/03/2009 19:56)
Hafaliana, haravona, fimehezana, fahasambarana, toaka, johnny walker, Macallan, three horse beer, saucisson, voanjo, beloty, domy, reggae, rap, rnb, poker, silipy manitsitsidina, soutien tsy fantatra ...
tohiny
novalian'i fijo ny 18/03/2009 22:09
myari
(
18/03/2009 19:35)
Dia tena mihevitra ve i TGV fa dia efa tena prezida tokoa , vao tapk'andro fotsiny aza dia efa be ireo firenena na fikambanana , na olontsotra na mpanao politika naneho ny heviny@ ity fanjakan-jiolam...
tohiny
novalian'i fijo ny 18/03/2009 22:12
diana
(
18/03/2009 18:56)
Effectivement la course au pouvoir commence. Pierrot Rajaonarivelo rentrera bientôt et il a déjà annoncé à Reuters que ce qui s’était passé était un coup d’Etat. Et il fait partie des pers...
tohiny
novalian'i tafondro ny 18/03/2009 22:40
badboy
(
18/03/2009 18:41)
Soa ihany fa tsy tsy mpisolovavan'ny malagasy iray manontolo ireo mpialona sy very seza ary fihinana vokatry ny fiakaran'i TGV eo @ fitondrana!!
Efa teo fa niongana ka ndehana @ izay misaona!!
N...
tohiny
novalian'i fijo ny 18/03/2009 22:22
