Politika

xxx ( 20/03/2009 13:34)
sao mbà lasa mivaralila kosa ny prezidà e! sady izy kevokevoka nahazo fahefana iny hanahirana an ! na nisy pays afrikana nanambola injay haka ny harena ambanin'ny tany :roll: ... tohiny
novalian'i xxx ny 20/03/2009 16:15
xxx ( 20/03/2009 13:29)
efa fantatra ankehitsiny fa ny miaramila ny capsat no nanongana an'i ra8 dia Rakotonandrasana Noel Ndrinarijaona André hoan'izay manana alahelo azy roalahy ireto aza misalasala milaza ny alahelon... tohiny
novalian'i fijo ny 20/03/2009 22:28
essera ( 20/03/2009 12:48)
Vaovao mba hitako tao amin\'ny gazety en ligne iray ity : Raha izaho no mpanao enquête dia lasa tsy mitombina ny fitoriana apetraky ny fiangonana raha izao fa lasa raha tokony sazy \"gadra mandrap... tohiny
novalian'i fijo ny 20/03/2009 22:38
salopard ( 20/03/2009 12:45)
Vao nidina tao aho izao , ary dia eo @ ilay rindrina ankavia , raha vao miditra, misy karazana trano fisoko vao namboarina. Fa lakrimozena be aloha ny ao @ Metro e! e! ka ho sarotra ny hahavo... tohiny
novalian'i xxx ny 20/03/2009 13:43
xxx ( 20/03/2009 12:41)
dia mamangy ny fahoriana mbà tsy hisosoka alahelo intsony ny tanindrazana fa kondrana izay midoka tena hoe fetsy... tohiny
TIMTIKO ( 20/03/2009 12:04)
GREVY LAVABE EO @ 13 MAI MBA HAMPISEHOANA IREO MILAZA FA COUP D ETAT HONO NY AN I RAJOELINA LAZAINY FA TSY COUP D ETA HONO IO EO IMASON NY PAYS INTERNATIONAL SY NY ORGANISME INTERNATIONAL. DE TOUTE... tohiny
novalian'i xxx ny 20/03/2009 13:03
xxx ( 20/03/2009 11:26)
Sao mba nisy nanamboatra ary i Ra8 no tena tsy heno intsony ? na dia tena indray bava aza ve ?... tohiny
novalian'i xxx ny 20/03/2009 12:33
xxx ( 20/03/2009 11:01)
Le Conseil de paix et de sécurité de l'Union Africaine (UA) suspend Madagascar de l'Union Africaine. Io ndray zao n vaovao malaza;ary tena marina. Ka raha tsy membre UA tsony lo zan tsika,de tsy a... tohiny
novalian'i xxx ny 20/03/2009 14:19
mion ( 20/03/2009 10:38)
[b]Andry TGV:[/b] - on le surnommait TGV satria izy mahita an'io fika ratsy rehetra io fona ary haingana b ny sainy miketrika ny ratsy!!! - 19 ans, nahabevoka zanak'olona ka nomena vola ny Reni... tohiny
novalian'i mion ny 20/03/2009 13:00
fatsorakely ( 20/03/2009 09:13)
làlana ahoana no hanan'ny capsatmisambotra teny antanimena an'ireo generaux,miaraka ny pasitera lala.Tsy afaka mitory ve mba hisamborana ny responsable eo anivon'ny iraisampirenena toy ny droit de l'... tohiny
novalian'i fijo ny 20/03/2009 22:43
xxx ( 20/03/2009 08:52)
Arrive comme un sauveur Il est parti comme un voleur Arrive comme un hero Il est reparti a Zero Arrive comme un ami Il est reparti ennemi Pourtant je l'avais prevenu La deception de mon peu... tohiny
novalian'i xxx ny 20/03/2009 12:09
RATOVOARY ( 20/03/2009 08:36)
Sendra hitako dia zaraiko eto aloha Naharay sms avy amin’i Pastora Lala Rasendrahasina ny mpamaky anankiray : « Kapoka sy vono, ompa no natao tamiko, ary norahonana ihinana ny malotoko aho, na... tohiny
mosabe ( 20/03/2009 08:18)
"Ce n'est pas une élection démocratique", a déclaré la présidence tchèque de l'UE à propos de l'arrivée au pouvoir d'Andry Rajoelina. Washington et l'Afrique australe ont également émis des ... tohiny
novalian'i xxx ny 20/03/2009 08:41
essera ( 20/03/2009 08:07)
Tsy mampino ahy ity fa document efa azoko 2 volana lasa izay dia indro fa tena nitombina ilay izy. Tsy minomino foana aho fa mahalasa saina ihany : 1/ Raha sendra nanopy maso tamin'ilay sarina ... tohiny
novalian'i xxx ny 20/03/2009 12:27
naughtyboy ( 20/03/2009 08:01)
lasa 155 isa izao ireo mpandroba safidimbahoaka erantany sy mpanao ankeriny fanjakana ary didy jadona era-tany,santionany @ ireny -Manuel Quintas de Almeida(rasily lieutnant São Tomé and Príncipe... tohiny
novalian'i fijo ny 20/03/2009 22:47
xxx ( 20/03/2009 07:25)
Antso avo ho antsika vahoaka malagasy rehetra. Andeha isika hametraka ny Fitondrana Tetezamita amin'ny fomba offisialy rahampitso. Aza tara fa sao tsy mahita toerana eny intsony. Asehontsika ho hitan'... tohiny
novalian'i xxx ny 20/03/2009 08:10
naritsimba ( 20/03/2009 06:45)
Maro aminareo manoratra eto no mipetraka any Frantsa. Ny tena mahagaga ahy sady mahavariana dia maro ireo milaza fa ny Frantsay no tao ambadiky TGV, ekeko ho marina izay raha ny trangan-javatra miseh... tohiny
penguin ( 20/03/2009 06:04)
Mivadika ny tantara ary mbola misy grevy amin'ny faritra hafa. Resaka hafa mihintsy satria tsy manaiky izany Merina misolo Merina izany hono Ambanja ka mbola misy fitokonana any. Vao omaly koa nisy ni... tohiny
novalian'i fijo ny 20/03/2009 22:52
ainaheri ( 20/03/2009 05:51)
Ahoana zany ireo orin'asan-dra8 reo?? Iza no hitantan'azy?? ..........Ary aiza izy @ izao fotoan'androny??... tohiny
novalian'i ainaheri ny 23/03/2009 19:43
essera ( 20/03/2009 05:37)
Lasa resabe io ka aleo mba hilaza ny hevitro aho. Raha nahatadidy tsara ianareo tamin'ny 2002 dia tsy nisy firenena tonga nanantona haingana ny fitondrana vao nijoro. Tamin'ity dia naninona no tong... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4163