Politika

Noue ( 21/03/2009 12:59)
[b]Prise de pouvoir de Andry Rajoelina - Condamnation tous azimuts [/b] [b]Mais d'un autre coté, l'absence de la communauté étrangère jette un trouble sur les financements futures de l'appareil... tohiny
xxx ( 21/03/2009 11:33)
Angelina Soamininala Rue des Valeurs Ancestrales Madagasikara Andry Rajoelina Place du 13 Mai Antananarivo Objet : Poème pour cadeau d’investiture. Titre : Souviens-toi ! Anjanapa... tohiny
novalian'i Oay ny 21/03/2009 12:46
myari ( 21/03/2009 11:18)
ny tanana zatra mitsotra hony.... izao fahazarana manambana basy izao dia tsy hitsahatra . Efa voahambana daholo moa hatramin'izao ny karazan'olona maro , miaramila , pasitera, hcc ary @ farany dia ny... tohiny
novalian'i yuka ny 21/03/2009 15:54
bazylou ( 21/03/2009 11:06)
Madagascar: Rajoelina prête serment et devient président de transition il y a 29 min Imprimer Andry Rajoelina a prêté serment samedi matin en tant que président de transition à Madagascar, ... tohiny
novalian'i dadabe ny 21/03/2009 16:27
ifiona ( 21/03/2009 11:01)
"Andry Rajoelina propose que les présidents ne pourront etre élus qu’une seule fois", source orange.mg maty aho ravaloko o! fetsy be lé tgv lé, tsy avelany hiverina eo mitsy ravalo, fa i... tohiny
novalian'i Andribe ny 21/03/2009 19:22
Noue ( 21/03/2009 10:41)
[b]09 11h51Les ambassadeurs ne sont pas présents a Mahamasina. 09 11h50 Odon Razanakolona est présent, ce qui n’est pas le cas des autres membres du FFKM,[/b] tsy atao mahagaga io eee ! m... tohiny
novalian'i Andribe ny 21/03/2009 19:15
myari ( 21/03/2009 10:07)
NY zava-nisy hatramin'izay rehefa misy fiovam-pitondra eto madagasikara dia ireo olona na ireo vondron'ny mpitondra miala no manao fanampotehana toy ny fanampoahana tetezana , fanaovana barazy sns ...... tohiny
novalian'i ralevazou ny 21/03/2009 11:05
sohitika2008 ( 21/03/2009 09:49)
Satria : - Tsy haharitra ny toerana misy azy amin'izao io - Manohitra azy daholo izao tontolo izao - Ampaham-bahoaka tsy hay hoe firy % ihany no manohana azy - Tsy tiam-bahoaka ny praiminisitra Mo... tohiny
novalian'i Andribe ny 21/03/2009 19:21
bazylou ( 21/03/2009 09:47)
feno be eny mahamasina, efa nahavita serment i tgv, ny hcc efa nahavita ny kabariny!!!! mitohy ny lanonana. ny eny analakely manao ny greviny, ny tim tsy nahovoka akory teny amin'ny ccac. a suivre.... tohiny
novalian'i xxx ny 21/03/2009 11:17
diana ( 21/03/2009 09:22)
Au jour J de l’installation de TGV, l’affaire est à son comble : suspension de Madagascar de l’Union africaine, une intoxication alimentaire à Vangaindrano, la condamnation de l’Union europ... tohiny
xxx ( 21/03/2009 09:04)
:arrow: iza no anadio ny tanana iarivo maloto io amin'izao fotoana vita io ady -seza io ary amboary dieny zao ihany ko ny fomba-fanisam-bato refa ho tonga ny election e,io sisa izany ko inona :!: ... tohiny
novalian'i xxx ny 21/03/2009 09:05
xxx ( 21/03/2009 09:02)
AZAFADY KELY RY MPANAO DIDY JADONA FA NA HIFAMPINANA NY TSY FIHINANA AZA DIA NON TSY MANAIKY DIDY JADONA LASA IZAO ...........................ho hita eo ny vavaka atao ao @ 13 mey anio Tsy mila ilay... tohiny
xxx ( 21/03/2009 08:31)
TONGAVA DAHOLO ETO AMBOHIJATOVO NA CCAC AVEC UNION AFRICAINE - UNION EUROPEENE - AMERICAINE - AUTRES PAYS SENATS ET PARLEMENTS VAHOAKA TENA IZY ... tohiny
novalian'i Noue ny 21/03/2009 08:59
xxx ( 21/03/2009 08:07)
Tsy misy resaka misy allusion intsony ity hoe faux tgv na faux ra8 , fa maharikoriko io resaka io , tsoahy i tgv raha marina izany dia soloy an'i hasina indray fa inona ary ity fanjakan'ny baroa ... tohiny
novalian'i xxx ny 21/03/2009 08:30
klitika ( 21/03/2009 07:26)
ao amin'ny orange.mg Kay famonoan'afo fotsiny ilay omaly koa... tohiny
novalian'i Oay ny 21/03/2009 13:42
sitlo ( 21/03/2009 06:40)
Manameloka an\'i TGV koa ry zareo rainiboto. Aiza ihany ilay hoe Kadafi fa toa tsy misy nanohana mihitsy ny vahiny na iray aza eh? Ilay Frantsay niseho ho mahay vava be aza ity nanameloka tampok... tohiny
novalian'i rakaroka ny 22/03/2009 17:14
diana ( 21/03/2009 06:15)
“Mafy ny ady, raha tsy eo Ratsirahonana tsy ho vita ity asa ity”, dixit TGV. Izay no nambarany tamin’ny alakamisy alina rehefa tsy maintsy nandinika an’ireo dossier de candidature an’ireo ol... tohiny
novalian'i xxx ny 21/03/2009 08:55
xxx ( 21/03/2009 01:40)
aza rancunier fa ry tgv anie efa mandeha automatika ny tanany e! vao sosotra na tsy ahoana na tsy ahoana dia pan ! nefa manify kely iny raha vao tsy mifanaraka @ lohany dia tsy azo atao fotsiny iza... tohiny
novalian'i xxx ny 21/03/2009 08:28
bazylou ( 20/03/2009 23:03)
na iza manakora , naiza mampifendro fa niala ny lohann'y ekipany , na iza firenena sy maizina mamendrofendro eo dia tsotra ihany , efa niala i le8!!!! Ary tsy misy ilana ireny intsony satria vita hat... tohiny
novalian'i news2dago ny 21/03/2009 08:56
rakaroka ( 20/03/2009 22:02)
Ny resaka eto moa dia resadresaka ihany! fa "tokony heverina akaiky ihany ny "securite" any Dago manoloana ny tsy filaminan´ny firenena sy ny krizy aterak´izany, satria be ny manararaotra, eo koa m... tohiny
novalian'i xxx ny 21/03/2009 07:09
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2295