mbola tezitra be ve i be kintana t@ilay felaka omaly

1. xxx ( 21/03/2009 01:40)
aza rancunier fa ry tgv anie efa mandeha automatika ny tanany e! vao sosotra na tsy ahoana na tsy ahoana dia pan ! nefa manify kely iny

raha vao tsy mifanaraka @ lohany dia tsy azo atao fotsiny izao izay tiana atao tonga dia roahiny ianao eny e tena mafy izany fa mila maka recule b kintana dia hicomprendre
fa tantara mitohy io satria iny anie toa izany foanae pan pan pan hatrany 8) 8) :lol:

voaroaka tampoka
ny tenanay
tena ampoka
toy ny vy mamay

ka mafiloha pour loatra i b kintana dia voafelaka rava ny tgv ntsoo! :oops:
novalian'i xxx ny 21/03/2009 08:28
2. namanabe ( 21/03/2009 01:44)
nilaozan'ny malala
dia toa lasa adala
morganne tsy matotra
nefa mbà tiana nafatotra

ntsoo ! io ve no mahory anao anaka manana agence matrimonialy aho .

tandremo miakatra be eto indray fa hitoratsoaka ny mpokina a! lele
3. xxx ( 21/03/2009 01:48)
aiza i kintana b iza e ! tsy hita ato anaty soirée ato , nitomany nandany mouchoir ao indray fa lasa daholo ny ndry rehetra olona bogosse be io ?

tandremo aza tatazan'ny mpanao lavage de cervaux ao indray @ ty depart o ity (l)
4. xxx ( 21/03/2009 01:54)
mafy ny fiainana
toy ny fanaintainana
tsy hita izay hiatsapazana
satria ny tany ngazana

lasa ry malala
nadatsa ny valala
mafy ny zakaina
na asa io na traina

dia hikorontana eto indray
hitarika bagara
hanalana ny fahakiviana
mbà ho tsarain'ny tantara

efa arakin'ny peuple ilay fika manadio imazy

:lol: kelyvoadona fa tsy kely fatsora rava tgv
5. xxx ( 21/03/2009 01:56)
CINEMA POURR NY AN-TENISANY ?? ry tzevz vendrana mianakavy
6. xxx ( 21/03/2009 02:00)
tsy tantara io ry malala fa tena misy a ! rava ry tgv fa mpanao pillage sy mpiteny ratsy fotsiny samy nitady ny interet-any tao daholo . fa hifampody ao daholo indray rehefa samy mitady ny intere-any
indrindra lé tezeve calculatrice iny (l) (l) (l) (l) (l)
7. xxx ( 21/03/2009 02:04)
ndàna matory daholo fa efa tapitra ny soirée mbola lavitra ny làlana , ny mamo tsy mahazo mitondra vam ;

avelao kosa izy fa izay mikasika an'i kintana b eo dia felahan'ny tgv :roll:
8. fijo ( 21/03/2009 05:21)
week end marin aizy izany an
9. ravatorano ( 21/03/2009 08:05)
tena tsiss atao ilay namanabe ty hahahahah
fy ny atsy mamy ny aroa
10. xxx ( 21/03/2009 08:20)
eh ! eh ! politika tsy misy hantenaina izy ty fa dà aleo manàla azy aby , izay tonga eo @ fitondràna toa vongany avokoa na ny nahita fianarana na tsia 8O :( :P
zà hivadika hanao politika any @ planeta hafa mihitsy
11. xxx ( 21/03/2009 08:28)
aza raisina serieux io ra8 fa gidragidran'ny mpànala azy . hitsapana ny mokony nareo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4217