Manohana an'i TGV indray hono ny BANI sy RFI eh
2. ifiona
(
21/03/2009 07:38)
ok! dia maninona zao no tsy manao démenti officiel!
lasa mampisavorovoro olona fotsiny ry zareo!

3. xxx
(
21/03/2009 07:40)
Ity no tao :
Approchés par notre rédaction, des hauts responsables du Bani et du 1er RFI expliquent : "nous sommes sous les ordres du Chef d’Etat Major de l’armée. Nous reconnaissons donc logiquement le pouvoir d’Andry Rajoelina."

4. Oay
(
21/03/2009 08:04)
ifiona:
ok! dia maninona zao no tsy manao démenti officiel!
lasa mampisavorovoro olona fotsiny ry zareo!
Hita wa ry ifiona, tena mila hanapaka lalandrà mihintsy, ny oul ato efa nanantena hoe raha izao no mitohy d hiverina tsy ho ela ilay lasa tsy nanao veloma, nitsaitsaika fa tsy sahy nigondogondona satria sao manaitra zaza misotro ronono.
6. Noue
(
21/03/2009 09:00)
ohatrinona indray zao ny vola azon'io haut responsable io tao no sahy nivadi-lela tampoka teo???
7. Oay
(
21/03/2009 11:31)
Noue:
ohatrinona indray zao ny vola azon'io haut responsable io tao no sahy nivadi-lela tampoka teo???
Noue tsy nahazo vola io fa ny fianakaviambe iraisampirenena no niteny taminy hoe ankobony ny vava fa tsy mila korontana intsony izahay fa mila atao haingana ny fifidianana satria manjary tsy mandeha ny affairenay eto Madagasikara, izay anie no nolazain'ny amabasadin'ny be kintana t@ i Marc Ravalomanana é, tonga d nanome baiko an'i Marc Ravalomanana ny be kintana hoe "ampy izay fa mametra fialana ianao d ankobony ny vava" fa raha tsy izany d maty, d jereo fa lasa tsy nanao veloma i Marc Ravalomanana d zao tsy fantatra na maty na velona fa mangina tanteraka.ireo olona tonga niharo ny lapa no nampalahelo satria tsy nety nino hoe efa tsy ao intsony i Marc Ravalomanana.Toa izany koa ny mpomba azy eto @ Malagasy Mifandray tsy mety mino fa i Marc Ravalomanana d efa notsetseman'ny fianakaviambe iraisampirenena ny vavany tsy hiteny aloha fa nalefany nanao vokansy.
8. klitika
(
21/03/2009 13:17)
Oay:

Aza be resaka rehefa tsy nahita rirany tamin'ny Amerikanina. Ary avoahay i Ra8, fa tsy mampiesona eto.
9. Oay
(
21/03/2009 13:42)
Kilitika a! i Oay aloha mbola tsy nitady rirany tany @ be kintana fa nanao fiofanana momba ny asany no mba nadehany tany!
D i Oay koa d manahy mafy @ momba an'i Marc Ravalomanana ary mangataka ny mba hamelana azy hiteny satria na ireo osy azafady ny ondriny aza d tsy hitany izay alehany!
Ka raha mangataka ny hamohahana an'i Marc Ravalomanana i Kilitika d ny azon'i Oay tenenina d manampy an'i Kilitika manao hoe :"AVOHAY I MARC RAVALOMANANA FA MITADY HO VERY NY ONDRINY"