Politika

xxx ( 23/03/2009 15:26)
Mba nanopy maso kely tao amin'ny site sobika ny tenako ka torana nihomehy raha nahita ilay soratra hoe tetezamita miala. Eny fa na dia ny fitondrana tetezamita aza eto mintsika dia mila haongana. :) ... tohiny
andrywui ( 23/03/2009 15:17)
Mba aoka izay ranga ity manangana de manazera lava ity fa lasa kilalao anie le fiainam-pirenena e !! mijaly ny vahoaka !! aleo izy hiasa , marina e !! efa mba nahavita fito taona ny TIM zero ny resul... tohiny
novalian'i ravol ny 24/03/2009 18:57
njara2007 ( 23/03/2009 14:59)
Azo hinoana 100/100am'zay fa ho raikitra ny rombo eto DAGO. Horaikitra ny gidragidra satria tafavoaka ireo izay azo lazaina fananao "Crime Contre l'humanité teto Madagasikara". Ho feno olona tsy ho e... tohiny
novalian'i pitchou ny 24/03/2009 08:44
penguin ( 23/03/2009 14:20)
Rehefa voavidy ny Miaramila dia ny VAHOAKA tsy atao Sorona ka ny miaro ny ainy no dikan'ny Fialana fa tsy inona akory. Tsy adala ny mijanona ho TIM ary tsy mihevitra ny hivadika ho TGVendrana ny akama... tohiny
Noue ( 23/03/2009 14:04)
tena mba miangavy ny mpandrindra re mba afaka manara-maso akaiky ity sehatry politika ity ve ianareo fa tena tsy lasa mahintsiny ny zavatra ataon'ny ireo mpigafy ee! misaotra tompoko... tohiny
sitlo ( 23/03/2009 13:59)
[u]Mpanao gazety[/u]: Amin'izao fotoan'ny karemy izao, inona monseigneur no zavatra tianao ka najanonao? [u]Odon[/u]: Andriamanitra mihitsy ny ahy.... tohiny
xxx ( 23/03/2009 13:51)
MISY NY ADY MASINA ? LAINGA MASINA ? IZAO DIA VAVA-BASY MASINA... tohiny
novalian'i niny ny 24/03/2009 16:37
penguin ( 23/03/2009 13:45)
Raha nalefa tao amin'ny fahita lavitra ny telefonina nifandraisan'ilay Filohan'ny Antenimiera tamin'ny androny Radidy taminy izay avy any Frantsa dia nilaza ny Amiraly fa tsy manaja zokiny ny fitondra... tohiny
novalian'i penguin ny 23/03/2009 14:38
xxx ( 23/03/2009 13:24)
8) mahaiza manoratra toa ny olona rehetra fa aza miteny ratsy lava eto... tohiny
novalian'i pikatti ny 23/03/2009 15:51
andrywui ( 23/03/2009 13:23)
rehefa voasoratra sy vita ara-dalana ary légal tanteraka ny Fitondrana vaovaontsika , dia mba avelao aloha izy hiasa malalaka ahitan zay vokatra eo !! fa raha mbola hanala azy sy handrodana indray d... tohiny
BOYSGOSS ( 23/03/2009 13:13)
Voila c'est-ce-qui ce passé aujourd'hui 23 Mars 2009 en live et je vous le distribue : Un Capitaine de la Gendarmerie est precipité et ordonne ces troupes d'entrer au casernene dans l'immediat. T... tohiny
novalian'i xxx ny 23/03/2009 13:17
xxx ( 23/03/2009 13:00)
LASA ADALA ROMOTRA REHEFA TSY AFAKA MANAO NY HADALANY SY MAMOAKA NY RATSY AO ANATIN'NY FONY... tohiny
novalian'i xxx ny 23/03/2009 13:03
xxx ( 23/03/2009 12:56)
:-@ :-@ :-@ :-@ akatony ny serasera e rehefa tsy misy olona intsony eto milamina ny firenena... tohiny
novalian'i xxx ny 23/03/2009 13:01
xxx ( 23/03/2009 12:51)
tena mampalahelo lasa bordel be le serasera politika ,tsy hiditra intsony eto aho fa mahamenanatra c'est tro c'est trop ... tohiny
tovolahy007 ( 23/03/2009 12:39)
Miarahaba e! Gaga ny tena raha nijery tao @ Sobika fa toa tsy misy filazana izay zavatra nisy teny Ambohijatovo ao. EFA VOATAMBIMBAVA KOA NGA SA NORAHONANA TSY HAMOAKA NY ZAVA-MISY. AIZA ILAY HOE FAH... tohiny
novalian'i xxx ny 23/03/2009 12:41
xxx ( 23/03/2009 12:33)
Sendra ny forum mihaja sy tsy bordel indray dia tsy mahazaka , ndàna manorimponenana any anaty tatatra ohatra raha tia korontana sy tia tsy fifanajàna mivavaka a!mivavaka a! nefa bordel no mahafi... tohiny
novalian'i xxx ny 23/03/2009 12:48
xxx ( 23/03/2009 12:15)
Hiditra Solonanarana : Tenimiafina Adino ny tenimiafina? Hisoratra anarana Fanoroam-pejy Fandraisana Fitsipi-pifehezana Fitadiavana Hanoratra Statistika Ny dinika Ny dinika ... tohiny
shoooter ( 23/03/2009 12:13)
Tena mampalaelo ny Tim fa nivaly taminy daholo ny zavatra nataony saingy indrisy fa tsy mazaka izy rehefa mihatra aminy ny tantara, nivadihan'ny emonaty izy ary to nilaina indray ilay kianjan'ny demok... tohiny
novalian'i gasmlay ny 23/03/2009 13:22
xxx ( 23/03/2009 12:10)
Mihorohoro ny mpanao didy jadona , manary lamba ny mpanely tsaho manidy gadana ny vavany ny mpiteny ratsy , nandray baiboly ny mpanao copier-coller mihovitrovitra ambohijatovo .... tohiny
Mirananirina ( 23/03/2009 11:55)
tsy politika itsony ity marina.Ty menatra ,manalabaraka ny gasy ry xxx... tohiny
novalian'i xxx ny 23/03/2009 13:06
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.9243