Politika
rajy
(
24/03/2009 20:14)
Mampisalasala,sarotra hinoana. ho an'ny mpianany aloha de tsia eh! Sa mety azon'ody daoly tokoa ve reo pokona bdb reo?.enjana zany ra fanafody an efa nodorana fa mbola mandaitra!tokony ampindramin'ler...
tohiny
novalian'i ravonjison ny 25/03/2009 17:30
salopard
(
24/03/2009 19:07)
Ny pro-TIM avereno dada
ny pro Frantsay: avereno reny malala
ny pro-radidy: avereno dadatoa
ny pro-zafy avereno dadabe:
avereno ny kisoa amam-borona
ts;;;
avereno nyvolanay
sniff... sniff...
tohiny
novalian'i pitchou ny 24/03/2009 20:06
tovolahy007
(
24/03/2009 17:54)
Ity izany misy vaovao lehibe iray mba hitako. Koa samia mamaky tsara daolo isika.
The barracks-based naval soldiers at Invato declared that the armed forces could never be divided by politics. The...
tohiny
novalian'i fijo ny 25/03/2009 00:30
mazavajery
(
24/03/2009 16:19)
fanjakana nalaina ankerisetra nalaina t@ tafondro sy ny tank!!!!
fampihororona saim-bahoaka
:{
TGV : Taranak'i GALLIENIE VAO² nationalité double
CAPSAT :Herimpamoretana vao² ny mpanjanan-ta...
tohiny
novalian'i mazavajery ny 24/03/2009 17:40
KALACK
(
24/03/2009 16:14)
Tsy ahasoa atsika ny mifampihantsy mifandrangitra mifampiandry kendry tohina lava eto fa ny manarina ny firenena haingana heverina maika izao ,satria mbola lavitra raha ny fampandrosoana sy ny fananga...
tohiny
novalian'i penguin ny 25/03/2009 06:33
andrywui
(
24/03/2009 14:42)
defa andrasondraso tsara ry zalahy CAPSAT fa mitady mbola ho avy hiditra eto ndray ony le fahavalompirenena iny ka hoe hitondra Swaziland hanapotika an'i Madagascar tanteraka mihitsy zany !! ka mih...
tohiny
novalian'i xxx ny 24/03/2009 18:38
shoooter
(
24/03/2009 14:24)
Manohana fitondrana aza tsy vitan'ny tim maika fa hanogana, be heritreitra ko nge nefa tsy ita oe makaiza mpiasan'ny magro sy tiko eran'ny madagasikara chomeur kosa alo tena ampy 10000 e na mihoatra a...
tohiny
novalian'i Oay ny 24/03/2009 17:01
Oay
(
24/03/2009 14:17)
Marina ve fa hoe ny radiovazogasy d manao fampielezankevitra manentana ny vahoaka ho eny Ambohijatovo satria nandefa oronampeo momba an'ilay Radio Mada Internationale.
D raha marina izany d efa tsy m...
tohiny
novalian'i tgvra8 ny 24/03/2009 16:45
xxx
(
24/03/2009 13:21)
Rehefa mijery ireto vahoaka 10.000 eo ho eo an-dra8 aho sy ireto vahoaka 4000 eo ho eo an'i TGV (tsara ho marihana fa aminà million ny gasy) dia ohatry ny mazava be tamiko fa ho avy indray ny gidragi...
tohiny
novalian'i tgvra8 ny 24/03/2009 16:50
mion
(
24/03/2009 12:54)
Fony "Nitolona ny TGV" dia 2000-3000 personne hatrany no isan'ny mpomba azy, ireo ihany rahateo koa no isan'ny ol tsy faly @ Ra8.
Tonga ity ny tena zavatra 10000 personnes tsy mitsaha-mitombo nefa ...
tohiny
novalian'i tgvra8 ny 24/03/2009 16:33
kabota
(
24/03/2009 12:21)
Miangavy anareo tena Kristiana izay manaiky an i Jesoa ho Tompo sy mpamomnjy mba hijoro vavolombelona fa tena latsaka ankaterena ny firenena amin ny ataon ny Kristiana
Fanompoana Sampy
Lainga
fam...
tohiny
novalian'i kabota ny 27/03/2009 11:06
tarzand
(
24/03/2009 10:50)
Mampalaelo ny zava-misy ankehitriny:
- Ny voavidy vola mba hanankorotana
- Ny fatahorana mijoro @ marina
- Ny fanekena ny tsy rariny sy ny tsy ara-dalàna
- Ny firaisana tsikombakomba
Maninona ia...
tohiny
novalian'i xxx ny 24/03/2009 14:54
Mirananirina
(
24/03/2009 10:45)
PARIS (AFP) — La France n'a "pas privilégié" le changement de pouvoir à Madagascar, mais a voulu préserver la paix et la sécurité de ses 20.000 ressortissants vivant dans ce pays, a déclaré ...
tohiny
novalian'i andrywui ny 24/03/2009 15:29
tgvra8
(
24/03/2009 10:32)
L'âge minimum des candidats abaissé à 35 ans ?
« Tout candidat aux fonctions de président de la République doit être de nationalité malagasy d'origine par le père et la mère, jouir de ses...
tohiny
novalian'i andrywui ny 24/03/2009 14:03
xxx
(
24/03/2009 10:26)
12H55 : Selon un journal du swaziland, Marc Ravalomanana aurait atterri hier dans ce pays d'afrique australe (selon sobika.com)...
tohiny
novalian'i pitchou ny 24/03/2009 20:40
yakuza
(
24/03/2009 10:10)
Asa izy ity raha atao kilalao ny firenena fa tsy haiko alou fa za mintsy ry pro R8 dia mipetraka tsara @toerana misy azy fa tsy manao fihetsika olona tsy nianatra ohatr'izao atao etsy sy eroa IRALEVAV...
tohiny
novalian'i andrywui ny 24/03/2009 15:31
xxx
(
24/03/2009 09:43)
Raha tiana handeha tsara ny firenena dia asio mari-pahaizana faraha-keliny ao anaty lalam-panorenana ho an'izay te-hilatsaka filoham-pirenena fa tsy izay olona manam-bola nefa tsy manana fari-pahaizan...
tohiny
novalian'i xxx ny 25/03/2009 07:35
Koriana
(
24/03/2009 09:40)
Manao antso avo ho antsika malagasy rehetra izay mipetraka aty ampitan-dranomasina,miantso antsika rehetra mba ho tonga eny @ TROCADERO ny Asabotsy 28 mars ho avy izao, tsy manohana n'iza n'iza fa mba...
tohiny
novalian'i andrywui ny 24/03/2009 14:50
mion
(
24/03/2009 09:30)
TAIM-bava TELO nataon'ilay Jiolahim-boto:
1) * HAjaina ny GRADY sy ny FAHELANA eo amin'ny fanomezana andraikitra ny TAFIKA:
Inona no zava-niseho ? nohamafisina ny fanendrena ilay andré Ndriarijao...
tohiny
novalian'i xxx ny 24/03/2009 14:53
BlackGasy
(
24/03/2009 07:46)
Tena terroriste marina ity fanjakana ity kle aiza koa ny misy an'ty dahalo navoaka ny fonja dia mody apetraka any amin'ny hotely mbola miandry didim-pitsarana DAHALO, MPAMONO OLONA, MPAMADIKA TANINDRA...
tohiny
novalian'i zoozoo ny 24/03/2009 10:32
