Vaovao Lehibe!!

1. tovolahy007 ( 24/03/2009 17:54)
Ity izany misy vaovao lehibe iray mba hitako. Koa samia mamaky tsara daolo isika.

The barracks-based naval soldiers at Invato declared that the armed forces could never be divided by politics. They claimed that their CAPSAT colleagues had been paid hundreds of millions of Ariaries, the Madagascan currency, by Andry Rajoelina, saying that evidence was irrefutable. They demanded trials and punishment by martial law to those rebellious and uncontrollable military troops.

The naval soldiers propose holding a national conference as soon as possible and they have asked Rajoelina to leave power unconditionally within one week. They called on the international community not to interfere in affairs which they claim involve only Madagascans. The naval troops declared that they are ready and available to protect the nation by force, if necessary.

Source: http://www.voanews.com/english/Africa/2009-03-24-voa2.cfm

Dia miala any izany ny mahery vaika fa de miomana ry KAPOSATY A.

Misy teny io hoe: "Ny Naval troops dia vonona ny hiaro ny nation @ alalan'ny HERY."
novalian'i fijo ny 25/03/2009 00:30
2. ifiona ( 24/03/2009 18:17)
hummmm

voa ve taraiky sa... nahazo source sure? :wink:
3. tovolahy007 ( 24/03/2009 18:26)
Ifiona> Tena efa heno ihany io kozy io zany fa naseho eto mitsy izy @ zay mazava @ rehetra e. Eto anie ra vao mikozy zavatra enao de efa miditra ry tsy tononoko ps ny @ hoe lainga be zany, tsy misy an'izany, sns. Efa nisy nilaza an'izany any @ hevitra hafa any.
4. ifiona ( 24/03/2009 18:32)
tovolahy007! andraso kely aloha fa misy tsy arako kely. Ny chef d'etat major Ndrianerijaona mantsy efa nanao démenti hoe tsisy an'izany bani sy rfi micontre aminy zany fa miray hina daholo ry zareo.
Dia zay no fanontaniako hoe ny V.O.A news ve no taraiky sa nahazo source sure matoa mamoaka an'io?
5. tovolahy007 ( 24/03/2009 18:40)
Ka io izy io ko. Tsy hay hoe iza no milaza ny marina de iza no mandainga. Raha ny fahitako an'izao de mety misy vondrona miaramila na zandary hafa any tsy nahazo sosy, hany ka hivadika hanohitra. Ilay Ndrianary ndray mo raha ny fahitako azy de mety mamono afo izy na tsy haiko, na te hampitony fotsiny ny sasany koa. Efa tsy hay hay be intsony anie izao ny zava-misy e, raha vao milaza zavatra ny iray de iny ray fa tonga de mitsatsaingoka hoe diso zany, tsy misy an'izany. Ka matoa io VOA io namoaka io lahatsoratra io de tena nisy zany io filazana io.
6. Andribe ( 24/03/2009 19:15)
toa hevitra efa nandeha izy io fa tsy misy sahy mihetsika akory asa aloha ny fandehany fa raha mitohy ny fitokonana eo ambohijatovo sy ny eo @ 13 mai dia mety hisy sahy hiteny ihany angamba ireo rfi sy ny namany ireo dia hita eo ny tohiny. Tsy aleo ve atao resaka fa raha mbola gidra dia tsy ho vita intsony io raharaha io. Toa samy mafy loha mantsy ko
7. xxx ( 24/03/2009 19:30)
aleo hande ny tolona wa! tsy misy manaiky io fanjankana nangalarina io! ary io no efa nolazaiko teto ihany hoe ny eo anivony tafika malagasy @ zao d tsy milamina, indrindra t@ fisamborana ireny jeneraly ireny, ary maro @ izy reo no tsy mankasitraka ny nataony capsat
8. pitchou ( 24/03/2009 20:04)
hitako normùal ihany aloha hoe tezitra ny BANI sy ny tantsambo fa tsy nahazo saosy nefa ry capsat nahazo e! iza kosa moa no nieritreritra hoe mila mpitondra fiara-manidina sy mpialatsaka an'elonaina rehefa hiady @ olona eto tana? na hoe mila tantsambo eto tana?
9. tovolahy007 ( 24/03/2009 20:12)
Tokony omen'ny TRAIN saosy haingana izany ireo izao mba tsy ihetsika fa ra tsy izany de ho ahongan'ireo eo lery.

Omeo saosy ny BANI sy ny afa ra TRAIN fa mitady ho ratsy anie ry lerony zany e. SA EFA NAHAZO???
10. xxx ( 24/03/2009 20:16)
Les soldats de la marine de proposer la tenue d'une conférence nationale le plus tôt possible et ils ont demandé Rajoelina à quitter le pouvoir sans condition dans une semaine. They called on the international community not to interfere in affairs which they claim involve only Madagascans. Ils ont appelé la communauté internationale à ne pas interférer dans les affaires dont ils prétendent que des Malgaches. The naval troops declared that they are ready and available to protect the nation by force, if necessary. Les troupes de marine a déclaré qu'ils sont prêts et disponibles afin de protéger la nation par la force, si nécessaire.
Tairo leretsy a!!!
11. tovolahy007 ( 24/03/2009 20:33)
Aleo za mba hanao mpanolo-tsaina an'ny TRAIN androany fotsiny.

O lty TRAIN a! Omeo saosy haingana ry BANI sy RFI fa toa mitady hanongana antsika sady ry lerony fa hoe tsy nahazo hony. Isika anefa ity mbola tsy nihinana akory sy voky tsara akoriny de tadiavindry lerony fa ho ahilika sady. Ho voa mafy isika raha hietsika eo ry zalahy reo satria ny fotoana lany sy ny saosy lany nanakaramana an'ireny JIOLAHIMBOTO reny mbola tsy tafaverina akory nefa isika ho afaka eto.
12. pitchou ( 24/03/2009 20:38)
hividiano fiaramanidina sy sambo hataony kilalao hoe! dia ataovy b b ny cheques carburant omena azy @zay rizalahy lasa lavidavitra fa tsy tavela eo @ farihin'anosy fotsiny na hianjera eo ambony anjely mainty (moa sa fotsy sa inona no lokon'izy io e?)
13. tovolahy007 ( 24/03/2009 20:50)
Tena mahonena fa voavidin'ny vola daolo ny zavatra rehetra

HATRAIZA NY HERINAO RA VOLA??
14. KALACK ( 24/03/2009 20:57)
zan v r tovolah ? eny ary e,
15. tovolahy007 ( 24/03/2009 21:01)
KALACK> Elahy zao tena tokony tsy matory andro tsy matory alina mitsy miaro an'ny TRAIN sy ny sezany fa toa misy mitady hanapaka sady ny tongony. hahahaha. Za anie efa niteny t@ TRAIN hoe omeo saosy aingana zany RFI sy ny forongony zany fa mitady ho ratsy e. NGA MO TSY IZAY IANY LE ADY KLE, tambazana saosy daolo de @ zay manao izay tiana ampanaovina azy.
16. fijo ( 25/03/2009 00:30)
misy tokoa ny miaramil atsy mankasitraka io ataon'ny capsat io,saingy fa fitandrovan any ady an trano,dia mody hoe "iray izahay",fa vao misy hirika eo,dia hoavy ny fitsarana miaramila
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0685