nanao ody marina ve ra8 ?

1. rajy ( 24/03/2009 20:14)
Mampisalasala,sarotra hinoana. ho an'ny mpianany aloha de tsia eh! Sa mety azon'ody daoly tokoa ve reo pokona bdb reo?.enjana zany ra fanafody an efa nodorana fa mbola mandaitra!tokony ampindramin'lery an'I TGV,ary misy zavatra koboko tampoka an kay bokotra telo milahatra midina le TGV eto @ clavier- ko,mampieritreritra ny mpinompino foana.
Aza variana mihaino vavan'olona ry zalah fa jereo ze nahavita a ratsiraka aza tsy nanao ody koa ra8 ve ilatsaka @zany?
Ny hevitrareo!
2. ifiona ( 24/03/2009 20:25)
ny hevitro ve? amiko izy tsy nanao ody zany fa comédie noforonina fotsiny zany mba hi-discréditena azy, antony iray dia raha toa ka tena nanompo sampy izy tao Ambotsirohitra ireny, dia adala ve izy namela ireny sampy tao, ny mpanompo sampy anie entiny miaraka aminy foana ny sampiny kely, na farafaharatsiny satria efa samy mahafantatra fa tsisy miambina ntsony Ambotsirohitra no sady tsy misy olona niasa ntsony tao dia efa fantatra ny risque ka raha tena izy no nanompo sampy dia tokony nafeniny aingana ireny.

Faharoa manarak'izany dia ilay fandehan-javatra mihitsy no somary mahavariana; maninona moa ny capsat ny alin'iny no niditra tao Ambotsirohitra? maninona no miditra anaty palais @ andro alina? vao maika mampieritreritra hoe ry zareo ihany no nametraka ireny zavatra ireny tao anatiny tao

Fahatelo manarak'izany, ilay comédie be toy ny anaty film, efa vonona daholo ireo mpiandry ny ampitsony, dia médiatiséna ery hoe hanao exorcisme, asa, aseho télé tsara ery hoe zao sy zao, ôtran' efa tafiditra anaty planà daholo zany amiko

Ny olona moa misy faly miteny hoe chiffre porte bonheur an'i Ravalo dia ny chiffre 7, iny anie zany zay tiany atao + + eo fotsiny e, zay mahafinaritra azy no ataony + dia zay tsy manome 7 dia hodiana tsy hita.

Misy aza moa teto amin'ny serasera nanazava resaka adala be zay hoe nanao pacte t@ devoly e, blablabla bliblibli


:-@ :-@ :-@ :-@
3. pitchou ( 24/03/2009 20:35)
ifiona> ny toerana nakany ireo osy mainty kosa aloha d afaka nanazava ny atao hoe osy mainty sy ny tsy ariny fa tsy maintsy maka ilay osy mainty hono izy raha vao mahita (izaho tsy nahita azy naka an! ny olona tany no niteny)
ary nisy mpampianatra anay aza vaky vava mihitsy raha sendra nifanena tampoka t@ ireo ... osy mainty ireo ... tao Iavoloha!!!! koa ahoana kosa kosa ary no tsy handeha ny fisainana raha izany rehetra izany no atambatra? indrindra fa ny biby hafa rehetra mihidyt eny @ vitrina fa ireo osy mainty izany ... toy ny omby vavy any Inde?
fa io rehefa tianao ny hiteny hoe fotsy ireo osy ireo d tsy hisy hahodina anao tsy hiaiky hoe mainty ireo fa fotsy foana aminao ange e!
ary ilay chiffre 7 koa aloha d çà frise l'obsession fa tsy fifanandrifian-javatra mihitsy e!
vice-president ny FJKM nanao pacte t@ devoly? Enga anie tsy ho marina izany. Arovy @ ratsy izahay Andriamanitra o fa tsy misy toerana izay tsy hiadianay @ devoly eny mahasahy miditra hatrany an-tempoly izy.
4. ifiona ( 24/03/2009 20:47)
za lazainao hoe rehefa te hahita fotsy dia fotsy, dia rehefa te hanaratsy koa anie ny sasany dia mahita foronina foana e!


ity ilay resaka momba ilay chiffre 7, lazainao fa obsession.. obsession amin'ny ahoana? raha obsession anie ilay izy dia tokony nanao Ravalo hoe: o ry vahoaka a ndao rehefa @ andro fahafito @ volana vao manao zavatra,na hoe @ 7h ora vao manao an'izao na zao.. zany no atao hoe obsession.. tsy i Ravalo no obsédé @ 7 fa ny olona no obsédés hitady zavatra tsy misy.


C'est au 77-ème jour de l'année 2009 que le président de la République de Madagascar Marc Ravalomanana a été éjecté de son siège d'Iavoloha. Le jour du mardi 17 mars 2009 est le 77-ème jour du calendrier grégorien 2009.

Za ve no tsy mahay manisa sa ahoana? naveriko nisaina fa 76ème jour ny mardi 17 mars. 31 jours janvier, 28 jours février. Oay lety e! ary toa tsy miafara @ 7! ooohhhhh



Marc Ravalomanana est resté au pouvoir pendant exactement sept (7) ans. Il a obtenu la direction du pays en 2002, après une élection présidentielle suivie d'une manifestation sur la place du 13 mai.

oay lety e! ary toa 2002= 2+2=4, toa tsy manome 7????? dia raha 2007 zao io dia tsy maintsy nahita kianina ndray ny sasany


Nombre fétiche
Le nombre 7 a été considéré comme le nombre fétiche de Marc Ravalomanana. Toutes ses voitures, et même celles de ses proches collaborateurs portent toujours une immatriculation contenant au moins un chiffre 7. Ce chiffre était sensé porter chance selon les observateurs. C'est un nombre sacré. Dieu a pris le repos au septième jour.

zao zany ilay hoe rehefa mitady angatra dia mahita foana!


Superstition
Le chiffre sept (7) n'apporte pas autant de réussite que cela en a l'air. Le mouvement de renversement de Marc Ravalomanana a commencé le samedi 17 janvier 2009 au jardin d'Ambohijatovo,


17 nga 7? ka iza no obsédé @ zao, lery ndray ve?


Le régime de Marc Ravalomanana a été souillé de sang le samedi 7 février 2009, jour du massacre à Ambohitsirohitra. L'ancien Chef de l'Etat a tout essayé pour renverser la tendance, que ce soit par une contre-manifestation ou par la répression.

mba tsy nanome 7 ny 26 janvier dia mody tsy nolazaina an!!!!!



Le pouvoir échappe à Marc Ravalomanana par la trahison de l'armée. Un revirement que personne n'a vu venir. L'armée semblait encore lui obéir au doigt et à l'œil le samedi 7 mars 2009. Le lendemain matin commence soudainement une mutinerie au CAPSAT Soanierana.

le 7 mars sa le lendemain e? satria raha le lendemain dia le 8 fa tsy le 7 tompoko oooo

blablabla bliblibli
5. KALACK ( 24/03/2009 20:56)
Ifiona mbola zaza e, hita k am firesakao f mbol ts mattr miits ,zazavao am politik
6. ikaretsaka ( 24/03/2009 20:59)
ka meridien inona aloha no resahanareo..sao koa eo @ ny meridien faha 7 fa tsy voavaritra tsara ka mahatonga anareo diso kaontsy...



7. ifiona ( 24/03/2009 21:03)
KALACK mbola zaza ôtran' TGVendranareo ihany ka! fa za tsy manogam-panjakana @ alalan'ny herisetra sy fangalana an-keriny ireo raiamandreny!

KALACK! fa ny olona manao resak'adala zany resaka matotra aminao? fa za miezaka ny miady hevitra @ resaka politika no lazainao fa zaza??? hodianao tsy hita angaha ireny resaka adala isank'alina sy mpanao copier coller ireny? zaza nga ireny aminao? olon-dehibe toa anao ihany fa manao hadalana ka! tsy aleo zaza manana HEVITRA toa anay !


ikaretsaka isaho eo dia lazao fa aza dia mamorona 7 hafa eo ndray e
8. pitchou ( 24/03/2009 21:03)
Ika :-D :-D :-D :-D :-D :-D ianao ity d kinga saina mihitsy an!
@ 7 avril zao ra8 (kay tsy ra7?) hiverika hiraka @ regiments 7 avy @ firenena 7.
9. ifiona ( 24/03/2009 21:06)
nareo ihany dia mahita fa lasa ridicule ilay izy! hay foronina daholo, mieritreritra méridien 7 ny sasany, ny hafa moa zany dia efa mi-imaginé zavatra hafa mitsy!

10. andrywui ( 24/03/2009 21:07)
kalack ! aza atao anzany tson ifiona ! fa mapalaelo be izy ! ary mbol tsy matory iany ko ve ifiona e !! ts reraka !
11. ifiona ( 24/03/2009 21:12)
andrywui! omeko ny daka be eo ndry fa ataovy eo ihany :evil: :evil:

zao alou mbola bisous bisous

:* :*
12. pitchou ( 24/03/2009 21:13)
ifiona wa! matoa ny olona miresaka ilay obession n'i ra8 @ chiffre 7 d satria ni-insiste foana t@io chiffre 7 io izy, indrindra rehefa maka n° fiarany! izany akory tsy midika fa tsy mahay manisa afatsy h@ 7 izy na ahoana! iza no mahita na izany aza no nahatonga azy ni-insiste be t@ ilay hoe atao 7 taona ny prilaire fa tsy 5 taona?:roll:
ary tsy misy tsy maha normal an'izany koa ange e! rehefa io no heveriny na nolazain'ny mpanandrony fa chiffre porte boinheur ny d avelao izy hanaja aza! fa aza terena fotsiny hoe fifanandrifian-javatra
13. KALACK ( 24/03/2009 21:20)
mifon ar les wuiwui a ,ten mfankati mits kay nareo 2 ,za v mahlla pardon les e
14. ifiona ( 24/03/2009 21:24)
pitchou! dia aza terena koa hoe obsession-ny lé izy e! zany mpanandro zany mbola noforonina avy any anaty lohanareo daholo zany!

na za koa aza indraindray rehefa sendra misy ohatra hoe examen ka maka numéro d'anonymat ka raha mianjera @ chiffre 7 dia faly za! satria zay ilay izy hoe chiffre de Dieu! dia mba manantena oe: hummm, mety ho tsara vintana aho androany! tsy midiaka zany hoe tereko hoe tsy maintsy 7 na 17 na 27 na 37 na 207 daholo ny zavatra rehetra hiseho! sady tsy mijery mpanandro koa moa ny tenako! raha nanana mpanandro ravalo dia tena tsy nanao tsara ny asany ilay mpanandro satria nianjera 76è jour lé démission fa tsy 77 klé! ary lé 26 janvier toa tsy manome 7! forcéna atao 7 fa dia eeeee! 2+6= 8, non, 2x6=12, non plus, 1+2=3 , tena mbola tsy ao any, grrrrrrrr, aiza ary ty chiffre 7, 26 janvier 2009=> 26+1+11=38=>3+8=11=>1+1=2, lety e fa aiza ary ty chiffre 7 ry mpanandro ooooo
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D

hono oa! fa t@ 7 janvier ve nisy zavatra nitranga? :roll: ary t@ 7 décembre? ary t@ 17 décembre? ary t@ 17 février?????


ny olona wa dia mahita foronina mitsy
15. Andribe ( 24/03/2009 21:26)
ary efa im 7 niverimberina izay ty resaka 7 ty nefa ra8 mbola tsy lasa 7 fa malaza hiverina afaka 7 andro na 7 volana fa tsy 7 taona kosa aloha fa @ 07-07 2009 izao mety hiverina izy satria ny firenena mikambana na ny G7 dia efa tsy manaiky ny nanalana an dra 8 t@ 17 ary @ 7 avril zao no mety hisy fitsapak evibahoaka ary mety olona 7 ihany na 77777 no hifidy ao :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
16. ifiona ( 24/03/2009 21:29)
:-D

:roll: :roll: :roll:
17. pitchou ( 24/03/2009 21:41)
:-D :-D :-D :-D :-D ka tsy ampy 7 ange le mpanandrony ry ifiona e! sady tsy i ra7 angamba no nalainy ho mpanandro! fa tsy vazivazy fa tena manana ny mpanandrony tokoa izy! tsy misy maharatsy ny mpanandro ange e! tsy hoe tsy nanao ny asany tsara ny mpanandrony fa mety nisy zavatra nifanoto vintana taminy nataony d nisavoritaka ny astres.
ifiona wa mba hinoy rehefa ilazana fa tsy fifanbandrifian-javatra irero n° ny fiarany rehetra miafara @ 7 ireo, fa fitakiany manokana (tsy voatery ho prezida vao afaka mi-reserver n° raha tsy diso aho)
ifiona izany tsy mba mijery horoscope mihitsy?
18. ifiona ( 24/03/2009 21:52)
pitchou! efa ela aho no tsy nijery an'izany horoscope zany!

fantatro koa ny momban'ny fiarany, be anie ireo olona raha afaka nisafidy dia zay chiffre tena tiany no ataony eo! raha enao zao ohatra no afaka misafidy ny numéro @ fiaranao dia tsy ataonao eo ve izay chiffre tena tianao! tsy midiaka zany hoe manao ody izy fa ny olon-drehetra samy manana ny chiffre préféré! za zao raha afaka misafidy dia nataoko hoe 07 77 07 07 77 ny num-ko!
:-D :-D ah, mety asiako 4 fa ôtran' milay koa ilay 4! fa mbola tsy manao ody ihany za nefa! za zao raha omena safidy hoe raha tokony asiana chiffre eo @ varavaran-tranaonao dia inona, dia ny ahy ataoko hoe 7! fa mety ho 3 koa nefa!

tena misy ve ilay mpanandrony ? aiza ny porofo, anarana, adiresy, lahy sa vavy, sary tapaka sns

:roll: :roll: :roll:
19. pitchou ( 24/03/2009 23:20)
andraso fa rehefa miverina eto izy d asaina alefany any @ ifiona ireo détails ireo. Ary iza klo no niteny an'ifiona hoe tsy manana mpanandro izany izy?
mijereva ihany horoscope fa mety hanampy ireny!
20. fijo ( 25/03/2009 00:26)
hoan'ny minomino foana dia nisy izany;ary iiska rehetra ireo dia manao ody daholo,fa mba samy manana haingon trano any an trano any.
hoann'y mpitory anie ny haingon trano ka ody e.lamba fotsy ihany vo tsy ody.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0418