nanao ody marina ve ra8 ?
23. xxx
(
25/03/2009 07:16)
Minoa fotsiny ihany hono koa : mety mboka naka ODY hafa any swazi lery :°)
24. ravonjison
(
25/03/2009 08:50)
Miombonkevitra tanteraka @ IFIONA aho, saingy somary ampiako kely ireo hevitra efa voalaza etsy ambony:
- tsy misy ody mandaitra izany, na ody mamaha olana @ firenena, resaka FANDEMEN-TSAINA daholo izany. Isika malagasy mantsy anisan\' ny firenena minomino foana, noho izany araraotin\' ny mpanao politika izany.
Ny fomba fisainana ihany no mitondra an\' izany.
- ny resaka isa 7 sy horoscope dia resaka fifandrifian-javatra fotsiny ary anisan\' ny fidirambolan\' ny olona sasany.
- ireny zavatra hita tao Ambohitsirohitra ireny dia mety fanomezana @ olona sasany, fa tsy resaka ody izany. I Ravalo mihitsy no manana experience fa raha tiany handeha ny fivarotan-drononony dia tsy maintsy manao asa be izy, mitety olona, tanána, firme izy mampiseho ny rononony, @ izay mividy ny olona. Fa tsy resaka ody mihitsy no hampandeha ny varotra.....Raha toa ka ampitahorina ody ny olona sasany dia mety hivity ny rononony.
- Ny olona sasany dia manana fétiche, ohatra: mpanao sport, filoha sns.., izany dia mba hanamboamboarany ny sainy fotsiny, fa tsy misy ody mandaitra izany.
- ireny scene nalefa t@ telé ireny, ireo mpiandry sns, fandorana ody, ireny dia hita fa mandemen-tsaina daholo, ka ny kely saina ihany no andairan\' ireny.
Isika malagasy dia mba tokony ho tonga saina e, fa tsy tokony hambakain\' ny sasany @ alalan\' ny ody.

25. Oay
(
25/03/2009 09:27)
Misy fiteny manao hoe:" Ny valala misy ary ny mpiteny koa mahay milaza".
Efa ela no noresahana ny resaka isa 7 sy ny Osy mainty, ny mahagaga d izao tsy mbola nitsipaka ny tsy fahamarinan'izany i Marc Ravalomanana.Hiteny ianareo hanao hoe: "Ka tsy mila mamaly an'izany izy" d valiny Tsia tokony nanao an'izany izy satria nahoana:
>>>Marc Ravalomanana d vice prézidà ny FJKM noho izany d Kristianina izy noho izany d efa voalaza fa aza manompo Tompo roa ka @ maha Kristianina anazy d tokony nitsipaka ny fiampangana anazy ho mpanompo sampy ampahibemaso i Marc Ravalomanana eny fa na d ho an'ireo FJKM miaraka aminy aza.
>>> i Andriamanjato Richard d mpijapy train gaigy be fa naninn izy tsy mba nijapy ny train an'i Marc Ravalomanana valiny: Izao no tenin' Andriamanjato t@ gazety Midi indray andro izay raha nanontaniana izy hoe maninn izy no tsy miaraka amin'i Marc Ravalomanana "Je ne pactise jamais avec le diable"
Ny Fahalalako d tsy namaly an'io i Marc Ravalomanana inn ny antony tsotra ny valiny d izao "tahotra an'ilay zavatra tompoiny" satria raha hitsipaka imasombahoaka ny sampy tompoiny izy d hivadika aminy ilay sampy.
i Oay ohatra izao teto d nasain'i ifiona nisafidy entre TGV sy TIM d novalian'i Oay i ifiona hoe tsy mahavery anazy ny tsy miaraka na @ TGV na @ TIM fa ny ohatra nomen'i ifiona moa t@ izay d ny hoe tsy afaka manompo Tompo roa d teo kosa i Oay d nikiakiaka mafy be manao hoe Oay D MIARAKA AMIN'ANDRIAMANITRA RAY ZANAKA ARY FANAHY MASINA ARY TSY MANANA OBJET FETICHE FA ANDRIAMANITRA AO ANATIN'NY FANAHY IZAY TSY HITA MASO FA HINOANY SY HATOKISANY NO OBJET FETICHENY.
Ka amiko ny olona tena mino an'Andriamanitra d tokony sahy hikiakiaka ny finoanany an'Andriamanitra indrindra @ fotoana hiampangana anazy ho manompo zavatra hafa tsy za no namorona fa efa voalaza fa :"Izay mandà anazy eto an-tany d holaviny rehefa eo anoloan'ny Ray" noho izany mba tsy hisian'ny doute d tokony nikiakiaka ny tsy fahamarinan'ny isa 7 sy ny osy mainty i Marc Ravalomanana. Fa mbola averiko anefa fa io d anazy sy Andriamanitra ary ny devoly, mbola averiko fa ny devoly na satana d mikapoka mafy raha vao mitady hitsoaka ilay niaraka taminy an!

26. ifiona
(
25/03/2009 09:35)
zavatra tsisy dikany sy mampihomehy zany ve ry Oay dia hivakiana loha a!
mandroso foana ny lakana! Ravalo nitarika fotoam-pivavahana foana ary tsy nitarika ny olona hanompo sampy izy! raha toa izy ka tena mpanompo sampy dia nitarika ny hafa koa hanompo sampy! saingy ny azy dia dradradrainy toa anao koa hoe ANDRIAMANITRA IRAY IHANY ARY ANKINO AMIN'I JEHOVAH NY ASANAO, DIA HO LAVORARY ZAY KASAINAO.
Zay d'efa ampy hilaza fa tsy mila manao démenti zany izy fa zany d'efa ampy e! Efa karazana démenti koa anie zany matoa izy manohy midradradradra hoe ANDRIAMANITRA DIA IRAY IHANY, TOMOERA AO AMIN'NY TOMPO, eny na dia efa nisy aza avy eo ireny resaka osy sy pacte @ devoly ireny! ny devoly anie tsy sasatry ny mandragitra oe, porofoy ary fa zao, tsy fantatrao nga ilay tentation nataon'ny devoly t@ Jesoa teny @ désert????

27. moi
(
25/03/2009 09:47)
Ny zavatra hitako, ary disoy izay nahita :
Jamais Ra8 nanonona Jeso, na Jesoa, na Jesosy (izaho aloha tsy mpanaraka azy tamin'ny toriteniny rehetra) fa ny hoe Andriamanitra dia ekeko.
Faharoa, nanao cravatte mena foana Ra8 efa elabe, fa ny alahady teny Iavoloha farany iny vao niova manga ny fehintendany, ary ny Talata izy veloma iny !
Nataoko lohahevitra teto io fehintenda mena io fa toa tsisy maharaka ilay fandehany ! (mba tadiavo ao aloha kely ao)
Betsaka ny fantatro fa ireo ihany no tena nampisaintsainiko olona hoe mba diniho. Ilay isa fito indray amiko dia karazana chiffre préféré-ny fa tsy baiko t@ mpanandro.

28. ifiona
(
25/03/2009 09:55)
moi! enao marina ve moa ilay manana havana mpiandry tao @ ireny nandroaka devoly tao Ambotsirohitra iny?
29. Oay
(
25/03/2009 10:14)
ifiona:
moi! enao marina ve moa ilay manana havana mpiandry tao @ ireny nandroaka devoly tao Ambotsirohitra iny?
i ifiona a! tsy misy zavatra mamaky loha eto satria mbola averiko hoe sady mianatra eto no miala voly fa raha eto no hamakiana aloha d ahoana ilay fiainana miandry atsy aoriana atsy.
Za mbola averiko fa za tsy mahalala na nanompo sampy izy na tsia, fa ny fantatro d Andriamanitra mahalala izay nataony ka ny famailana d an'Andriamanitra ny any angatahako @ Andriamanitra d ny mba hanehoany ny heriny @ izay mpanompo sampy ka ho anatra ho an'ny sisa satria efa maro loatra ireo lasa mpanao ratsy satria ny olona tafita ny ankamaroany d olona manonononona ny anaran'Andriamanitra ny alahady fa mpangalatra akoho ny alatsinainy.
Za ry ifiona tsy nanao tsianjery Baiboly fa tsaroako tokoa fa nalain'ny devoly fanahy i Kristy nataony hoe "Miakohofa amiko fa omeko anao izao tontolo izao " d namaly i Kristy nanao hoe "Efa voalaza fa aza miankohohoka hafa tsy amin'Andriamanitra Ray" ary io d mitovy @ fanaon'ny mpanompy sampy io fakana fanahy nataon'ny satana an'i Kristy io ary io valitenin'i Kristy io d manamafy ilay nolazainy nanao hoe "Fa mora ho an'ny rameva ny miditra @ vody fanjaitra fa sarotra ho an'ny mpanankarena ny fidirana @ fanjakan'ny lanitra" ary i Kristy moa d nanambara fa izay manaraka anazy d tsy olon'izao tontolo izao.Kanefa i Marc Ravalomanana ny nataony d ny fikatsahana ny harenan'izao tontolo izao.
Misy milaza eo ambony eo manao hoe :"Tsy manonona ny anaran'i Kristy i Marc Ravalomanana" marina izany fa ho an'ny kristianina anie Andriamanitra d Ray Zanaka ary Fanahy Masina ary mbola mila hampatsahivina antsika ve fa vice prézidà ny FJKM i Marc Ravalomanana d ny K=Kristy é!
30. mibalika
(
25/03/2009 10:16)
miarahaba ny rehetra,
Maninona ary ny gasy no tery saina amin'io ody ody io ,raha tena nanao ve izy ,tsy namosaviany teo i tgv d tsy nisy izao??????
izaho manao collection chouettes sy hiboux(vorondolo) am gasy d mpamosavy aho zany

32. moi
(
25/03/2009 13:34)
--> ifiona : tsy misy mpiandry fantatro nankeny Ambohitsorohitra
Fa anisan'ny olona mety hanampy hanamarina ity resaka ody ity ny garde-corpsn'ingahy Ra8, ny saofera, ireo apombo madinika akaiky azy...
Fa anontaniako ianareo izay mahalala hoe misy firy ny fahafantaranareo ny dokoteran-dRa8 ? Tsy hanodina lohahevitra aho fa mitsapa fotsiny, sao entin'ny fo fotsiny ny sasany, jery lavitra no ahafantarany azy !

33. mibalika
(
25/03/2009 13:37)
inona no atahoranao ry oay,ny collection sa le hoempamosavy?collection sarimborondolo sy izay zavatra mikasika izany no ato antranoko,ny vorondolo d vorona tokony harovana satria ireny no mihinana voalavo....