Tia tanindrazana ve ny gasy?
1. tarzand
(
24/03/2009 10:50)
Mampalaelo ny zava-misy ankehitriny:
- Ny voavidy vola mba hanankorotana
- Ny fatahorana mijoro @ marina
- Ny fanekena ny tsy rariny sy ny tsy ara-dalàna
- Ny firaisana tsikombakomba
Maninona ianareo jeneraly, ianareo HCC izay matahotra ny ho faty raha mba mijoro marina e? fantatray anie fa norahonana ianareo e! ny vavanareo milaza ny marina sisa no andrasanay.
Ekenareo ve raha misy olona milaza azy ho filoha nefa tsy lany t@ fomba demokratika nefa milaza fa hametraka ny tena demokrasia? za izany no atao hoe tena demokrasia?

novalian'i xxx ny 24/03/2009 14:54
2. vilambava
(
24/03/2009 11:04)
Fa nga rangahy tsy mahalala an'ilay fiteny hoe: Raha ho faty aho matesa rahavana? raha ho faty rahavana matesa ny omby? Mamy ny miaina ka film mbola manja ity kosa ve dia hanaovany sorona ny ainy eo?
Fomba fiteny ihany izany fa tena mampalahelo fa dia ny be sandry sy ny mpanam-bola no afaka maneho ny heviny ka mangina izay tsy manana an'ireo fahefana ireo. Ny mahagaga sy mahatalanjona sy tsy azoko fotsiny ny zava-mitranga eo anivon'ny tafika izay malaza amin'nyu fanarahan-dalàna nefa manaiky an'ireny fanitsakitsahana ny ambony grady noho ny tenany ireny.
Inona re no ao ambadik'izao rehetra izao e?

3. ratavao
(
24/03/2009 11:25)
Maninona raha mitady film vao² mba mahasarika e! fa de ny tolona vao haingana natao'ny TGV teo ihany ve atao copie coller de hataitra ny mpamaky ankory. Manoatra noho ireny olona tsy nianatra ireny rangahy ko!
4. ndenn
(
24/03/2009 11:40)
Ty misy film mitondra ny lohateny hoe : VERY TANINDRAZANA
Ny miaramila voavidy dia maro satria mba mitady ny hoan 'ny fianankaviany koa izy ireo ,ka dia tokony ho raisina amin' izany ny fisehoan- javatra .
Ny tena ho fotaka dia ny hakanosan' izy ireny manoloana ny kolikoly fampiasana ny olona sy ny tany ,ka tokony handray fanapahan- kevitra izay mpitondra fa misy fetrany izany .
Raha hiafara @ expropriation n n' mpamboly sy ny mpiompy ny zavatra ataon 'ny fanjakana manana ny fitaovam- pamokarana dia efa tafahoatra izany .
Jereo anie efa misy firy ny karana sy sinoa ary ny vahiny efa nahazo tany tao M/car é ,dia angamba ho tompotrano mihono sisa ny malagasy afaka 40 taona monja farafahaelany .Ny tanindrazana namidy ,ny ho avin' ny taranaka hypothequé ,dia mbola manaiky anjambany ny fifanarahana @ ireo mpanjana-bola ratsy hary foana izay eo @ fitondrana eo hatramin' izao .
Farany angamba dia ny ranomasina sisa no hitoerana fa efa ho taranak' olona kelimaso sy menasofina ary gena mainty sy karana no hameno ny tanàna . :oops:

5. tarzand
(
24/03/2009 11:47)
Ratavao> za tsy pro-tgv; za tsy pro ra8; fa za koa mba nahita fianarana ihany; raha nametraka an'io fanotaniana io ny tenako dia mahatsapa fa mbola ho ela vao ao am-pontsika izany fitiavan-tanindrazana izany; tsy maninn lazao fa efa film tranainy izany, tsy maninn na film efa nande aza izany, normale enao raha miteny an'izany satria tsy nampianarina anao ny atao hoe fitiavan-tanindrazana.
6. ratavao
(
24/03/2009 11:57)
Ka dia anjaranao ary ny mandinika sy mamakafaka fa novidim-bola tokoa arka ny voalazanao ary ve ireo HCC, sy ireo Miarmila nanohitra ny fitodrana Marc Ravalomanana ireo ka nahatonga n'izao Fitondrana Teteza-mita izao. Ekeko fa marina ny voalazanao raha ny tamin'ny andron'ny fitondrana teo de R-8 izany. ka ny tsy faneken'ny vahoka izany idd de tonga amin'zao e!
7. xxx
(
24/03/2009 12:23)
tsy fanekeny vahoaka ve sa tsy fanekeny capsat sy andry? aza adino fa tsy ireo akory no vahoaka, alefaso lavitra ny saina ratavao a, fa aza fanatika be fotsiny, de ianao izany mahita fa aradalana izao fitondrana izao? izay nototosaina taminy alalany basy? fandrahonana? tsy fanajana? mapihomehy ahy ianao, tsy mahalala ninoninona
8. cocorie
(
24/03/2009 12:38)
Ratavao, nandia fianarana ihany ianao fa tsy d lasa lavitra angamba matoa manana izao toe-tsaina izao, Tohizo lavidavitra aloha ny fianarana vao manaposaka hevitra.
10. Mirananirina
(
24/03/2009 12:50)
Ka dia anjaranao ary ny mandinika sy mamakafaka fa novidim-bola tokoa arka ny voalazanao ary ve ireo HCC, sy ireo Miarmila nanohitra ny fitodrana Marc Ravalomanana ireo ka nahatonga n'izao Fitondrana Teteza-mita izao. Ekeko fa marina ny voalazanao raha ny tamin'ny andron'ny fitondrana teo de R-8 izany. ka ny tsy faneken'ny vahoka izany idd de tonga amin'zao e
Na taloha na ankehitriny na mandrakizay dia tsy ho afaka amitsika gasy ny mividy izay ilaina,na diploma,na asa,na olona karamaina,na taratasy atao.
11. myaina
(
24/03/2009 13:52)
Hoy ratavao
Hoy Mirananirina
malahelo anao aho ry Gasikarako, fa dia simba ny fanjanahantsaina tanteraka, tsy misy ho raisina izany ny Malagasinao!!!
Ka mety hi grevy indray afaka taona vitsivitsy satria izay mba hany sisa mijoro ankehitriny dia tsy misy tongsa saina ny amin ny tokony hiovana fa zay efa taloha sy ny ankehitriny ihany no haverina ho mandrakizay!!!
Ny henoko indray dia tsy novidiana ireo HCC fa novangiana tany antranony tsi1/1 avy d nasiana basy teoa kaikiny mba hanaovany ny sonia!!! mamy ny miaina!!

12. andrywui
(
24/03/2009 13:52)
hoy ratavao oe :
hita mihitsy tavao a! tsy mba mahita fika hafa mihitsy reto TIM reto fa d ny maka tahaka fotsiny !! menemenetra ery zao izy rehetra mandalo eo amilay tsangambato be oe kianjan'ny Demokrasian'i TGV nefa eo no minainaina !! ha ha ha !! de sady ny TGV no nanao teo talo de tsy menatra akory manarak'efa eo !! filma goaka V beee zany !! ny an'ny TGV iany no nalaza teo fa ny an'ny Tim famendrofendroana olona te hitomany fotsiny no eo fa tsy mahavita inona akory !! de naninona zao hianareo tao ?? nahavita inona zao ?? tsy nahavita akory fa vava fotsiny !! de ho hita ndray am sabotsy zany !! sady ny capsat efa hiandry eny Mahamasina daolo aminio ka ze tonga voalo eny tonga de goaka V izy ! be fianarana tsy mahay ninnoninnn !! raha ny hanao copie-coller marina de hain'ny TIM !! de manoso -potaka ny TGV ho manao anle izy ry Pikatti refa tratra !! kobo ane lisany eee!! =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>
Maninona raha mitady film vao² mba mahasarika e! fa de ny tolona vao haingana natao'ny TGV teo ihany ve atao copie coller de hataitra ny mpamaky ankory. Manoatra noho ireny olona tsy nianatra ireny rangahy ko!
hita mihitsy tavao a! tsy mba mahita fika hafa mihitsy reto TIM reto fa d ny maka tahaka fotsiny !! menemenetra ery zao izy rehetra mandalo eo amilay tsangambato be oe kianjan'ny Demokrasian'i TGV nefa eo no minainaina !! ha ha ha !! de sady ny TGV no nanao teo talo de tsy menatra akory manarak'efa eo !! filma goaka V beee zany !! ny an'ny TGV iany no nalaza teo fa ny an'ny Tim famendrofendroana olona te hitomany fotsiny no eo fa tsy mahavita inona akory !! de naninona zao hianareo tao ?? nahavita inona zao ?? tsy nahavita akory fa vava fotsiny !! de ho hita ndray am sabotsy zany !! sady ny capsat efa hiandry eny Mahamasina daolo aminio ka ze tonga voalo eny tonga de goaka V izy ! be fianarana tsy mahay ninnoninnn !! raha ny hanao copie-coller marina de hain'ny TIM !! de manoso -potaka ny TGV ho manao anle izy ry Pikatti refa tratra !! kobo ane lisany eee!! =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>
13. xxx
(
24/03/2009 14:54)
NY MANAO COPIE-COLLER ATO ALOHA DIA EFA FANTATRA FA NY TIM TAMIN NY LE RESY INY DIA TEZITRA