Ze ampandroso ny Firenentsika heverina fa ny ady tsy mahasoa
1. KALACK (
24/03/2009 16:14)
Tsy ahasoa atsika ny mifampihantsy mifandrangitra mifampiandry kendry tohina lava eto fa ny manarina ny firenena haingana heverina maika izao ,satria mbola lavitra raha ny fampandrosoana sy ny fananganana fiainana vanona vaovao eto M/car