Nanohana aza tsy vita maika fa anongana hono
1. shoooter
(
24/03/2009 14:24)
Manohana fitondrana aza tsy vitan'ny tim maika fa hanogana, be heritreitra ko nge nefa tsy ita oe makaiza mpiasan'ny magro sy tiko eran'ny madagasikara chomeur kosa alo tena ampy 10000 e na mihoatra aza fa tsy maintsy manao releve ratsizany de oainina be eo sady amin'izay mody manao interessant be de amin'izay hono tonga ny miaramila mody manao cinéma mifampiantsy eo izy samy izy de mody oe misy manakana ny tolona fika efa tamin'ny andron'i gallieni zany ry tim malala a zavatra hafa atao ohatra oe mandroba eny iavoloha ndray fa zany zao asa mety ho vitanareo
novalian'i Oay ny 24/03/2009 17:01
2. andrywui
(
24/03/2009 14:31)
De mbola re-ha !ha! ha! ha! ihany letsy ry shooter a! ny teo antanany aza votsotra (na navotsony noho ny fitavozavozany ka haka ny eny an-tan'olona be sandry be ndray ony ry Rainilita kely !!!) marina letsy ny anlah ry shoooter fa ampihinano ao mitsy letsy reo TIM kely sisa nanamborana ireo fa tsy mbola leomboanana angamba a!! ary rah mbola be zizo be ihany de hiantsoana capsat hanagoaka ny vodiny amin'ny basy be !! ha ha ha
3. ifiona
(
24/03/2009 14:57)
shoooter:
Manohana fitondrana aza tsy vitan'ny tim maika fa hanogana, be heritreitra ko nge nefa tsy ita oe makaiza mpiasan'ny magro sy tiko eran'ny madagasikara chomeur kosa alo tena ampy 10000 e na mihoatra aza fa tsy maintsy manao releve ratsizany de oainina be eo sady amin'izay mody manao interessant be de amin'izay hono tonga ny miaramila mody manao cinéma mifampiantsy eo izy samy izy de mody oe misy manakana ny tolona fika efa tamin'ny andron'i gallieni zany ry tim malala a zavatra hafa atao ohatra oe mandroba eny iavoloha ndray fa zany zao asa mety ho vitanareo
oudryyyy! fa ireny vahoaka nanohana an'i ravalo tany Mahamasina fony mbola teo Ravalo ireny nga tsy vahoaka? efa feno ny tribune + ireo olona teo @ pelouse, i wiwi t@ zay faly ery hoe lenan'ny orana ny sasany ! efa mila ho 80 000 no olona tonga teny ! dia avy eo ireo vahoaka tonga teny Iavoloha koa!!! efa mila hihitatra 1 km miala eny Iavoloha ny filaharana, tsy olona 10 000 fotsiny aloha zany e!
enao milaza fa izahay tsy nahavita nanohana, nanohana izahay ka, fa inona moa no atao rehefa misy olona manambana basy sy maka an-keriny????
kanosa fotsiny anie ireo capsat ireo sy ny tgvendrana isany fa ireo jeneraly no alaina an-keriny dia terena hanao sonia dia eo no mizesita hoe prezidà!
4. Samoana
(
24/03/2009 15:11)
shoooter:
... tsy ita oe makaiza mpiasan'ny magro sy tiko eran'ny madagasikara chomeur kosa alo tena ampy 10000 e na mihoatra aza ...
Aza mandrora mitsilany fa tsy maintsy misy havanao anatin'ireo chomeurs ireo :wink: . Omeo ny vaha-olana raha misy atoraka fa aza faly manenjika ny havanao very asa
5. ni81
(
24/03/2009 15:15)
Aza mandrora mitsilany fa tsy maintsy misy havanao anatin'ireo chomeurs ireo . Omeo ny vaha-olana raha misy atoraka fa aza faly manenjika ny havanao very asamarina izany :(
6. Oay
(
24/03/2009 15:25)
Timanantsaina vs Tegevendrana zany zao no mifanandrina raha azonay tsara an!
D efa tsy mitovy sahady satria ny vendrana ve haharesy ny manantsaina,
Toa diso ihany anefa za fa toa ny vendrana araka ny filazan'i ifiona izao no mampinana ny manantsaina!
Aza mba manantsaina ihany raha ny vendrana no hampinana klé!
Ohatran'ilay be sandry nampinan'ilay olona kely izay!
Ohatran'i Averell hampinan'i Lucky Luke
Mialatsiny ry ifiona raha mbola mamerina ny hoe "Ny manatsaina tsy manavendrana olona" fa fanaon'ny jiolahimbavy sy jiolahimboto izany manambany sy manavendrana olona izany, mbola averiko fa:
_Raha i TGV no lazaina @ ilay hoe vendrana d "Tsy vitantsika ny vitany satria na inn holazaintsika na inn d izy aloha izao no eo @ toerana avo indrindra eto Madagasikara raha @ resaka fitondrana" ka raha vendrana no mahavita an'izany d tsy tokony efa tsy misy toerena ho an'ny manantsaina intsony eto Madagasikara.
_Raha ny mpanaraka anazy indray no lazaina hoe vendrana d midika izany fa tsy misy ilavana ny manantsaina intsony satria efa ny vendrana no mahavita manongampanjakana.
Mbola averiko é! aza manambany olona, aza manompa olona, aza manao valinteny anavona olona fa tsy mendrika ny maha malagasy izany! fantatro fa fomba fanaonareo zanak'olona ambony teto Madagasikara ny manambany olona fa mbola averiko fa mpitondra ronono no niantombohan'i Marc Ravalomanana d jereo ny ezaka nataony d nampinana anareo zanakin'ny saranga ambony izy! Mieritrereta tsara raha tena te homalagasy marina (La modestie)

7. andrywui
(
24/03/2009 15:26)
Be naona fotsiny le TIM oa fa tsy mahavoa raha !! fa raha vavabe ndray aloh na hitsoaka na hanao xxx de izy no voalo ! fa raha hamotsotra Fitondrana efa teo antanana kosa de talentany !! zao azonay ny Fitondrany !! ka ny tompony tsinnn mihanahana ko !! olona efa ho 120.000 zany hono ny Tim hoy Ifiona raha atambatra nefa de resin'ny TGV olona 1000 fotsiny zany !!! tena Davida sy Goliata marina !!! ny Capsat anie zavatra vao haingana e ! fa ny fandresexn'ny TGV efa ela e !!!
8. ifiona
(
24/03/2009 15:36)
andrywui:

oudry ry wiwi! mbola tsitanao ve ireny 11 septembre ireny! olona vitsy tsy ampy anaky 10 akory dia nahavita nampangozohozo firenena iray lehibe! satria nahoana? satria MAMPIASA HERY SY TERRORISME! ka iza ary no nampiasa hery sy terrorisme teo, tsy ny CAPSAT ihany ve??? inona moa no azo atao rehefa TERRORISTE no manoloana anao? rehefa terroriste anie dia mahazo zay tedaviny matetika, kanefa moa inona moa zay mba valeur-ny avy eo?
tsy vao aingana zany ny capsat chéri a! capsat ireny nitifitra olona t@ 7 février ireny, jereo anie ny tsy firarahiany sy fanaovany an'ireo olona manakaja e! efa ela ireny capsat ireny no nahazo vola be hanantanteraka mission!
9. andrywui
(
24/03/2009 15:44)
Hon hon hon hon ! eny ary kou !! fa izao !! anjaran'ny TIM ndray zany zao no mitanin'andro mandrovitra pataloha sy jihatry ny hatsiaka sy hain'andro sy orana eo amin'ny 13mei !! hi hi hi hi !! indrindra ka oe mbola ho ela be vao vao mety hirodana (sanatria) lay Fanjakana TGV !!! satria tsy maintsy ho tifirin'ny Capsat aby zao reo 13mei TIM kely rovitra pataloha ireo vao mety hilamm ny tanana !! hi ha hi ho hon hon hon hon hon hon hon !!
10. ifiona
(
24/03/2009 15:46)
Oay:
Timanantsaina vs Tegevendrana zany zao no mifanandrina raha azonay tsara an!
Toa diso ihany anefa za fa toa ny vendrana araka ny filazan'i ifiona izao no mampinana ny manantsaina!
Aza mba manantsaina ihany raha ny vendrana no hampinana klé!
Mialatsiny ry ifiona raha mbola mamerina ny hoe "Ny manatsaina tsy manavendrana olona" fa fanaon'ny jiolahimbavy sy jiolahimboto izany manambany sy manavendrana olona izany, mbola averiko fa:
_Raha i TGV no lazaina @ ilay hoe vendrana d "Tsy vitantsika ny vitany satria na inn holazaintsika na inn d izy aloha izao no eo @ toerana avo indrindra eto Madagasikara raha @ resaka fitondrana" ka raha vendrana no mahavita an'izany d tsy tokony efa tsy misy toerena ho an'ny manantsaina intsony eto Madagasikara.
Marina zany ka! tsy vitako ny vitany, voavidim-bola ary vonona hanao herisetra @ TANINDRAZANA sy ny MPIRAY TANINDRAZANA aminy NOHO ny VOLA! tsy vitako ka!
Oay:
_Raha ny mpanaraka anazy indray no lazaina hoe vendrana d midika izany fa tsy misy ilavana ny manantsaina intsony satria efa ny vendrana no mahavita manongampanjakana.
ôtran' hafahafa be ilay lojikanao zany ry Oay! izahay ve moa nanam-po hoe efa tafiditra lalina tao ry capsat any ka nomeny an'i Vendrana ny Fitondràna! izahay ve nanam-po hoe mpamadika tanindrazana ary tsy manaraka ny maha-miaramila azy ireto capsat!
tsy hoe tonga eo @ fitondrana akory ny vendrana dia hanaiky izahay satria NOTERENA izahay! tsy mba navela niteny akory? nisy ve ny élection? nisy ve ny référendum? ka tsy hoe eo akory ny vendrana dia tsilaina ny manantsaina, VENDRANA UN JOUR, VENDRANA TOUJOURS, porofon'izany ilay lazain'ilay sipa niray classe t@ TGV!
Oay:
Mbola averiko é! aza manambany olona, aza manompa olona, aza manao valinteny anavona olona fa tsy mendrika ny maha malagasy izany! fantatro fa fomba fanaonareo zanak'olona ambony teto Madagasikara ny manambany olona fa mbola averiko fa mpitondra ronono no niantombohan'i Marc Ravalomanana d jereo ny ezaka nataony d nampinana anareo zanakin'ny saranga ambony izy! Mieritrereta tsara raha tena te homalagasy marina (La modestie)
izahay tsy manambany fa milaza ny zava-misy! sa mody hihatsaravelatsihy hoe hummm milay kosa tgv annnnn, bogossy kosa tgv annn, kay bandy tsisy ati-doha akory ! ny vola no tena hananany! zarazaraina @ zay vonona hamadika tanindrazana!
Rehefa ratsy dia tsy maintsy lazaina hoe RATSY fa hoe "tsy tsara", fa RATSY! ka izahay tsy maintsy miteny rehefa hitanay hoe vendrana izy
11. Oay
(
24/03/2009 15:50)
andrywui:
Hon hon hon hon ! eny ary kou !! fa izao !! anjaran'ny TIM ndray zany zao no mitanin'andro mandrovitra pataloha sy jihatry ny hatsiaka sy hain'andro sy orana eo amin'ny 13mei !! hi hi hi hi !! indrindra ka oe mbola ho ela be vao vao mety hirodana (sanatria) lay Fanjakana TGV !!! satria tsy maintsy ho tifirin'ny Capsat aby zao reo 13mei TIM kely rovitra pataloha ireo vao mety hilamm ny tanana !! hi ha hi ho hon hon hon hon hon hon hon !!
O lety ry andrywui a! ampekaro kely ny ahavolentan'ilay ady hevitra fa olona hitondra fa tsy hoentina ka hiteniteny fona,
Eny fa na d manala anazy aza elah!
Tsy zazakely tsy ampy taona akory elah
D jereo fa ifiona io efa manao hoe" ...capsat chéri a!" asio maso kely aloha io hihihi...
13. ifiona
(
24/03/2009 15:51)
andrywui:
Hon hon hon hon ! eny ary kou !! fa izao !! anjaran'ny TIM ndray zany zao no mitanin'andro mandrovitra pataloha sy jihatry ny hatsiaka sy hain'andro sy orana eo amin'ny 13mei !! hi hi hi hi !! indrindra ka oe mbola ho ela be vao vao mety hirodana (sanatria) lay Fanjakana TGV !!! satria tsy maintsy ho tifirin'ny Capsat aby zao reo 13mei TIM kely rovitra pataloha ireo vao mety hilamm ny tanana !! hi ha hi ho hon hon hon hon hon hon hon !!
dain! dia faly ery zao chéri @ zany
:-P
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
Ho an'ny tanindrazana eeeeee
14. xxx
(
24/03/2009 15:56)
bedin'i Oay oe tsy manao matotra ony ry Ifiona i wuiwui a! ataovy tambatambazo aloh i Oay fa tezitra anie izy io e , na Ifiona manao anzany cheri ,cheri zany an'i wuiwui zao koa zao no mety maha tezitra be an'i oay io
17. Oay
(
24/03/2009 16:21)
XXX a tsy tezitra izany i Oay fa mba tiany raha toa ka ao anatin'ny fifanajana no hifanakalozan'ny Malagasy hevitra. D izay no mahatonga an'i Oay miangavy ny rehetra hoe aoka hifanaja satria ny kilalao mbola ho ela.
I Oay d tambanivohitra ary ny zavatra hitany tany ambanivohitra d ny fifanajana misy eo @ mpifanakalo hevitra, satria ny hevitra toa ny terambary ka samy manana ny avokany, ary ny hevitra ihany koa tsy azo raha tsy @ olombelona.
D aza manahy i XXX fa rehefa tsy mifanompa, tsy mifanambany ary mifanaja d tsy misy tokony hahatezitra fa ny hevitra no miady fa tsy ny olon-kendry satria fomba ny jiolahimboto ny manenja tsandry sy manompa fa tadidio fa ny hery tsy mahaleo ny fanahy!

18. Oay
(
24/03/2009 16:24)
KALACK:
ny mazava be aloha izao dia miaraka i andrywui sy ifiona
elah kosa ry KALACK d hanao izay hampiady ana amin'ilay vehivaviko elah klé, za lety ry KALACK efa voafatotra a! d tsy mila mihodina intsony satria efa tsara tohana ka voky tsara klé hihihi...
19. tgvra8
(
24/03/2009 16:56)
aleo rangaha hiady eo fa rehefa mitsingilahila otran izao za mahazo fananambe sady be mpitsidika ny sitenay aaa sobika sy madagate ary serasera :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
20. Oay
(
24/03/2009 17:01)
tgvra8:
aleo rangaha hiady eo fa rehefa mitsingilahila otran izao za mahazo fananambe sady be mpitsidika ny sitenay aaa sobika sy madagate ary serasera :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
Nareo kosa ri tgvra8 d tena natambatrareo ilay ankiroa mba ho iray ihany hihihi... d ny tena mampety an'ilay izy aloha d ilay fitiavana sosy an! manaiky rangaha a! ary nareo angamba filozofy sa .... miafina milay be é!