Radiovazogasy sy ny fampielezankevitra
1. Oay
(
24/03/2009 14:17)
Marina ve fa hoe ny radiovazogasy d manao fampielezankevitra manentana ny vahoaka ho eny Ambohijatovo satria nandefa oronampeo momba an'ilay Radio Mada Internationale.
D raha marina izany d efa tsy miafina intsony izany izao fa mpanohana an'i Marc Ravalomanana ny serasera.org, nisy ady hevitra izay mantsy teto d i Hery namaly hoe "Ny serasera.org" d tsy miandany @ niza niza.

novalian'i tgvra8 ny 24/03/2009 16:45
2. andrywui
(
24/03/2009 14:24)
Ahoana zany Rahery ?? mila jiro kely avy any zany e! inona marina nareo ony ?? vary ve sa tsiparifary ? sa vilany fotsiny ? ha ha ha !!
:-@ :-@ =D> =D> ^:^ :-@ :-@
:-@ :-@ =D> =D> ^:^ :-@ :-@
3. xxx
(
24/03/2009 14:29)
Enao ry Oay aza manendrikendrika olona eto an! i Hery ve dia lazainao fa mpomba an-dra8, tsia avy hatrany ny valiny. Porofo: jereo ny sarin'i Hery ao amin'ny takelaka hoe sary rehetra.
:)
Tsiky dia ampy hoy izay mpiandraikitra iray izay.

4. andrywui
(
24/03/2009 14:33)
Aza maka 19 eo mihitsy ianao ry xxx2 fa ze marina fotsiny anie no nanotanian'i Oay teo e! ka rehefa tsy marina de mamaly fotsiny Hery oe tsy marina de vita kabary !! sady misehoa raha hiresaka faza manao taridositra sady miafina e!! angah tsy lehilahy letsy ?? mataoatra ?
5. xxx
(
24/03/2009 14:40)
andrywui:

Raha ny resaka xxx, dia safidy ny ahy io, mba mahafinaritra ahy. Tsy haiko ny an'ny hafa. Fa mba jereo aloha ry andry tsy TGV ny sarin'i hery vao mi-tacle anĂ enao fa lasa tsy azonao ny tiako ho ambara an! (misy sarin'ny mitsangana izay ao dia ao aoriana misy sary mipetaka amin'ny rindrina).
6. andrywui
(
24/03/2009 14:45)
Asehoy ny PS anlah ry tsyafoi a! kobo be ane elah e! i Oay anga maninnn zany fa asexhoy fa TSYAFOI io !!
7. Oay
(
24/03/2009 15:10)
XXX a! Za anie tsy milaza hoe mpanohana an'i Marc Ravalomanana i Hery ary efa nisy resaka nifampidinihana teto d namaly i Hery t@ izay nanao hoe "Ny serasera.ord d sady tsy TGV no tsy TIM" tahaka an'i Oay Ihany koa sady Tsy TGV no tsy TIM satria tsy hoe tsy manana hafa isafidianana hafa tsy ireo!
Efa novaliako ifiona satria nilaza izy hoe "tokony hisafidy" d izao no navaliko azy raha hisafidy hoe miaraka @ Andriamanitra sa miaraka @ Devoly d tsy maintsy misafidy i Oay d miaraka @ Andriamanitra fa raha hoe hiaraka @ TGV sa TIM d valiny tsy mila misafidy i Oay satria tsy very izy na tsy miaraka @ TGV na tsy miaraka @ TIM.
Mbola averiko fa za tsy naheno fa ny namana no nandre d niteny tamiko ka za tsy tia tsaho fa d manontany hoe "marina ve izany", ny zavatra hitako aloha ka tsy aiko na io ilay hery na tsy io d nampiditra hevitra ery ambany ery izy manao hoe "Handao hiaraka hanongana ny fanjakana nangalarina".

8. andrywui
(
24/03/2009 15:16)
De any amindra-hery zany zao ny baolina fa aza mifamaly tsony i xxx sy Tsyafoi sy Oay sy Andrywui !! aiza i Hery malala o !! miandry anao ny pokna o !! mila jiro ny ato tompokolahy ka mivoaha ianao !!
=D> =D> :-w :-w :-w :-w =D> =D> =D>
sa lasa any Swaziland ve !
=D> =D> :-w :-w :-w :-w =D> =D> =D>
sa lasa any Swaziland ve !
9. nancy
(
24/03/2009 15:58)
Ka na manohana an-dRavalomanana i Hery na manohana TGV, inona no olanareo e? izay tohananareo no tohany fa aza miditra amin'izay tohanan'olona any.
andrywui:
De any amindra-hery zany zao ny baolina fa aza mifamaly tsony i xxx sy Tsyafoi sy Oay sy Andrywui !! aiza i Hery malala o !! miandry anao ny pokna o !! mila jiro ny ato tompokolahy ka mivoaha ianao !!
=D> =D> :-w :-w :-w :-w =D> =D> =D>
sa lasa any Swaziland ve !
10. hery
(
24/03/2009 16:00)
lol
Inona ary no idiran'lisany amin'ny patalohako lolll
raha TIM ny serasera de tsy tafiditra eto ny TGV.
raha TGV ny serasera de tsy tafiditra eto ny TIM.
Lisany anefa ireo mbola tafiditra daholo kou inona no mampi-wa-wa? :-p
Fa zah kosa aloha tsy naman'izay foza orana e.
Ny foza orana dia ireny mpanao copier-coller ireny. Ohatra hoe ni-grevy ny oul t@ 2002 dia mba migrevy koa. Maka ministera ny oul t@ 2002 dia mba maka ministera koa. Mandroaka demony any @ ministera ny mpiandry t@ 2002 dia mba mandroaka demony amin'ny ministera koa... tsisy morsa fa copier-coller dia eto @ serasera koa manao copier coller :-p

11. andrywui
(
24/03/2009 16:01)
Nancy !! ka tsy de misy dikany anie zany fa mba tiana ho fantatra fotsiny oe vary ve sa tsiparifary sa vilany handrahoina fotsiny sa rano i hery e ! poenseto !
12. tgvra8
(
24/03/2009 16:19)
za ndray sady pro tgv no pro ra8 ze azahoako vola ny andaniny sy ny ankilany dia avy eo alefa hatao don ato @ serasera tsiky de ampy ozizyyyy vola adala tompo lety fa raiso aa :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
13. Oay
(
24/03/2009 16:31)
Misaotra an'i Hery manazava ny heviny tsy misy ambara fa d mazava tsara fa ny tiako ho fantatra ry Hery raha azonao valiana d hoe marina ve fa nandefa izany oronampeo manainga ny olona ho eny Ambohijatovo izany ve ny radio vazogasy tiako ho fantatra ilay izy satria za tsy mbola naheno fanentanana tao @ radiovazogasy izany fa hirahira no reko tao fa ny RDS no mandefa an'ilay vaovao avy any Antalaha iny!
14. tgvra8
(
24/03/2009 16:45)
Oay:

de maninona raha mandefa izany @ oronampeo izy mandoa vola anie zany ny olona nangataka izany eee efa lazaina hoe tsy manao politika izy fa fitadiavambola no ataony
8O 8O 8O 8O