aiza ra8

1. xxx ( 24/03/2009 10:26)
12H55 : Selon un journal du swaziland, Marc Ravalomanana aurait atterri hier dans ce pays d'afrique australe (selon sobika.com)
novalian'i pitchou ny 24/03/2009 20:40
2. tgvra8 ( 24/03/2009 10:34)
nandositra zany izy no tena marina zany hoe hiena otran ny feanantitra zany le eo ambojatovo
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
3. xxx ( 24/03/2009 10:45)
Sao dia mialokaloka ao ambadiky ny SADC izy raha izao no izy? Dia manomana mercenaire Afrikanina tatsimo hanamafy tosika ny eo Ambohijatovo. Tetika avo lenta kosa raha izany. Efa fantany ny herin'ny Capsat fa tsy dia mankaiza loatra ka mora ho azy ny hanafika an'ireo. Rehefa samy ho ratsy ihany dia aleo ravaina tanteraka aloha dia manangana vaovao tanteraka indray aveo. Ny harena betsaka natsangany kosa ve dia avelany ho amin'izao fotsiny, na dia tsy dia mankaiza amin'ny efa natsangany any ivelany aza ireo eto Madagasikara ireo. Aleo izy mba hanao action faraparany hametraka hafatra sy hanao sonia e.
Izao navoakan'ny HAT ny tany Tsiafahy mba hanamafy ny tarika jiolahim-boto, andrasana ny fahatongavan'ny tarik'i deba hanamafy ny dictature. Ka tsy maintsy force d'élite no hetsehana hanoherana an'ireo. Adin'ny samy ngeza ity marina.
4. ratavao ( 24/03/2009 11:08)
Tsy mahagaga anie zany satria mbola mitàna ny ody navlan'i R-8 e! Misy fetrany anefa ny herin'izany araka ny voalazan'ny soratra masina ka izany no mahatonga ireo mbola itoeran'izany ho mitrotra atsy sy aroa. Andriamanitra irery ihany no malala ny iheverany ny olony izay mialoka aminy!
5. xxx ( 24/03/2009 11:41)
selon The Swazi Observer

Le président est arrivé à l'aéroport hier après-midi. Ceci a été confirmé par secrétaire principal au Ministère des Affaires Étrangères, Clifford Mamba. Il a déclaré que le président renversé était ici pour voir le Président de la troïka d'organe son Roi Mswati de majesté III. " ; Il peut seulement y avoir une issue qui serait discutée et qui apporte la paix dans Madagascar." ; Mamba a déclaré qu'il n'était pas sûr combien de temps Ravalomanana serait dans le pays. Ceci suit une réunion de troïka tenue aux villas royales le jeudi passé. À ce sommet, le nouveau Président Andry Rajoelina a été dénoncé par la CDAA. On s'attend à ce que des chefs africains méridionaux mènent un paquet régional d'aide économique pour le Zimbabwe et discuter des sanctions possibles contre le Madagascar en Afrique du Sud la semaine prochaine, le service de SA du porte-parole Ronnie Mamoepa d'affaires étrangères a indiqué. L'union africaine a suspendu le Madagascar la semaine dernière et les Nations Unies ont critiqué Rajoelina' ;
6. andrywui ( 24/03/2009 14:36)
Aleo ho avy eo izy miaraka amin'y swaziland e!! mihinana iny sady ny havan'ireo olona matiny reo mbola miandry azy ! O RY ZALAH CAPSAT A MITADY HIVERINA ONY ANGE RAVALO E JERIJEREO IANY A TONGA GOAHO NY V-NY !!! ha ha !ha !ha !
7. pitchou ( 24/03/2009 19:53)
dia izao izany no fandehany:
- ra8 hitondra ny mercenaires sy ny tafiky ny UA hiady @ miaramila gasy izay tsy manaiky azy
- TGV hi-mobiliser ny CAPSAT
- ratsiraka hibaiko ny Coutiti et consorts (hanampy ny CAPSAT hanosika an'i ra8 hiala teto sa hamono an'i TGV kely be zesta tsy laitra tenenina?)
- BANI sy RFI hirotsaka an-tsehatra: hiady @ CAPSAT sa hiady @dry Coutiti sa hiaro ny firenena @ tafiky ny UA
- raha mbola hiditra koa ny casques bleus dia complet ny mpilalao
- ry jeneraly be taikintana isany, iza no baikony sa maka sisiny fa efa nahabe zaza ka aleo ry kolonely isany no hifamaky loha eo?
Ny olana dia toa avy any Ivato tany ho any ry jeneraly Fidy; BANI ve? ka hiaraka @ BANI hiady @ CAPSAT manohana an'i TGV ? nefa ny nidirany tary izy voalaza fa saika hanongana an-dra8

Ity vao ho bagarre générale toy ny any @ saloon @ cinema ireny
8. pitchou ( 24/03/2009 20:01)
azafady fa misy mpialao adino tao anaty lisitra:
- ny mpiandry manaraka an'i TGV sy ny mpiandry manaraka an' ra8: haka toerana manokana ifamoahany devoly sa hiditra ao anaty bagarre generale mba samy hahazo ny fahasoavana daholo ny rehetra?
9. xxx ( 24/03/2009 20:21)
Ny protestant koa mbola hanafika ny katolika.
Tena ady alika ity marina :-D :-D :-D :-D
10. pitchou ( 24/03/2009 20:40)
d iza no arbitra? ny anglikana sy ny loterana?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1365