Politika

penguin ( 25/03/2009 14:30)
Tenin'ny akama ity tanteriko ity hoe fa ahoana no Ra8valomanana dé Rajoelina dia Ratsirahonana fa manomboka @'ny RA ihany ngah no Malagasy nianatra sy mahatantana firenena ? Miala tsiny fa zava-misy ... tohiny
novalian'i fijo ny 25/03/2009 21:36
lemenakely ( 25/03/2009 14:19)
Anisan ny fahadisoana goavana eto @ firenena malagasy ny fampifangaroana ny fivavahana sy ny politika ary tsy mahamenatra ahy ny milàza izany Ary antony iray nampihisatra ny fanampahan-kevitra ni... tohiny
novalian'i fijo ny 25/03/2009 21:38
essera ( 25/03/2009 13:56)
[u][i][b]Tantara tena marina fa tsy noforonina na notaterina.[/b][/i][/u] Mba nahatsikaiky ahy ilay hevitra natsipin\'ny am lé oé \"tsy mahatanty demokrasia ny tgv.\" Tsy azo atao kosa angamba... tohiny
novalian'i fijo ny 25/03/2009 21:43
diamondra27 ( 25/03/2009 13:43)
iny i dada ô tondra gatô! http://fr.news.yahoo.com/3/20090325/twl-madagascar-ravalomanana-1be00ca.html hiaraka ami'ny malagasy foana hono wa izy na hiala aza ny ainy,zay no efa teniny avant iz... tohiny
xxx ( 25/03/2009 13:39)
Andao hifamono indray e! samy manana basy amin'izay mantsy izao ka ho betsabetsaka ny ho faty amin'ity. Dia avy eo hifanilika hoe i ranona no diso, dia mody antsointsika indray ireto milaza ny tenany ... tohiny
novalian'i fijo ny 25/03/2009 22:27
badboy ( 25/03/2009 13:15)
Sanctions militaires L'ancien président participera sans doute à cette réunion qui décidera si la SADC devra sanctionner Andry Rajoelina et ses compagnons. Le 19 mars les représentants de l'org... tohiny
novalian'i fijo ny 25/03/2009 22:24
ari.malala ( 25/03/2009 13:05)
Tsy haiko na zà no variana fa toa tsy nahare mitnsy hoa zà t@ ilay tao Mahamasina hoe hatsangana ny haute cours de la justice e! nefa izany no nitabatabàna teny am 13 mai? sa rehefa azo ny fahefana... tohiny
novalian'i fijo ny 25/03/2009 22:15
penguin ( 25/03/2009 12:45)
Tsy mahatanty mihintsy ry TGVendrana nefa milaza handala ny fahafahana. Rehefa nidina avy Ambohijatovo ny tsy mankasitraka izao tetezamita kitoatoa izao dia nanirahana banikely hitoratoraka ka rehefa ... tohiny
novalian'i fijo ny 25/03/2009 22:19
hery ( 25/03/2009 12:35)
Nandritra ny firy andro nilahatra teo @ 13 mai ry TGV tsy nisy nanembatsembana. Amin'izao dia anirahana jiolahimboto indray handrava ny hetsi-bahoaka. Tsy misy hanaiky intsony kosa eo.... tohiny
novalian'i mion ny 26/03/2009 09:39
xxx ( 25/03/2009 12:28)
Re siho2 fa handroba ny banque central rehetra ny capsat ka mampandre ireo tomponandraikitra @ zany mba ho mailo fa sao de hoe..., Toamasina moa no nanombohany azy iny de aiza ndray ny manaraka? ... tohiny
novalian'i Andribe ny 25/03/2009 13:02
saranga ( 25/03/2009 11:48)
Zaho nama mahita fa tsy ampy herinandro no voatendry ministra ilay ramatoa be ao amin'ny Fitsarana dia efa 1.500.000 Fmg sahady ny mamoaka didy ataon'ny mpitsara ao Anosy. Misy porofo io ary lazain'it... tohiny
novalian'i tafondro ny 25/03/2009 23:45
salopard ( 25/03/2009 11:26)
Enkena fa betsaka ny mpanohana an-dravalo ao tana, PLUS ve ou MOINS ve ny mpanohana an'i TGV ao Tana, tsy any ny blèm, fa zavatra 2 no sûr: - afaka mi-bloquer an'i TANA izy ireo (enkeko izany, ... tohiny
novalian'i tafondro ny 25/03/2009 23:53
essera ( 25/03/2009 11:21)
Tamin'ny voalohany aho izao niteny hoe somary nisy antokom-pinoana iray tadiavina atao antokom-pinoanan'ny fanjakana. Dia tadidio ity daty iray ity sy ny ora fa anontaniako anareo rehefa vita ny fi... tohiny
rabaradaka ( 25/03/2009 10:56)
Resaka mandeha ao Ambohitsorohitra ao fa dia efa miala any sahady ny hevitra hanonganan-dRatsirahonana an'i AndryTGV. Ny tena marina dia ity Ratsirahonana ity no mitady ny toeran'ny HAT. Tsy mandingan... tohiny
novalian'i mion ny 26/03/2009 09:45
toki81 ( 25/03/2009 10:37)
ny hevitrao no andrasana...alefa a... tohiny
novalian'i mion ny 26/03/2009 09:48
penguin ( 25/03/2009 10:24)
Voalaza hoe voavidy vola daholo ny Jeneraly rehetra ary tsy nizara ka izay no tsy nankatoavan'ny ambaniny azy. Nampalahelo mihintsy aza satria hatramin'ny sous-officiers avy no maniraka ny Jeneraly mi... tohiny
hery ( 25/03/2009 09:46)
Nitady "vahoaka" ny TGV dia hahita ny tena "Vahoaka". Miha-mitombo ny olona eny Ambohijatovo. Tsy matahotra intsony. Ary dia mandeha amin'ny sitrapo daholo. Amin'izao tsy misy ankizara 75.000 FMG o... tohiny
novalian'i xxx ny 26/03/2009 10:20
xxx ( 25/03/2009 09:28)
Nanomboka t@ niarahany TGV taminy FATSORAHOMANA nampandany azy ho Président iny, no lelapangady voalohany nitsatoka ho @ fasany TGV, satria iny rangahy iny no atidoha foana nametraka any ra8 raha ,na... tohiny
novalian'i Andribe ny 25/03/2009 13:26
JR2 ( 25/03/2009 09:05)
Nanomboka nanao fanehoan-kevitra izahay mpiaro an-dRa8 eto Bira androany ary hita fa nahavory olona noho ireo roa tonta milaza fa mpandala ny demokrasia. Ny fandrom-bahana seza ataon-ndRamerci ao @ ka... tohiny
novalian'i fijo ny 25/03/2009 23:03
bozyboleta ( 25/03/2009 08:55)
Nandeha nanao taratasy tany @ biraom-panjakana aho t@ maraina teo. Vao teo am-pidirana ilay tranobe dia nanintona ny masoko avy hatrany lay sarin’ny filoham-pirenena Marc Ravalomanana nihantona teo... tohiny
novalian'i Oay ny 26/03/2009 10:03
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.5349