Politika

essera ( 26/03/2009 13:59)
Mbola tsara e... Mba tiako izay fifampiarahabana izay. Fa ny nampalahelo anah tsy tratran'ny brouillage le station nahenoko azy fa tapaka par défaut. Ity misy mba andian-teny kely omena anareo : ... tohiny
novalian'i Andribe ny 26/03/2009 20:46
karavasy ( 26/03/2009 13:50)
Ny vatandehilahy miaro ny ara-dàlana misy, ny miaramila mangina mipoitra rehefa tonga ny marina. Noho izany aza mihevitra ny TGV fa ny miaramila Malagasy rehetra no manaraka azy. Mora ary maivana ny ... tohiny
novalian'i penguin ny 27/03/2009 11:30
dofinois ( 26/03/2009 13:34)
novalian'i fijo ny 26/03/2009 22:20
lemenakely ( 26/03/2009 13:20)
Asa isika izay nahatadidy ny zava-nitranga tao THCAD t@ taona 80 tany ho any , fa manahy ny tena ho toy ny zava-nisy tany .Herin'andro vitsy dia ingahy GOUKOUNI no mpitondra dia avy eo tampoka indray ... tohiny
novalian'i xxx ny 26/03/2009 13:57
essera ( 26/03/2009 12:51)
Tompokolahy sy Tompokovavy, Efa voaray ny hetahetanareo ary efa vonona koa izahay amin'ny fandraisana ny SADC. Ny SADC moa izany ho antsika somary tara dia : [b][u]S[/u][/b]azy [u][b]A[/b][/u]mp... tohiny
novalian'i KALACK ny 26/03/2009 16:26
penguin ( 26/03/2009 12:44)
Tena mamporisika ireto CAPSAT ny mpomba ny TGVendrana ary milaza fa ho maro nohon'ny TGVendrana maty ny mpiaro ny ara-dàlana ho faty. Tsy lasa alavitra izany satria tsy hisy an-dafy ahafahan'ny amanj... tohiny
novalian'i Andribe ny 26/03/2009 13:56
yvaj ( 26/03/2009 12:41)
Iza avy moa izao ireo 28 détenus politiques sur 48 navoaka ireo. Mba omeo liste ze mahalala o. Merci. Fa i TGV klou no atao solon'ireo any an. zay no fanamby!... tohiny
novalian'i xxx ny 26/03/2009 18:46
Noue ( 26/03/2009 12:36)
[URL=http://img136.imageshack.us/my.php?image=mamyrael13mai012.jpg][IMG]http://img136.imageshack.us/img136/217/mamyrael13mai012.jpg[/IMG][/URL] [URL=http://img216.imageshack.us/my.php?image=mamyrae... tohiny
novalian'i fijo ny 26/03/2009 21:16
mibalika ( 26/03/2009 12:27)
Tadidinareo v ny tonin'ny hiran'i MAHALEO: "Dia hoy aho manotany tena ,mba ho aiza ihany no hiafarana....."... tohiny
novalian'i mibalika ny 26/03/2009 14:30
xxx ( 26/03/2009 11:28)
Dia miantso ny katolika rehetra tsy andoa rakitra mandritry ny volana iray, na tsy andeha any am-piangonana akory aza... tohiny
novalian'i tovogold ny 26/03/2009 12:31
a256011 ( 26/03/2009 11:11)
Iny lalana iny /Tohizo ny lalantsika Minoa fotsiny ihany / Manana finoana Bomm Bomm/ Pam pam... ... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 26/03/2009 15:10
bozyboleta ( 26/03/2009 11:05)
Mitazana film en plein tournage zao. Manao andiany roa ireo ny foza eto analakely. Ireo koa ny miaramila miandry fotsiny ao anaty camion eo @ esplanade. Vao manomboka mivoaka izao ny avy ao Amboh... tohiny
novalian'i tafondro ny 26/03/2009 14:44
klitika ( 26/03/2009 10:42)
MALAGASY TIA FILAMINANA Izahay Malagasy tia filaminana Tsy mba mijery amin’ny maso mivilana Izahay Mlagasy tsy mpampihorohoro Tsy manambana basy, tsy manapoaka tafondro Ny anay ny her... tohiny
novalian'i Oay ny 26/03/2009 15:54
KALACK ( 26/03/2009 10:29)
Ref nanao fanadihadian tsotsotr ah de nahit fa ten ho be lavitr ny TIM ho votifitr amty noho n TGV efa vita hatramza ny anton:: --- Vao haingana loatra l Fitondrana vaovao --Ny CAPSAT mbol mafanafa... tohiny
novalian'i Oay ny 26/03/2009 16:32
Mirananirina ( 26/03/2009 10:18)
Les tensions internes à Madagascar ont attiré l’attention de la communauté internationale, mais ce bras de fer pour le pouvoir ne devrait pas faire oublier la flambée des prix des denrées ali... tohiny
mibalika ( 26/03/2009 10:05)
mankahery ireo milahatra zay tsy manaiky ny eri-setra sy fanonganam-mpajakana an-keriny,ary tadidio ny fahendrena,aza mora sandaotra na mamaly ny eri-setra zay ataon'ireo tsy mankatoa izany:toy ny ten... tohiny
novalian'i mibalika ny 26/03/2009 11:11
essera ( 26/03/2009 09:00)
Salama daholo e, Mba teneniko ihany kosa ry mpisera fa tsy nisy niteny mihitsy hoe tsy mahazo miverina Ra8. Fa dia miandry azy izahay amin'ny fiverenany mba hitafatafa raha sitrany fa tsy anaovany ... tohiny
novalian'i be1 ny 26/03/2009 20:23
xxx ( 26/03/2009 08:41)
Zavatra niadana be daholy ange ny malagasy tamin'ny ravalomanana teo e! Aleo izy hiverina ka! ... tohiny
novalian'i xxx ny 27/03/2009 04:04
karavasy ( 26/03/2009 07:01)
Miseho amin'ny endrika association AMIE ry zalahy ary milaza ho malala-tanàna ka manolotra fanampiana ho an'ireo naratra teny Ambohitsirohitra hatrany. Dia be no tsy mahalala ary mihevitra fa asa soa... tohiny
novalian'i penguin ny 26/03/2009 12:34
penguin ( 26/03/2009 06:25)
Ho hitan'ny voamason'ny rehetra na eto an-toerana na ny an-dafy dia mila maneho hatrany isiaka fa maro ny tsy mankatoa izao fanerena miampy fampitahorana miaramila izao. Ampitahorina dia manao sonia s... tohiny
novalian'i fijo ny 26/03/2009 22:40
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.479