Fepetra raisiny ho famaizana kely an-dry Mopera TGV sy Odon

1. xxx ( 26/03/2009 11:28)
Dia miantso ny katolika rehetra tsy andoa rakitra mandritry ny volana iray, na tsy andeha any am-piangonana akory aza
répondu par tovogold le 26/03/2009 12:31
2. ratavao ( 26/03/2009 11:40)
De misaotra anao ny devoly e
3. essera ( 26/03/2009 11:46)
Mbola tsy fay ihany lisany a. Efa akoho tapak'elatra les mbola ampiadiana ihany vokatry ny lalan-dririnina.

Mino ve lisan fa raha miverina eto Ra8 dia hitondra miaramila. Sao d izy no entin'ny miaramila eto am tanana miatrika fitsarana goavana.
4. tovogold ( 26/03/2009 12:31)
Zaho alo de gaga mints no mbola hipetrahan'io ao @ FFKM, na mitonona ho mopera mints aza, Efa mba betsaka ihany izay ts fihetezana vitan'ny mopera sasantsasany izay fa ny an'ity ( Odon )no tena ts valahara!!!!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0594