Politika

essera ( 27/03/2009 12:12)
Ny olana misy eto amin'ny firenena izao dia io resaka biby io : - Ny avy amin'ny TGV io : Ny olana dia miseho lany ry be volombava sasany teo aloha hoe izahany no tena vrai ni-démarre an'io fa tsy ... tohiny
novalian'i KALACK ny 27/03/2009 18:43
penguin ( 27/03/2009 11:35)
Sahirana ny Ministra notendren'i Roindefo Monja satria tsy hankatohavin'ny mpiasa isan-tokony. Izao vao misy izany Ministera mitondra Banderole eny Ambohijatovo saingy tsy nahitana izany ny 13 Mai n'n... tohiny
novalian'i fijo ny 27/03/2009 22:46
Annie2006 ( 27/03/2009 11:10)
Mazava be ny antony nandosiran-dra8 any swaziland. Mahamenatra e. Io ambany io. Le roi du Swaziland, Mswati III, 36 ans, dont le petit pays est ravagé par le sida et la pauvreté, vient d'achete... tohiny
novalian'i fijo ny 27/03/2009 23:46
Noue ( 27/03/2009 10:59)
dia mino ve ianarao fa ho araky tgv zany oe mitondra firenena zany ee ?? nga moa izy io train tgv hilalaovana ? jereo kely ireto zavatra miseho (mbola santihonany ireo) [b]Manodidina ny 39 miliara ... tohiny
novalian'i Noue ny 27/03/2009 20:16
maronibe2 ( 27/03/2009 10:19)
Betsaka izay fikaonan-doha nisy izay Repoblika I -II - III izoa indray faha 4volavolaina,dia mbola tsy misy gasy mpanao politika vé mba afaka hisaina ,fa misy zavatra tena tsy voandingan'ny Malagasy ... tohiny
essera ( 27/03/2009 09:59)
Salama daholo, Rehefa nandinika aho izany dia miandry ilay audit angamba no azo ilazana azy, na inventaire, n'inon'inona e rehefa ahitana ny marina momba an'ilay gaboraraka be vita teo aloha no ten... tohiny
novalian'i fijo ny 27/03/2009 23:51
naughtyboy ( 27/03/2009 09:55)
Efa tsy eken'ny tany aman-danitra ny fangalaram-pahefana hita teo ka na hanova na tsia i andry ny constitution izay notakian'ny fikambanam-ben'ny Afrikana(A.U)ahitana firenena 53 izay tarihin'i Muam... tohiny
dofinois ( 27/03/2009 09:53)
We'd like to hear what you have to say. Email your views about what is happening in Africa to: africa@voanews.com. Please include your name and phone number if you would like us to include your comm... tohiny
novalian'i KALACK ny 27/03/2009 12:18
mibalika ( 27/03/2009 08:44)
miarahaba, asa aloha ianareo,fa zaho mahatsiaro ny filaharambary sy menaka ,ary tataraiko ny zanako zany ,fa nisy fotoana tsy misy ho hanina mihitsy tamin'ny andro ratsiraka,andro Ra8 mba tsy mandany... tohiny
novalian'i soanja ny 28/03/2009 18:52
shoooter ( 27/03/2009 08:22)
Tsy misy ahita tombotsoa amin'izao korotana lava izao isika e, ary tsy misy ahazo rariny amin'izao fifandrangitana lava izao, Ampidiro ao ampontsika Andriamanitra indrindra isika milaza fa samy kristi... tohiny
novalian'i xxx ny 27/03/2009 10:38
Andribe ( 27/03/2009 08:09)
Efa lafo ve le avion fa mety mahita olona hividy azy aho bizina bizina paiement sur 199 ans :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i xxx ny 27/03/2009 09:10
myari ( 27/03/2009 07:41)
Aleo i TGVendrana hiziriziry hanohy ny maha prezidan'ny fokotan'i Ambatobe, fa ny any no azony baikobaikona sy hampitahorina @ capsat fa ny mpiasam-panjakana kosa tsy ho azony @ izay baikon'olona tsy ... tohiny
novalian'i xxx ny 27/03/2009 15:55
Noue ( 27/03/2009 07:05)
dia inona koa ny manaraka ?? nga natokana ho an'tgvendrana ny kianjan'13 Mai ??? [b]Tsy manaiky ny hidinan’ny mpanohana ny “ara-dalàna” eny amin’ny 13 mey[/b] Manahy mafy ny hidinan’ire... tohiny
novalian'i Oay ny 28/03/2009 06:04
essera ( 27/03/2009 06:12)
Aleo hipetraka tsara ny fiangonanay satria : Misy antokon'olona tsy mankasitraka ny nidiran'i Arsevekan'Antananarivo tamin'ny zava-niseho teto amin'ny firenena na niditra tao daholo aza ni fiango... tohiny
novalian'i fijo ny 27/03/2009 23:53
Harinavalona ( 27/03/2009 06:11)
L'organisation d'une assise nationale le 02 et 03 Avril 2009 n'est pas réaliste. Tant que les mutins du CAPSAT sont là, il ne pourrait y avoir de sérénité. Les mutins constituent une menace per... tohiny
essera ( 27/03/2009 05:37)
Valin'ilay fanontaniana napetrako omaly hoe : "Zavatra 2 tsy zakan'ny Ra8" 1/ Tsy sahy miteny izy hoe "Jesosy Kristy". "Asaivo miteny ange Dada hoe Jesosy Kristy", dia tsy adika akaiky kely hoe "fia... tohiny
bazylou ( 27/03/2009 01:50)
voky atsatra tsy misy elegance iry!!! http://www.sobika.com/madagascar-photos/2008/journee-femme/antananarivo_001.php ... tohiny
novalian'i fijo ny 27/03/2009 23:10
bazylou ( 27/03/2009 01:02)
horakoraka sy vorivory eny rhetra eny ny an'ilay tim sy ra8ista fa tsy hita akory ze marina eo!! le lohany aza mbola nirifatra nilelapaladia any amin'ny maizina, le tany be sida indrindra eto afrika!!... tohiny
novalian'i yuka ny 27/03/2009 06:00
xxx ( 27/03/2009 00:06)
za d gaga mitsy...dondrona lotra ny vahoaka gasy...[b]tia ady atrano mitsiny...[/b]aiza ary ilay tia filaminana.mba manana saina ambony tia fandrosoana ve??? Zao vao teo no nigrevy ny iray , vita i... tohiny
novalian'i rajy ny 27/03/2009 17:33
klitika ( 26/03/2009 23:40)
Dia mody milaza hoe: "Aza mifaninana amin'ny fifidianana manaraka ianao ry sovalinay an". Satria hita amin'ny hetsiky ny olona izao fa tsy ho tafa akory ity soavaly betongotra ity. Dia inona indray... tohiny
novalian'i fijo ny 27/03/2009 23:05
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3545