Ho may kila firehitra raha zao no mitohy

1. Noue ( 27/03/2009 10:59)
dia mino ve ianarao fa ho araky tgv zany oe mitondra firenena zany ee ?? nga moa izy io train tgv hilalaovana ? jereo kely ireto zavatra miseho (mbola santihonany ireo)

Manodidina ny 39 miliara Ariary mahery isam-bolana ny vola andoavana ny karaman’ny mpiasam-panjakana,
Tsy maintsy voaloa ny karaman’ny mpiasam-panjakana, hoy ny Minisitry ny Vola sy ny Tetibola Razafimahaleo Benja
ny Fanjakana dia niezaka namerina ny filaminana, ny fampihavanam-pirenena, ny fahazoana ny fankatoavana iraisam-pirenena.

L'Etat est à court d'argent. Les bailleurs de fonds ont gelé les aides budgétaires.

Les USA suspendent l’aide de 110 millions $ (220 milliards Ar) du programme de lutte contre la pauvreté du MCC. Madagascar était le premier pays choisi par le MCC après sa création par en 2004.

Coup dur pour les opérateurs du tourisme qui ont misé sur le Sommet de l'Union africaine. Cet événement, prévu en juillet, ne se tiendra pas à Madagascar pour


La réunion spéciale de la SADC sur les possibles sanctions contre Madagascar aura lieu le 30 mars dans la capitale du Swaziland à Mbabane.

Depuis la prise de pouvoir d'Andry Rajoelina, les condamnations se multiplient, et tous azimuts n'hésitent plus à parler de « coup d'Etat ».

« Cet événement n'est que source de dépenses exhorbitantes pour l'Etat », avance ce responsable.

Études aux Etats-Unis - Départ compromis des futurs boursiers
De nombreux boursiers attendent jusqu'à maintenant leur départ pour les Etats-Unis. Leur sort est hypothéqué depuis la démission de Ravalomanana.


Finances - L'État réduit ses dépenses
La trésorerie de l'État souffre du gel des avoirs par les bailleurs de fonds. Le gouvernement de la transition se serre la ceinture.


novalian'i Noue ny 27/03/2009 20:16
2. Noue ( 27/03/2009 11:04)
dia mbola ao koa ny tsy hafalian'ny mpigadra

Pety Rakotoniaina
Nous remercions Andry Rajoelina pour cette mesure de grâce mais c'est insuffisant car elle est privative.

Général Andrianafidisoa
Ce qui veut dire à notre avis, que dès ses premiers pas, le régime Andry Rajoelina nous abreuve de mensonges ! ».

Voninahitsy Jean Eugène
Donc si nous demeurons dans la prison, tout le “vahoaka” malagasy et Andry Rajoelina seront des prisonniers eux aussi ! ».

. Si jamais un parmi nous sort, nous sortirons tous, quoi qu'il advienne, fut-ce au prix de mort d'hommes ! ».


mbola ao koa ny tsy faly sy tsy manaiky

Albert Zafy rejette les Institutions de transition.

les évêques appellent Andry Rajoelina et les membres du Gouvernement à ne pas être candidats aux prochaines élections présidentielles.

Les 6 ministres du gouvernement de la HAT n’ont pas encore été nommés.


dia mbola sahy may vava ihany momba ireo mpitolona oe

Tsy ireo eo Ambohijatovo mihitsy no hanome lesona momba ny demokasia eto”,
“izahay no tena tompony fa ny Tim dia mpindrana”.


[URL=http://img410.imageshack.us/my.php?image=sanstitrekj.png][IMG]http://img410.imageshack.us/img410/2026/sanstitrekj.png[/IMG][/URL]

dia io sisa no anjoha an'io V io eee!!!


3. ifiona ( 27/03/2009 11:07)
maty aho razako hozy essera zay :-D

le moins que l'on puisse dire, c'est que la situation s'est retournée contre tgv.



Comment empecher les prisonniers d'envisager une mutinerie?


:oops:
4. hery ( 27/03/2009 11:12)
Izany ny vokatry ny "tolona" rapida be TGV tsy misy recule.

Ngah vitan'ny tonga dia miditra eny Ambohitsorohitra dia lasa prezidà? Ravalo aza efa 7 taona no teo mbola sahirana ihany amin'ny fitondrana.

Tsy mipetraka ela ireo wah.
5. KALACK ( 27/03/2009 11:48)
Fito taona ve ry mbol ho sahiran ihany ts aleo marin izy niala teo le ,,, vola tsy toko ts forohan no alaina s indramin isambolana de oe sahirana ihany izy , ny tsy fahaizan mitantana firenena miiits no maha vendrana azy
6. peta83 ( 27/03/2009 12:19)
Mety ho marina ny teninareo saingy tsy mora zany mitondra firenena zany tsy hoe mitondra fianakaviana akory izy ty!ny tokony hatao zao d ny mivavaka ho an'ny Madagasikara fa tsy faly manakiana fotsiny ary indrindra ny tsy hiverenan'ny toy ny teo aloha itsony fa mba hiova am'zay ny fomba itondrana ity firenena ity.Ny momba ny gadra nivoaka ndray an, ra za Andry TGV averiko any am-ponja any reo fa tsy mba misy misaina na kely akory aza !zay ko no mahavo antsika gasy e, tsy mba mahay mankasitraka!
7. peta83 ( 27/03/2009 12:20)
Mety ho marina ny teninareo saingy tsy mora zany mitondra firenena zany tsy hoe mitondra fianakaviana akory izy ty!ny tokony hatao zao d ny mivavaka ho an'ny Madagasikara fa tsy faly manakiana fotsiny ary indrindra ny tsy hiverenan'ny toy ny teo aloha itsony fa mba hiova am'zay ny fomba itondrana ity firenena ity.Ny momba ny gadra nivoaka ndray an, ra za Andry TGV averiko any am-ponja any reo fa tsy mba misy misaina na kely akory aza !zay ko no mahavo antsika gasy e, tsy mba mahay mankasitraka!
8. Noue ( 27/03/2009 20:16)
tsy mora ny mitondra firenena fa noheverin'i tgvendrana train hilalaovana aza io firenena io ??? :^) :^) :^) :^)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0701