tsy aleo ity toa izay le soara be
1. bazylou
(
27/03/2009 01:50)
voky atsatra tsy misy elegance iry!!!
http://www.sobika.com/madagascar-photos/2008/journee-femme/antananarivo_001.php
http://www.sobika.com/madagascar-photos/2008/journee-femme/antananarivo_001.php
répondu par fijo le 27/03/2009 23:10
2. yuka
(
27/03/2009 05:37)
Raha ny sary no jerena dia ekena fa raitra tokoa,saingy tsy ny endrika sy bika ivelany no hosafidin'ny malagasy tia tanindrazana,fa olona matotra ho
amin'ny fampandrosoana ny firenena.
Izany indrindra no nahatonga ny taolo malagasy nanao hoe:NAHITA NY AKANGA TSARA SORATRA DIA NANARY NY AKOHO TAO ANTRANO
misy dikany ireny ohabolan'ny taloha ireny mba hoeritrereti-tsika taranaka aty afara.
Iza no manandanja kokoa ny AKOHOGASY sa ny akanga?
tsara soratra ny akanga fa tsy mahasolo ny toeran'ny akoho e! :D :) :P :lol:

5. ifiona
(
27/03/2009 07:13)
fa nankaiza marina hono ny "première dame" e? :lol:
toa manao ôtran' cecilia sarkozy izy ty, manjavona rehefa azon'ny vadiny zay tedaviny...
^^
toa manao ôtran' cecilia sarkozy izy ty, manjavona rehefa azon'ny vadiny zay tedaviny...
^^
6. Oay
(
27/03/2009 11:01)
yuka:
NAHITA NY AKANGA TSARA SORATRA DIA NANARY NY AKOHO TAO ANTRANO
:D :) :P :lol:
Nahita ny akanga tsara soratra ka nanary ny akoho tamana an-trano (izay vakiana hoe taman-trano)
Ny akanga rehefa lava ny helany d lasa manidina fa ny akoho rehefa tamana d miverina mody fona!
Hajao ny soa toavina fa io no maha Malagasy é!